bevoka misy kyste

1. ari.malala ( 03/11/2005 13:30)
inona kay ny mety ho voka-dratsiny? d tsy maintsy didiana v?
novalian'i fijo ny 01/12/2005 22:16
2. bnoty ( 03/11/2005 14:26)
bevoka misy kyste zany nge tsy ho tafapetraka ao zany ny zazakely raha ny fahafantarako azy aloha satria tokony alàna aloha 'lay kyste fa raha tsy zany dé mety tsy hahazo zaza fa ho afaka foana.
3. Veloo ( 03/11/2005 16:31)
ari. a marina io lazain'i bnoty io tsy ho tafajanona ny zaza no sady misy prolema aky raha ohatra mivoka eo ilay zaza a...
4. watafon ( 03/11/2005 17:57)
raha mbola kely ilay kyste d mety tsy hisy problème ny vohoka fa raha efa lehibe kosa d mety hisy fahasarotana ny fitondrana vohoka
5. watafon ( 03/11/2005 18:26)
fanampiny kely : ka noho izany dia manatona spécialiste(gynéco-obstétricien) fa izy irery ihany no afaka mi-décider oe possible ho tonga volana tsy hisy olana v ilay zaza ao an-kibo sa tsy maintsy esorina ! miankina @ haben'ilay kyste sy izay troubles entiny mantsy no hahafantarana izay !
6. Veloo ( 03/11/2005 18:31)
kay i watafon dokotera knou ary tena mbola kely anie i se zany e nefa dia efa dokotera..:-D:-D:-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 03/11/2005 18:33)
Misy vevavy fanttaro zay aza efa misy fibrome ngodabe no mbola bevohoka be ihany, fa refa teraka kalongany de nalana ilay fibrome e. Fa sahirana mihintsy ihany aloha, mitebiteby nandritry ny sivy volana.
8. Ralay ( 03/11/2005 20:06)
>ari.malala: Fa aiza aloha no misy ilay kiste fa raha tsy ao @ uterus dia tsy misy atahorana. Tsy voatery ho didina koa ny kiste fa azo levonina tsara koa ireny raha mbola vao manomboka.
Mahereza e
9. Veloo ( 03/11/2005 20:08)
iny ko misy dokotera iray ry ari an...
10. fijo ( 03/11/2005 21:39)
za efa nahita oloa nisy kyste kely tao amin'ny tranonjaza,nefa mbola hafaka niteraka roa.
11. Veloo ( 03/11/2005 22:16)
tsara vitana zany ilay ramatoa ry fijo a
12. fijo ( 03/11/2005 22:22)
asa fa dia roa ny zanany.fa le izy koa toa zavatra kely toa ny kanety no ao ko.
13. ari.malala ( 04/11/2005 05:45)
Misaotra anareo rehetra efa namaly aloha e :) le kyste zany @ ovaires e, d poly microkystiques le izy ka eo no mampatahotra satria d marary foana ny kibo, ny vohoka mbola 1volana sy tapany...
14. watafon ( 04/11/2005 10:21)
k uni latéral sa bilatéral kay le kyste ? ka raha marary fôna zany le izy d mba efa nijery DR v nefa sa ? misy marary fantatro zay mantsy tsy nety soulagée mihitsy ny douleur d tsy maintsy nosokafana nesorina tao le kyste e!
veloo: efa antitra ry ise fa za mivanitika fôna d mitaàna e! :-D:-D:-D
15. ari.malala ( 04/11/2005 11:28)
watafon, ts haiok na unilateral na bilateral fa mbola kely bilitsika kely le izy t@ nanao echo farany, d maly ah tany @ dr d ozizy we norm ony ra marary le kibo fa fombany ihany zany @ volou... ts haiko...
16. Ralay ( 04/11/2005 13:33)
ari.malala> Raha mbola microkyste zany dia tsy misy atahorana fa atanjao foana ny saina fa aza afantoka @zany fa manjary vao maika tsy mety.De toute les façons surveillée tsara njy ka raha vao misy tsy mety ao tsy maintsy mampandre anjy foana ny dokotera rehefa manao contrôle.
Courage e
17. ari.malala ( 04/11/2005 13:52)
merci Ralay :-):-*:-*
18. Veloo ( 04/11/2005 18:44)
watafon a tena tsara kosa zany ka io ihany ny fanafody mapatanora eeeeeeee:-D:-D
19. booboo ( 04/11/2005 21:10)
bonne grossesse ô !
20. foutsy ( 04/11/2005 21:33)
Salût daholo e!
ari-malala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8474