bevoka misy kyste

61. fijo ( 24/11/2005 23:54)
i veloo atao hoe Ve ka,amin'izay mitovy amiko samy V isika amin'izay
62. watafon ( 25/11/2005 10:23)
V aôna kou zany ?
63. fijo ( 26/11/2005 05:27)
V =virja e.hi hihi
64. bichette ( 30/11/2005 14:20)
ari.malal < fa aona tokoa no ahafantarana fa misy kyste ankoatran'ny hoe hita @ echographie misy mararirary ve aky ny kibo
65. fijo ( 30/11/2005 21:46)
misy milalao kanety ka,hi hi hi
66. ari.malala ( 01/12/2005 09:05)
dain ko ty fijo, hihihihi
ny ana ky narary fôna ny bas ventre d nakany @ dr d nasainy nanao echo a, fa misy ko dr vao mitsapa ny kibondry d efa mahay we misy zvt mivoitra ao anatiny ao, fa asainy manao echo fôna alo ndry na zany aza e
67. fijo ( 01/12/2005 22:16)
ari an,mba manala azy aho e.raha efa lehibe avy dia tsapa ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7958