Iza aminareo kay no mahay TAROT ?

41. sasa ( 09/11/2005 06:15)
=D=D=D=D=D=D mamzelkely sy sonwin milay an,
42. dadabe ( 09/11/2005 06:54)
:°):°)(l):@
43. mamzelkely ( 09/11/2005 07:24)
:oops: oka ry reto fa menatsa be za ka..:oops::°):-D:-D:-D
44. ari.malala ( 09/11/2005 09:28)
in ro mahamenats?
45. mamzelkely ( 09/11/2005 09:34)
nareo....:oops: :-D:-D
46. naritsimba ( 09/11/2005 09:57)
watafon> zà mahay fa rahoviana ny fotoana,
Garde ihany no ady eo sa
Ny fiantso de petit, garde, garde sans voir , garde contre sa tsy zay mou izy iny
47. ari.malala ( 09/11/2005 11:13)
manin an'i zelkely njay onyzay e
48. mamzelkely ( 09/11/2005 11:59)
ts haiko ts tadidiko tsony..:roll: :-D
49. watafon ( 09/11/2005 20:04)
naritsimba : marina k ! petite , pousse, garde , garde sans, garde contre ary chelem ny annonce ambony indrindra e! refa tonga tanà za d manao fotoana isika d raikitra e!
50. sonwin ( 09/11/2005 20:59)
raikitra zany e,refa tonga tana koa za tonga de garde corps, garde coeur he he he:), annonce efa ok:°)
51. mamzelkely ( 10/11/2005 07:23)
sonwin< :-D:-D de garde-o tsara ao dôly zany e..:-D:-D
52. sonwin ( 10/11/2005 10:43)
ie gardien de but koa ka, sao misy mahatafatsofoka baolina ao:)
53. mamzelkely ( 10/11/2005 11:58)
marina zany...:-D:-D
54. dadabe ( 10/11/2005 12:41)
:°):°)
55. watafon ( 10/11/2005 15:09)
sonwin : Ny garde-boue sy ny garde à manger kou tsy hadino k !
56. Veloo ( 10/11/2005 17:34)
watafon a efa miandry ny carte retsy a no say mianjy anjy ko :-D:-D:-D
dadaba a sarotra ahona aky angah tsy mety raha atao telo isika :-D:-D:-D:-D
57. ari.malala ( 11/11/2005 05:55)
tena misy matahotra ny ts hihinankanina ko zany ko ny garde à manger ts adino mints... :-D:-D:-D:-D
58. mamzelkely ( 11/11/2005 06:39)
de ny garde à vous ko ka...:°):-D:-D
59. watafon ( 11/11/2005 19:32)
:-D:-D:-D tsy hitanareo miarina zany tsy mana-namana refa manao tarot fa misy an'izay hoe miantso namana zay mantsy amin'izy io rehefa tarot à 5 e! d raha ratsy vintana enao d possible le ROI ao anaty CHIEN no voahantsonao ! d enao sy ny alika zany no mpinamana ! zay lasa garde du corps nao !:wink:
veloo : aleo isika sy njy ihany k ! sady dadbe kou ange tsy mahay e! manakorontana ftsn io ! :-D:-D:-D
60. ari.malala ( 14/11/2005 06:43)
ounnn watafon manasaraka mpivady ôôô!! ol vao vita mariazy virtoaly anie reo e :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.011