Iza aminareo kay no mahay TAROT ?

61. mamzelkely ( 14/11/2005 06:55)
watafon< enao mampiady mpivady a..:-D ary aôna le mirata petit...maray mits ny andoha vô lasan'ny olona iny a..:-D:-D
62. Veloo ( 14/11/2005 17:02)
=))=))=))=))
arabaina kosa kay i mamazelkely sy sonwin ko:-D:-D:-D:-D
63. ari.malala ( 15/11/2005 05:31)
oujjjyyyy! zay njay v veloo vao naharaka an'zany? hihihihi taraiky b enao! ena v alo nefa teto fôna e...:-D:-D:-D:-D
64. mamzelkely ( 15/11/2005 07:05)
zay ve ry veloo vô araka njy le kozy e:-D...ountsoooooo ts koi fa mici ihany e..:-*
65. naritsimba ( 15/11/2005 10:25)
sonwin> tngava malaky elà e
66. Veloo ( 16/11/2005 18:00)
ralala, mamzel a ka tsy hita e feno setroka fona ny daba dia tsy mahita lalana i dadabe ka any ka tara lava fona zahay =))=))=))=))
mamzel a aza adino aho rehefa manao voyage de noce nareo an za no hitana ny labozy =))=))=))=))
67. watafon ( 16/11/2005 19:15)
:-D:-D:-D tena tara b za kle !
68. Veloo ( 16/11/2005 20:08)
watafon a njy tsy hita intsony knou, ka ahona ny valiny e?:-D:-D:-D:-D
69. mamzelkely ( 17/11/2005 07:35)
veloo< ny anay ky ts labozy fa petromax a aôna mbola hitana veuuuu njy:-D:-D:-D
70. ari.malala ( 17/11/2005 07:41)
ko ts ho empotry nyfofona petrok v ky nareo ry zelkely? :-D:-D:-D:-D
71. mamzelkely ( 17/11/2005 15:06)
nan zany aza no tena tinay koooo:-D:-D
72. Veloo ( 17/11/2005 18:25)
mamzel a mbola hitan fona retsy za euuuuuuuuuuuu :-D:-D:-D:-D
73. mamzelkely ( 18/11/2005 08:16)
ok aza e, zay anie ts sarotiny mits eeeeee:wink::-D:-D
74. watafon ( 18/11/2005 19:03)
eto ihany za fa varian mijery anareo !
75. Veloo ( 18/11/2005 19:53)
tsssssss aza mijery fotsiny moa e mba miresaka ko ka :-D:-D:-D
76. watafon ( 21/11/2005 19:54)
veloo : tairo fa raikitra ary e! vonona amzay za e!
77. Veloo ( 22/11/2005 21:38)
zay aky ry watafon efa vonona efa ela be a
78. watafon ( 23/11/2005 10:36)
:-D:-D:-D garde ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3385