Iza aminareo kay no mahay TAROT ?

1. watafon ( 04/11/2005 10:27)
Mba manontany za fa sao dia mba misy tia milalao TAROT ato amintsika namana na hoe liana te hahafantatra hoe inona izany TAROT izany ?
novalian'i watafon ny 23/11/2005 10:36
2. ari.malala ( 04/11/2005 11:12)
tsy mahay d t hahafantatra we in le tarot? haiko fts we jeu de carte fa tsy hay we aôna ny filalao anazy
3. ariel ( 04/11/2005 12:14)
fa manin nefa raha atorony watafon lay izy e! afa po
4. bichette ( 04/11/2005 13:46)
jeu de carte ny tarot 78 no isan'ny karatra fa tsy 52 ohatran'ny mahazatra, mitovitovy amin'ny belote ny filalaovana azy fa manana 21 carte (ao anatin'ny 78) manokana izy ny ATOUT
5. xxx ( 04/11/2005 14:00)
=D=D=D=D na dia tsy haiko aza hoe marina sa tsia
6. mamzelkely ( 04/11/2005 14:31)
de ny tarot refa mahay belote enao de mora mahay tarot satri mitovy principe am belote izy... de misy ny atao we atout de misy ny bouts ny bout de carte karazany 3 : ny 1, ny excuse ary ny 21. refa manana ireo bouts 3 reo enao de 36 points no enjehana, refa bouts 2 de 41 de refa bouts 1 de 51 de refa tsisy bout de 56. de refa manisa carte de alefa par deux, ny roi mi-compter 5points, mitovy am bouts rht, de dame 4, cavalier 3 valet 2... de refa ts hananao ny couleur demandée de afaka mandefa atout enao atout 1 jusk 21 ôytrany refa micoupe refa manao jeu de couleur am belote de inn ko re..
:roll:
7. ari.malala ( 04/11/2005 14:36)
hiiiiii! ka tsy hahay mintsy ah fa za tsy mahay belote alo sady tsy azoko le fanazavana.. mety we refa tena milalao ngamba mahita e, nefa rôvina moa? :roll:
8. mamzelkely ( 04/11/2005 14:57)
ie sarotra alo ny manazava azy eto e... tongava any atrano de atorko njy ry ari.malala a..
:wink:
9. sonwin ( 04/11/2005 16:10)
resaka bout bout zany no tena mandeha amin'izy io sa..?
10. Veloo ( 04/11/2005 17:49)
za ko mahay tarot...
sonwin inn ty bout bout? bosa bosa ndray angaha ? :-D:-D:-D
11. dadabe ( 05/11/2005 04:02)
te hanao bosabosa njay ngah njy ry veloo :-w
Tarot ve :-@:-@:@
12. rijatovo ( 05/11/2005 10:58)
za koa mahay tarot!!!za in droa champion ana tarot tao @alliance francaise andavamamba de t@ farany teo faha roa... :lol:
mahafinaritra mintsy io kilalao io e!!!
13. watafon ( 05/11/2005 19:30)
bichette : tena tokony nandalo tany mitsy za d nanao tarot isika e!
mamzelkely,rijatovo,veloo : rôvina ary isika no hilalao e!
Ny tarot zany d azo lalaovina à 3,4 na à 5 fa ny règle de jeu mitovy fôna ! ny score individuel fa tsy mitovy @ belote. ny jeu iray ihany izany hoe : rehefa couleur no mande (pique, coeur,carreau,trefle)d raha manana enao d mandefa , tsy voatery mi-surmonter enao fa ôtran'ny hoe sans atout ny jeu, fa rehefa tsy manana enao d tsy maintsy mi-coupe @ atouts (1 à 21), amin'io ndray d tsy maintsy mi-surmonter ianao ! manohy izay voalazan'i mamzelkely za io an !
14. dadabe ( 06/11/2005 13:33)
watafon >io hono efa misy adversa de makany dago raim fotsiny toi de manao kely laisany e :D
15. watafon ( 06/11/2005 19:53)
dadabe : itako mitsy io k !
rijatovo : tsy tany angamba za tamzany k ! :wink:
saika adinoko fa misy ilay atao hoe : CHIEN @ tarot ange e! tsy aseho izy ireo fa atao eo afovoany; 3 izy raha tarot à 5 d 6 raha à tarot à 4;
d aleo alou alefa tsikelikely e!
16. sasa ( 07/11/2005 05:45)
:-D:-D:-D:-D avia aty izay hanao amiko fa za kou mba favy ihany am'io tarot io kan
17. mamzelkely ( 07/11/2005 07:17)
sde misy garde avec le chien de amizay izy de aseho, de misy ny garde sans le chien de ts ampiseho izy amizay de misy ny garde contre le chien de amizay fotôna zay izy ts an le miantso fa an le adversaire de ts ampiseho.. de misy chelem fa ts de azoko lôtra izy satri za ts sahy manao chelem mits :-D:-D
18. sasa ( 07/11/2005 08:26)
:-D:-D:-D:-D mamzelkely hicontre ve isika sy njy wa d ampiana an'i sonwin!!!!
19. mamzelkely ( 07/11/2005 08:40)
andao ko.. tairo ra mafy..:-D:-D
20. dadabe ( 07/11/2005 09:04)
elah kou less ry zama miantso an'i snwin foana nefa efa mba tokony toi sy mamzelkely foana no mana (tarot):wink::@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2456