slt

1. boana ( 03/11/2005 08:37)
mety any ve no ahitanay izay mba mety ho sipanay eh!
novalian'i Veloo ny 04/11/2005 20:59
2. pika ( 03/11/2005 09:57)
nga hono tena :-*
3. fasaly ( 03/11/2005 17:48)
possible mintsy e! any toi zany no mitily aloha de avy eo mampiresaka de manome rendez vous, de .....
4. Veloo ( 03/11/2005 18:39)
boana a aiza? tsy mazava ahy ny resakao?
5. cutie ( 04/11/2005 03:35)
boana [ Valio ] 03-11-2005 12:37:53
Lohateny : slt
mety any ve no ahitanay izay mba mety ho sipanay eh!

mety ka
veloo njy mampime ka :-D
6. Veloo ( 04/11/2005 20:59)
cutie a ka tsy mazava knou mety any aiza???? sa za ko angamba no tsy mahay teny gasy kle :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.181