tara @ mpihira

1. koloina ( 02/11/2005 17:08)


Tsy haiko ry zareo na normal na tsia izany hoe tara à mpihira zany , nefa za efa miaraka @ olona fa tena vao mahita na mijery clipn'iny andry "(tarika hirah iny) za de tena tara be an!nefa za ange tsy adolescent intsony kanefa dia tena potika tanteraka e!
mana ny vcd betsaka misy an'iny za,;ka refa mba manina an'ny dago de iny no jereko, dia ilay misy azy foana eeee! :-P
raha mba misy manana ny coordonnées -any anie dia mba omeo za eeeeeeeee! na dia mba corres fotsiny aza eeeeeeeeeeeee, na ny sariny ! hahaha:lol:
novalian'i koloina ny 03/01/2006 15:20
2. fasaly ( 02/11/2005 18:22)
mitovy zany tsika st injy fa ny ahy injay amobonjona no henoiko sy jereko foana! i rakix....aleo lazaiko mintsy
3. Veloo ( 02/11/2005 18:54)
za ndray tara amin'ny hira fa tsy ny pihira kle :-D
4. cutie ( 02/11/2005 19:21)
za ndray ni nahatara anahy t@ mpihira le taorinan'ny concert satria nifanena taminy mivantana :-D
5. Veloo ( 02/11/2005 19:51)
o retsy a na la na vavy ve? ry cutie? hihihihih
6. cutie ( 02/11/2005 19:57)
lahy ka
7. Veloo ( 02/11/2005 19:59)
hihihi:-D:-D
8. ravakamalala ( 02/11/2005 21:38)
Ra kix aloha trop e! ny bikany no tena maharava, dia ny tarehiny koa aloha e! fa iza ilay andry (tarik ahirah) fa tsy fantako!
9. Veloo ( 02/11/2005 21:59)
mba tsara ve i ra kix e? tsy mbola hitako :-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 02/11/2005 23:01)
za tsy tian'i ra kix :-D
11. Herimiafina ( 02/11/2005 23:55)
koloina:

Tsy haiko ry zareo na normal na tsia izany hoe tara à mpihira zany , nefa za efa miaraka @ olona fa tena vao mahita na mijery clipn'iny andry "(tarika hirah iny) za de tena tara be an!nefa za ange tsy adolescent intsony kanefa dia tena potika tanteraka e!
mana ny vcd betsaka misy an'iny za,;ka refa mba manina an'ny dago de iny no jereko, dia ilay misy azy foana eeee! :-P
raha mba misy manana ny coordonnées -any anie dia mba omeo za eeeeeeeee! na dia mba corres fotsiny aza eeeeeeeeeeeee, na ny sariny ! hahaha:lol:


Manomboka eo izany ny fitiavanao azy kou. ADMIRATION aloha no voalohany na Eros, voasariky ny hatsaran'ny zavatra iray ny sainao kalongany. Izay no précurseur an'ilay fitiavana voalohany. Tsy voatery bika foana koa fa mety toetra, mety personnalité, mety fahaizana, mety manière d'être, sns.

Rehefa tafiditra amin'izay ianao dia miditra indray ny Fila na ilay fitiavana payé en retour, ilay donant-donant (sosotra ny olona eo raha mahatsapa fa tsy payé en retout ny fitiavany).

De refa tena lafatra ny fitiavana dia miditra amin'ny Agape amin'izay, misy ny fandeferana lalina, ny sacrifice, sns. Vitsy ny manana an'ito toetrana fitiavana fahatelo ito.

Ka noho izany dia tsy hitako ze tsy mahamety ny fahatarana amina mpihira iray. Principe tsy zakan'ny sain'ny olona sasany fotsiny izany hoe tamin'ny télé na amin'ny spectacla no nahitana azy de tiavina. principes, sns tsy misy ifandraisany amin'inon'inona, fa na mpihira na tsy mpihira ilay olona dia mitovy foana.

Mila herimpanahy goavana be vao maha-maîtriser an'izany.
12. jennifer2 ( 03/11/2005 01:11)
tena marina daholo ireo voalazan'i Herimiafina ireo.
Ny ahy mantsy zao haiko ny manaka hoe tiako ve (amour agape) sa mahafinaritra ahy (amour eros) le olona na le mpihira. ohatra, ny ahy zao de fantatro fa mahafinaritra ahy i Andry ao @ Hirah. talohan'ny nahafantarako fa mihira izy de efa nahafinaritra ahy.
Fa ho an'i Ravaka, mijere tele MBS fa mano fandaharana momba ny sary "Telomiova "ao izy isaky ny samedi hariva. de hitanao na mahafinaritra anao izy na tsia. tandremo sao tara eo koa fa lasa betsaka eo ny candidate an!
13. pika ( 03/11/2005 04:45)
za zany mitaky mpihira tsy vitan'ny tsara feo fotsiny fa mba mahafatifaty na vavy io na lahy
koa raha io no tafaraka dia ilay hira aza oh ny milay fa tsy tara @mpihira izany ka
andraso aloha hieritreritra hoe iza ary e:roll:
14. majakely ( 03/11/2005 05:26)
:} normale be io koloina ,tsy njy rery ....fa tsy maninnn io ka .....nofinofy fotsinyy fa tsy tena izy !!!!
15. mamzelkely ( 03/11/2005 07:19)
za kosa alo kix tena mhhhhhhh za efa manana sary miaraka aminy fa tena mbola mhhhhhhhhh... potika kely mits..:lol:
16. estine ( 03/11/2005 07:34)
amour impossible e aza manonofy eo " kala " 'reto mijanonà eo@ le admiration sao mamono tena eo ,soa fa teo hery nanazava ny fitiavana fa ts zany jamba mifampitanan nareo.....

17. estine ( 03/11/2005 07:50)
samy bogany aloha izy rola reo eh ary le leader vocal vaovao an'i MAGE 4 nga ts tinareo:?::idea:
18. pika ( 03/11/2005 08:08)
ny zavatra mitranga koa anie matetika @ olona raikipitia @mpihira .... rehefa fantatra @zay fa hoa nanambbady na iry hono ny sipany dia tandremo aza sao lasa saropiaro @tsy misy dikany eo dia lasa tsy tiana indray :lol:
19. mamzelkely ( 03/11/2005 08:10)
le izy alo de marina fa admiration fa naizany aza anie ao ihany le fitiavana...:}
20. Herimiafina ( 03/11/2005 08:35)
Tandremo fa io admiration Eros be io no fototry ny loza rehetra ao antokantrano iray, io no mahatonga fampirafesana, filana hafa, sns.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2508