bevoka misy kyste

41. booboo ( 08/11/2005 10:47)
noheveriko fa miainga any koa aza ny zana-Bichette kouh ! hihihihi
42. Ralay ( 08/11/2005 10:48)
veloo: Dia makà Rv zany ao @ secretarako ao e:roll: na par internet koa mety ao @ namana ny adresiko :lol:
43. jaira ( 08/11/2005 13:10)
aza matahotra aloha inao fa jereo tsara ary hanotanio tsara ny mpitsabo hoe tena kyste tokoa ve ilay izy ?ny tiako hanotanina anao dia ny hoe efa voaporofotsdara ve hoe bevoka inao ? ny kyste aloha mora tsaboina ihany tsy dia mila madalo fadididana ny tiako teneneny et odia ilay sokafana ny kibo efa misy fomba maro afaka hanalana azy io.Ny torohevitro ho anao dia izao misy ireo olona mhay manotra @faladia ireny dia raha mety inao dia mmbba miora @ireny fa mety hanampy anao betsaka izany dia izay fa mahereza sy mivavaha mandrakariva fa ny Tompo mahay manao ny zavatra rehetra
44. fijo ( 08/11/2005 23:17)
wata,fa ahoana no hoe tsimaintsy atao césarienne?le olona fantako misy kyste niteraka io nefa tsy nodidiana fa niteraka tsotra fotsiny.tsy azoko.
anao testa ngah bibi????
45. ari.malala ( 09/11/2005 05:45)
jaira, misaotr aindrindra @ fankaherezana e :) ie, efa tena voaporofo fa bevoka e, fa ny tsy azoko d misy miteny we tys mahazo miotra refa bevoka nefa enao ty miteny we ndana miotra.. tsy azoko tsony...
46. Herimiafina ( 09/11/2005 05:48)
ari.malala:

inona kay ny mety ho voka-dratsiny? d tsy maintsy didiana v?


MIsy kyste ngah njy ry ari.malala? tsotra, aleo teraka le zàzà de alana le kyste avy eo.
47. ari.malala ( 09/11/2005 06:22)
eny aky ry herimafina.. fa tsy ao anaty tranonjaza fa any @ ovaires retsy a...
48. Herimiafina ( 09/11/2005 14:53)
Hay ve e, ngoda be hono sa kely, raha ngoda be de misy dysfonctionnement hormonal possibla fa raha kely de mety tsy maninona manjitsa ny sivy volana.

Le dysfonctionnement de mihatra eo amin'ny le LuteoTrophic Hormon (LTH) avy amin'ny corps jaune gravidique mitazona le zaza ao amin'ny tranonjaza.

Fa mino zah fa tsy de hisy fiantraikany ratsy loatra, anontanio radoko alou.
49. ari.malala ( 09/11/2005 15:00)
mbola microkyste retsy le izy a :) d efa nahazo avis na dr za reo fa ts d manin ony...
50. Herimiafina ( 09/11/2005 15:10)
Okay, de iza hono no hatao anaran'ilay zàzà anjy? Herimiafina izao anarana tena favy, hehehe:-D:-D
51. fijo ( 09/11/2005 21:15)
ari malala,aza mihoatra izany,fa raha sendra ny manaonao foana eo ndry sahirana;
52. ari.malala ( 10/11/2005 07:30)
herimiafina, tena ôtran'ny efa voaffidin'ny ariny le anarana ka, misaotra e, sady na zany aza ts hataoko an'io fa sao d lasa ôtranao eo ny zanakay ka loza eo kle hehehehe:-D:-D:-D:-D:-D

fijo, za tsy mihotra ka :)
53. watafon ( 11/11/2005 19:48)
fijo: non tsy hoe tsy maintsy didiana ange oa e!
54. fijo ( 11/11/2005 21:53)
wata hay,tsy azoko fa noheveriko hoe tsimaintsy.za mantsy nahita olona toa io nefa niteraka norma.
55. watafon ( 12/11/2005 09:44)
fijo: ary ohatran'ny milay b ny mahita an'ilay oe wata !:-D:-D, tokony nifanena t@ là lesy za tany fa tena tsss !! elà mou any marseille ?
56. Veloo ( 15/11/2005 18:37)
watafon a kamo velona ani i fijo e dia ataony izay maha kely ny anaran'ny ol rehetra ato hihihi:-D:-D:-D
57. ari.malala ( 16/11/2005 06:34)
hihihihi njy ko ky veloo mahay mampime ka
58. mamzelkely ( 16/11/2005 07:34)
veloo< soa ny ny ps njy fa fohy ny ps anay alo de maty afohezina fôna e..:-D:-D
59. fijo ( 16/11/2005 22:04)
wata,io,za aza gaga hoe nandalotaty lery dia tsy nilaza.
tsy kamo aho fa maika lava ka.
60. watafon ( 19/11/2005 17:31)
fijo andraso fa lazaiko elà refa hiverina za e!
veloo tsy azo hafohezina intsony fa lasa oe vel !:-D:-D d tsy mety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4227