Yahoo messenger sns... tsy mila install

1. hery ( 02/11/2005 23:15)
Raha sendra any amin'ny cybercafe na any antranon'olona ianareo ka mampiasa ordinateur tsisy yahoo messenger na msn messenger dia azonao ampiasaina ity site eto ambany ity. Mahasolo yahoo, msn, aol sns
http://www.meebo.com/
répondu par tsoupou le 14/11/2005 08:04
2. lapino ( 03/11/2005 09:42)
Misaotra aloha fa tena interessant ilay site e! :)
Ilay cybercafé mihitsy no tena ilana azy.
3. watafon ( 03/11/2005 18:17)
hery : misaotra fa nanampy tokoa e! nisy machine nanana olana taty fa tsy mety installer-na ny yahoo sy msn messenger nefa t@ ty tonga dia nande e!^:^^:^
4. Veloo ( 03/11/2005 20:31)
hery ny ahy tsy mety mihitsy, mila ny admin fona vo afaka mampiditra nga tsy loza e:cry:
5. Veloo ( 03/11/2005 20:46)
hery a to nande ihany ilay izy fa ny olana izay nataoko namana ihany no ao tsy tafiditra any @ tsaty za. hihihihi fa tsy ratsy aloha e,
misaotra o
6. xxx ( 04/11/2005 03:24)
d sahinareo ve ny mampiditra mot de passe eo rankizy?
7. watafon ( 04/11/2005 10:15)
xxx: fa ahoana moa ?
8. ari.malala ( 04/11/2005 12:10)
hery, misaotra betsaka fa tena afapo e :) mety tsara e :)

xxx fa we manin no ts hampiditra mot d passe?
9. Veloo ( 04/11/2005 19:07)
inn moa ny olana?
10. watafon ( 06/11/2005 20:26)
za kooa ary mbo gaga fa mety tsara le izy k ! d mbola missaotra ry hery an !
11. hery ( 08/11/2005 15:03)
Raha te hahita anah ao amin'ny yahoo dia mpitantana ny yahoo id-ko :-)
12. satasol ( 08/11/2005 21:34)
Tena mety ilay meebo fa misaotra ny namana Hery.


13. lapino ( 09/11/2005 04:44)
d sahinareo ve ny mampiditra mot de passe eo rankizy?

Mety ho marina ihany izany kle!
Zany hoe efa tafiditra le izy :roll:
14. sipagasy ( 11/11/2005 15:48)
tena mahafinaritra fa misaotra e!
15. hery ( 11/11/2005 16:13)
lapino>
De isika ve no ho ratsy vitana indrindra :-) toa betsaka ihany no mampiasa n'io eran-tany.

ery ambany ery aloha misy hoe
Passwords encrypted with 1024-bit RSA keys

De ao amin'ny Privacy misy hoe
We do not store your data - Our friends use meebo too! We wouldn’t have any friends if we shared their private info with others! We do not store your personal data like chat logs, buddies, passwords, etc. In the future we may add features that will require us to store your data (like global signon, logging, etc). We will only do so with your permission.

16. xxx ( 12/11/2005 04:33)
hery> ny faitako an'io d site web ampiasaina "service secret", ary tsimaintsy manoratra ireo izy noho ny antony iaraha-mahalala.
17. hery ( 12/11/2005 08:32)
xxx> en tout cas, ny tanjona dia ahafahana mampiasa yahoo IM sy msn na aol sy gmail. Ireo rehetra ireo dia gratos daholo. Ka zao atao tsara ny mamorona adiresy raim dia iny no ampiasaina. Ilazana fotsiny ny namana hoe ato aho no hitanareo :-)

Am'zay de tsy voatery hampiasa ilay sekré be :-D
Iza koa moa no hametraka sekré be @ yahoo?
18. xxx ( 12/11/2005 21:23)
reny yahoo sy hotmail sns... reny mitsy ni apesain'ny mpampiorohoro k. ra tsy reny mantsy tonga d ita any @ provider. Marina fa tsy apiorohoro enao nefa tsy azo antoka ko oe sao d ry zala no tompon'io site io ampesainy ny adiresinao any aoriana !
19. tsoupou ( 14/11/2005 08:04)
Misaotra indrindra amin'ny fanampiana Mosé Hery a, izahay aty Gasikara no tena hitako fa mahazo tombony amin'ny zavatra voalaza eto amty forum ity. Ny ahy ny mba tiako hanontaniana dé hoe : Ahoana ny ahazoana Windows XP SP2 sy ny mi-installé azy tsy misy problème.
Misaotra @ fanampiana sy valin-kafatra rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088