bevoka misy kyste

21. fijo ( 04/11/2005 23:01)
ari an,ngah mbola tsaroandry ny fanaovana le zaza?hi hihi.za moa tsy mahay ko.sao bedy eto aho kle
22. Ralay ( 05/11/2005 12:07)
Tsy misy fisaorana ari.malala fa izany no hilana ny dinika toa izao mba hakana torohevitra e
Courage foana.
23. fasaly ( 05/11/2005 14:13)
hay ralay ity tena mahay zavatra be momba ny vehivavy mintsy domazy tsy nahalala an'i toa alohaloha zà:wink:
24. watafon ( 05/11/2005 19:18)
ari.malala: hay v e! d tsy tokony hisy hatahoranao zany fa ny tsara fotsiny d manaraka tsara ze lazain'ny gynéco anao e! d raha mbola ao le kyste @ andro hahaterahanao d mety ho esorina satria normalement tokony atao césarienne enao ! courage e!
25. watafon ( 05/11/2005 19:22)
ari.malala: hay v e! d tsy tokony hisy hatahoranao zany fa ny tsara fotsiny d manaraka tsara ze lazain'ny gynéco anao e! d raha mbola ao le kyste @ andro hahaterahanao d mety ho esorina satria normalement tokony atao césarienne enao ! courage e!
26. Ralay ( 06/11/2005 17:47)
>fasaly: efa fantatry njy zah zao ka dia afaka manantona manao consultation amiko njy raha tinjy e :lol: Ao fa asina fianambidy ny an'ny namana :-D:-*
27. sipagasy ( 06/11/2005 17:54)
kay dokotera Ralay annnn
28. watafon ( 06/11/2005 19:55)
ôtrinn ny consulatation an'i ralay ?
29. ari.malala ( 07/11/2005 05:55)
booboo, merci beaucoup:):-*

watafon, ralay, fa tsy misy risque zany ny itomboan'ilay kystes? Mahatsapa mavesabesatra izany foana manko za d marary bas ventre matetika... D ny tena tiko anontaniana koa d we tena necessaire v le cesarienne? tô tsy tonga d afaka mampinono manko ra vô cesarienne ko.. sa v diso ah? fa d misaotra anareo rehetra r'ireto fa tena namana toko nareo :-*

fijo, ieuh, tena tadidikotokoa ka ;) fa aôna? :):P

30. bichette ( 07/11/2005 10:30)
rehefa tsy tonga firy andro ny echo no afaka manao echo ?
31. bichette ( 07/11/2005 10:30)
ny règle manko e
32. Ralay ( 07/11/2005 10:33)
>ari.malala Na mitombo aza io dia tsy mitombo vety² fa hitan'ny gyneco eo foana ny fotombony rehefa manao echo njy.
Ny cesarienne indray dia tsy ho voatery atao fa afaka miteraka par voie naturelle njy rehefa mi-se prenster normale ilay zazakely sy atonona ny bassin-njy na koa tsy misy complication ny santé-nareo mianaka. Ataovy tsara fotsiny ny suivi dia aza mandeha tsara io.
Courage
33. Ralay ( 07/11/2005 10:34)
>Sipagasy: njy koa nga mila consultation hihihi:lol:
34. Ralay ( 07/11/2005 10:37)
>Bichette:Tsy ilaina ny manao echo raha vao tara andro vitsy² ny regle fa test de grosse any @ pharmacie dia ampy ka raha posotif dia mila confirmer-na @ analyse de sang avy eo.
Efa miala any angah ny anjy.:lol:
35. Veloo ( 07/11/2005 15:58)
raly a za ko mila consultation :-D:-D
36. watafon ( 07/11/2005 17:27)
ari.malala:tonga d afaka mampinono k ! tsy misy olana mihitsy indray ny amin'iny e! ny nono no mety mbola tsy hisy fa rehefa asainao mitsetsitra eo izy d vetivety d misy k !
bichette : tsy misy ampiana intsony ny voalazan-dralay e!
37. Ralay ( 07/11/2005 21:26)
veloo: toa tsy ho arako intsony raha be loatra ny consultation fa sao dia mila hanokatra cabinet vao² zah
38. Veloo ( 07/11/2005 21:29)
ralay a enao no mahalala ko oe firy ny ho tsaboina ao ka :-D:-D:-D
39. ari.malala ( 08/11/2005 05:31)
ralay a, za ko anie zany mila con sultation e :) sady za efa mitaraina eto d za zany prioritaire :)
40. bichette ( 08/11/2005 09:54)
ralay :-D tsy mbola miala any ka :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1047