ny finoana sy ny nofy!
1. jentilisa
(
29/10/2005 13:32)
Anisan'ny olana eo amin'ny Fjkm sy ny Fpvm ihany koa ny filazana ny dikan'ny nofy ataon'ny Prezidan'ny Fpvm. Araka ny hevitrareo misy dikany ihany ve ny nofy sa tena tsy misy ilAna azy mihitsy? nanambara zavatra teo aminareo ihany ve ny nofy sa dia tena antsoina hoe nofy ririnina tokoa?
Raha azo atao aleo miseho tsara amin'ny pseudo-ntsika isika fa fahalalahana sy fandraisana andraikitra no tanjon'ny adi-hevitra!
Raha azo atao aleo miseho tsara amin'ny pseudo-ntsika isika fa fahalalahana sy fandraisana andraikitra no tanjon'ny adi-hevitra!
novalian'i hertix ny 07/01/2006 06:57
2. dadabe
(
29/10/2005 14:00)
ka na tao anaty baiboly aza anie dia nisy ny olona nanonofy ary tsy natao ambaninjavatra e.
ohatra: Mpanjaka Nebokadnezara ao @Daniela toko faha II
daniela sns...
don amiko ny nofy dia misy ,ary misy heviny ./.
ohatra: Mpanjaka Nebokadnezara ao @Daniela toko faha II
daniela sns...
don amiko ny nofy dia misy ,ary misy heviny ./.
3. rongatry
(
29/10/2005 15:20)
hay ve dadabe io mahay zavatra be toy izao e !
Marin'izany e ! misy dikany ny nofy ao anaty bible, toa any @ Mpitoriteny moa lay hoe : " fa toan'ny hanaovan'ireo ny nofiny tsinontsinona no tsy ... " ohatran'ny hoe tokony asiana lanjany izany ny nofy fa misy dikany, fa raha manao azy tsinontsinona dia tsy mety.
Ary matetika koa tao anaty bible anie, @ alalàn'ny nofy no hampitan'i Jehovah ny didiny sy izay ilainy e ! zay aloha no mba hevitro : MISY DIKANY NY NOFY

4. hery
(
30/10/2005 09:06)
Ny nofy dia mety vokatry ny zavatra maro... Misy vokatry ny fijerevana film horreur :-) misy vokatry ny sakafo nohanina, misy vokatry ny adintsaina, midy vokatry ny toetr'andro (nofy ririnina) misy vokatry ny fahasalamana tsotra izao... ary misy vokatry ny revirevy fotsiny. Dia iza amin'ireo no tokony horaisina hoe hafatr'Andriamanitra?
Raha ohatra ka misy mifoha tampoka avy any, ohatra hoe i Pasitera Andriamanjato, efa ela naniriana ny mba ho eo amin'ny fitondrana izy ka mety hanofy hoe lasa prezidà, dia miteny izy hoe nanofy aho fa izaho no prezidà (tena marina ilay nofy ohatra) dia hanaiky ve nareo hoe aleo izy atao prezidà fa mety sitrak'Andriamanitra izany?

5. hps
(
30/10/2005 19:06)
Ny @ hoe nofy aloha amiko tsy de azo ampifandrafesina @ ny Finoana @ izao vanin'andro hiainantsika izao satria tsisy intsony ilay fahitana amiko mantsy ny fahitana vokatrin'ny nofy raha aran-tantara;saingy izao kosa dia ny Finoana no ambony indrindra raha ampivadiana @ ilay Fitiavana tena didy lehibe avy @ A/tra;raha ny olana eo @ FJKM sy ny FPVM indray araka ny fihevitro dia olona zanakin'ny FJFM ihany ireo namorona ny FPVM satria tsy mankasitraka ny fampivadiana ny tontolon'ny pôlitika sy ny Fiangonana de nisitaka,ary mety noho izany koa no anejehana azy.Heritreritra ihany ny ahy ry namana fa za ndray sady tsy ao @ andaniny no tsy ao @ ankilany sady tsy nisy tsindri-mandry t@ nofy koa ka asa angamba:wink::idea:
6. jentilisa
(
31/10/2005 07:12)
Mety ho marina ny tenin'i hps hoe mampisintaka ihany koa ny fampiarahana loatra ny fiangonana sy ny politika.
Fa mba misy fanontaniana indray ity!
Ianareo ve tsy efa mba nanonofy ohatra hoe niala nify izany dia rehefa avy eo hita hoe tsy afa-panadinana, tsy nisondrotra kilasy na voaroaka na niala tamin'ny asa ilay izy ohatra...na rehefa ny nify rehetra ohatra dia milaza faharerahana tanteraka izay!

7. bichette
(
31/10/2005 07:47)
arakaraka ny zavatra bedabe io araka ny tenin'i Hery tsiky dé ampy fa tsy azo atao no tonga dé miteny hoe fanambarana foana ny nofy. raha nisy zavatra mi obsédé anao nandritra ny andro iray ny alin'iny enao mety manofy ilay zavatra
9. ngou
(
31/10/2005 10:17)
fa tsy misy mahazo intsony ny dikan'ny nofy @ izao fotoana izao, nefa mety misy dikany marina io
taloha mantsy ny olona mifandray direct @ ANDRIAMANITRA @ halalan'ny nofy
taloha mantsy ny olona mifandray direct @ ANDRIAMANITRA @ halalan'ny nofy
14. Veloo
(
31/10/2005 20:26)
o ry sonwin a inn ty lazainao? tsy nofy io no lazaina fa nofy afa...
Ny olana @ teny gasy ny nofy dia iray nefa misy dikany roa izy io:
nofy=reve
nofy=vision
ny an'i sonwin
nofy=corps sa ahona?
Ny olana @ teny gasy ny nofy dia iray nefa misy dikany roa izy io:
nofy=reve
nofy=vision
ny an'i sonwin
nofy=corps sa ahona?
15. sonwin
(
31/10/2005 20:57)
hay ve e:), tsy iray ihany io fa ny olona no manafangaro ny nofy, tsindrimandry, fahitana:P
16. boubounezy
(
31/10/2005 21:00)
ny nofy @ko dé ny fiainana ho avy na ny efa lasa kou aza ka mitana importance @ fianana mitsy.
jentilisa:
Anisan'ny olana eo amin'ny Fjkm sy ny Fpvm ihany koa ny filazana ny dikan'ny nofy ataon'ny Prezidan'ny Fpvm. Araka ny hevitrareo misy dikany ihany ve ny nofy sa tena tsy misy ilAna azy mihitsy? nanambara zavatra teo aminareo ihany ve ny nofy sa dia tena antsoina hoe nofy ririnina tokoa?
Raha azo atao aleo miseho tsara amin'ny pseudo-ntsika isika fa fahalalahana sy fandraisana andraikitra no tanjon'ny adi-hevitra!
18. arena
(
01/11/2005 08:59)
amiko aloha dia misy dikany ny nofy fa tsy azo tsinitsiniavina , nefa misy karazany ihany koa , fa raha tena mivavaka ianao , dia ampisehoan'Andriamanitra @ alan'i nofy izay tinao na ny ho avy aza dia hambarany
19. jentilisa
(
01/11/2005 10:30)
Iza ianareo no efa nanonofy toe-javatra nitranga iray dia tena nisy tokoa izany avy teo?
Misy ve?
Misy ve?