Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jentilisa
(
05/11/2005 07:50)
adiny roa monja no mandeha ny jiro ao Toliary isan'andro?
Tsy mbola nisy tahaka ity koa angamba. Disoy na hamarino ry zareo ao Toliary. Adiny iray ny maraina, adiny iray ny tolakandro no mba mirehitra ny jiro ao Toliary nefa dia aloa isam-bolana ihany ny hof...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 10/11/2005 09:24
dadabe
(
05/11/2005 05:49)
Fanambarana
Hilazana isika vahoaka virtoaly rehetra eto @ tontolon'ny planeta serasera fa hisy ny [b]MARIAZY MIARA-MIZOTRA VIRTOALY[/b] hatao atsy ho atsy,
koa ianao izay tsy mbola manana partinera dia misorata ...
tohiny
novalian'i sasa ny 24/11/2005 08:02
xxx
(
05/11/2005 03:42)
Efa tsapaanreo ve?
Nareo ve efa nahatsapa fa vao maika mampitsiriritra ny bandy ny sipa refa tsy mety azony?
Misy manko ny bandy sasany,ilay zatra manenjika sipa be reny sy malaza mahazaka sipa betsaka reny no lasa gai...
tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 01:36
xxx
(
04/11/2005 23:20)
mihorohoro ny frantsay
Mihorohoro tanteraka ny Frantsay anaovan'ny tanora silamo azy. Mbola silamo ihany koa no mody ataon'ny gazetim-panjakana interview, nefa ny zanany aza ampanaoviny suicide?????
Ho fantany ihany angamb...
tohiny
novalian'i kally ny 15/11/2005 16:20
kally
(
04/11/2005 19:03)
Andao hifanakalo fika
Samia mba milaza izay torohevitra mahasoa hampamiratra ny ao an-trano eto e!
Ohatra hoe rehefa manasa fitaratra dia asiako ammoniaque kely rano anasana azy dia gazety no hanamainako azy dia mamiratra...
tohiny
novalian'i Sorate ny 16/02/2006 10:04
kasikety
(
04/11/2005 18:18)
valin-dresaka
mety mitia olona betsaka ny olona iray saingy tsisy mitovy ny fomba itiavany azy....
tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2005 20:35
Missie
(
04/11/2005 17:58)
Fitiavana marina
:lol:Aiza kay nareo mipassé reveillon???????
Aza gaga oe ato am antson'i Fo nataoko lé izy an! lé titre efa mba misy idiran'ny antson'i fo iany:lol:...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2005 20:43
Missie
(
04/11/2005 17:50)
iza no iza???
mandalo ato eritreritro oe: mba mifampatsiaro veuh tsika :-D asa raha mbo hahazo klioooo izy ty :-D...
tohiny
novalian'i Missie ny 21/11/2005 15:16
tsangana
(
04/11/2005 16:06)
hira gasy opera
Manan-kevitra hanao comedie musicale aho ka ny HIRA GASY no mba tiako atao fototra sy alaina tahaka.Mba misy mazoto ve isika hanome sosok'evitra sy toro-hevitra....
tohiny
novalian'i sonwin ny 07/11/2005 20:12
xxx
(
04/11/2005 14:53)
Mitady an'i Erika JOERG !
Izay mahita ka mahafantatra an'i Erika JOERG mba lazao aminy ity antso ity : vehivavy gasy tao @ ESCALE no mitady! tsy niova ny phone-ko sy ny ville ipetrahako!Namana tena mahafinaritra ianao nefa dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/11/2005 13:39
estine
(
04/11/2005 11:32)
RY PAZZAPA III HISEO ANTSEHATRA TENA IZY
ANAO AHOANA IO :?::?::?: ho tafa ihany sa:?:
pokona be io ,miaraka@ album
ndao dôly hoany e!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2005 22:21
watafon
(
04/11/2005 10:27)
Iza aminareo kay no mahay TAROT ?
Mba manontany za fa sao dia mba misy tia milalao TAROT ato amintsika namana na hoe liana te hahafantatra hoe inona izany TAROT izany ?...
tohiny
novalian'i watafon ny 23/11/2005 10:36
jentilisa
(
04/11/2005 06:34)
korontana region parisienne: hazavao aminay!
Hita amin'ny tele ny fandoroana fiara ataon'ny sasany ao frantsa ao isaky ny alina. Lazaina fa nohony nahafatesana zatovo roa no anton'izao korontana izao. Toa tsapa anefa fa tsy voalaza ny zavatra re...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 16/11/2005 15:48
xxx
(
03/11/2005 18:59)
Fanontaniana
Afaka mitia olona roa ve ny olona iray ?...
tohiny
novalian'i hesham ny 07/11/2005 15:42
andrykely
(
03/11/2005 14:31)
Ra-FITIAVANA sa RaVOLA
Ataoko angamba fa tsy vaovao amintsika ity resaka ity,nefa mba tiako ifampizarana aminao satria tantara nahazo ahy.Nifankatia tamina tovovavy iray aho nandritra ny herintaona sy tapany izay.Izaho dia ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 21:29
ari.malala
(
03/11/2005 13:30)
bevoka misy kyste
inona kay ny mety ho voka-dratsiny? d tsy maintsy didiana v?...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2005 22:16
SaNja
(
03/11/2005 12:21)
Iza no Malagasy tena mahay mitendry gitara indrindra
Salama e,
Ampitiavana be be no izarana aminareo ny vetsovetsopo. Namako daholo na dia ny faran'izay tsy tia ahy indrindra aza
Efa io amin'ny loha-teny io ny fanontaniana "Iza no Malagasy tena ma...
tohiny
novalian'i prime ny 17/01/2006 11:22
jajaf401
(
03/11/2005 10:47)
MANINONA MOA TSY VEHIVAVY INDRAY NO FIDINA @ 2006/2007 ??
Sao de mba efa tokony ho vhvv amizay ny filoham-pirenentsika eto Madagascar???
Ny antony manko de mitady isika izay olona ho credible (@ ankapobeny), kanefa antsika mahita fa mila fandresen-dahatra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 21:42
bichette
(
03/11/2005 09:16)
tofu
inona marina io tofu io ? aiza no ahitana an'io...
tohiny
novalian'i kantonirina ny 02/02/2006 13:09
jentilisa
(
03/11/2005 08:48)
fanjihitra (tvplus) alarobia 02 nov 2005: fjkm # fpvm
Nisy fandaharana tao amin\'ny tvplus Madagasikara omaly alarobia ka tateriko eto araka izay azo atao sy amin\'ny fijery tsy mitongilana mihitsy aloha!
ny mpanentana moa dia Atoa Ismael Razafinarivo...
tohiny
novalian'i Rianaah ny 31/05/2015 20:34
