Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
boana ( 03/11/2005 08:37)
slt
mety any ve no ahitanay izay mba mety ho sipanay eh!... tohiny
novalian'i Veloo ny 04/11/2005 20:59
boana ( 03/11/2005 08:22)
Taxi-brousse
tena tsarra izao ilay fihaonana @io fotoana io an,nefa de za de tsy be resaka loatra sa di tsy de manana namana loatrra fa tia mangiana eh!!!!!! @io fotoana io angamba de mba hanana namana @izay n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/11/2005 23:11
majakely ( 03/11/2005 07:55)
Ny hasambarana tsy hoe .......
Inona toko no atao hoe fahasambarana ??? ......... tohiny
novalian'i majakely ny 10/11/2005 11:04
pika ( 03/11/2005 07:51)
dia izay mitaky ve dia .......
mba nanaitra ny saina ihany ny naheno fa nesorina tsy ho mpiasampanjakana intsony ny filohan'ny komitin'ny mpiasampanjakana raha mba nitaky efa ho 2taona izao ny mba hanondrotana ny karama farany amba... tohiny
novalian'i Angie ny 07/11/2005 11:27
jentilisa ( 03/11/2005 07:19)
mipatitaka ve ny mpanohitra?
Nanao fanamabarana Atoa Alain Ramaroson fa tsy misy izany fihaonana amin'ny mponion'Antananarivo amin'ny 13 novembre izany fa amin'ity volana ity ihany aloha e! Mahavariana! tsipahiny izany ny 13 nove... tohiny
novalian'i pika ny 04/11/2005 07:58
ari.malala ( 03/11/2005 07:18)
tiko raha mba....
Nenjehin'ny ours ony zany ny bitro... ours :" tsy maintsy trtrak oelà androany r'ilay bitro kely vendrana iy a" bitro, ndana lesy elà r'le ours adala b ty mande any a nande ihany d nifanompa ô... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:24
jentilisa ( 03/11/2005 07:15)
Sady ampakarina ny vidin-jiro no mitohy ny delestazy!
Sao dia tsy mety kosa izany ry zareo: efa re izao fa hiakatra ny vidin-jiro nefa eo ankilan'izay tsy nisy mihitsy ny fanambarana fa dia ho tapitra ny delestazy! mazava izany! Toy ny misy fifaliana ... tohiny
mahintsy ( 03/11/2005 04:46)
sarin'ny artista *.jpeg
salut! daholo hono hoa ry zareo, sao de mba manana ny sarin'ireo artista gasy ireo ianareo de mba omeo izahay e, mba ho jerijerena eto @ écran.:) ramangamalefako@yahoo.fr... tohiny
novalian'i hery ny 03/11/2005 10:21
hery ( 02/11/2005 23:15)
Yahoo messenger sns... tsy mila install
Raha sendra any amin'ny cybercafe na any antranon'olona ianareo ka mampiasa ordinateur tsisy yahoo messenger na msn messenger dia azonao ampiasaina ity site eto ambany ity. Mahasolo yahoo, msn, aol sn... tohiny
novalian'i tsoupou ny 14/11/2005 08:04
xxx ( 02/11/2005 20:11)
ilay teatra
salama, mba hafa koa ilay teatra t@ 29 okt teo an, tiako be aloha ilay izy e. Tsy nampoiziko, miady rima ohatra ny hoe tonokalo daholo ve hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany, nefa tsy nankala... tohiny
novalian'i xxx ny 06/11/2005 19:45
jamal ( 02/11/2005 18:41)
Andriamanitra tokana ihany (monotéïsme)
Izaho aloha dia miezaka mampita @ namana rehetra fa Iray ilay Tompontsika : Kristy,Iaveh na Allah. Betsaka ny boky sy lovantsofina milaza ary manaporofo fa tsy vitan'ny mifandray akaiky ireo finoana ... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 08:52
jamal ( 02/11/2005 18:25)
misy anciens esca ve ato ô?
Mitady pianatra tao @ esca antanimena mba hiresaka ny momban'ny anciens raha efa misy raha tsy izany ndao atao.... tohiny
ff ( 02/11/2005 18:11)
Mitady tononkiran'i Jeneraly
Mba andefaso ny tononkiran'i Jeneraly (duo), le misy hoe: fa tiako loatra ianao... tsy safidy velively... matoa aho tonga aty. Miala tsiny fa tsy fantatro ny lohateniny. Msaotr'o!... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 20:49
pissoa ( 02/11/2005 17:50)
teny malagasy
manao ahoana o, mba misy afaka manazava ve : 1 - rehefa misy manontany ohatra hoe: [b]ianao angaha tsy nanao entimody?[/b] ka mamaly ny ianao hoe [b]an an an[/b] dia inona no dikany - "nanao ent... tohiny
novalian'i eprom ny 14/11/2005 15:13
koloina ( 02/11/2005 17:15)
rehefa tena tia !
nareo ve ry reto rehefa tena tia olona iray de mba ahoana ? dia n'inn'inona ve ataon'ilay olona iray ,na dia efa nampirafy anao aza , efa tratranao dia , avy eo izy mifona sy miverina aminao indray d... tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 06:08
koloina ( 02/11/2005 17:08)
tara @ mpihira
Tsy haiko ry zareo na normal na tsia izany hoe tara à mpihira zany , nefa za efa miaraka @ olona fa tena vao mahita na mijery clipn'iny andry "(tarika hirah iny) za de tena tara be ... tohiny
novalian'i koloina ny 03/01/2006 15:20
anare ( 02/11/2005 16:45)
saliii
mba hono ho aho ry reto, dia tena tsy afaka manambady tokoa moa izany eto frantsa eto raha tsy manana papier sa ahoana... tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2005 22:30
Fanja1 ( 02/11/2005 15:48)
Passeport biométrique.La France à la traîne
La photo numérisée et bientôt les empreintes digitales, voilà ce que contiendra la puce électronique insérée dans le futur passeport biométrique. Indispensable pour se rendre aux Etats-Unis, c... tohiny
ari.malala ( 02/11/2005 14:53)
mitsikitsiky refa...
tao @ toby fitsaboana adala no nitranga ny resaka, nitazana teo ambaravarankely ony zany i Leksisy d niresaka ny mpitsabo anazy, jereon'ise anie ty Leksisy e, efa mihatsara kosa angamba izy io ,fa in ... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/11/2005 21:40
xxx ( 02/11/2005 13:03)
Mba fantatrareo ve?
Ianareo va sao dia mba mahalala site ahafahana mandefa sms gratuit. Mba mitady aho hatramin'izao fa tena tsy mahita mihitsy. Raha sendra mba mahita ange ianareo dia mba apetraho eto ny anaran'ilay sit... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 21:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.2412