Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 07/11/2005 12:37)
DIABETE
Sao de mba misy manakevitra ny mety hatao ho an'olona voan'ny diabète aty Mkara nareo? De miandry sosokevitra sy témoignage ze olona sitrana sy ny zavatra nataony... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:02
ari.malala ( 07/11/2005 10:55)
adin'ny firy eo?...
Niditra tao @ trano fihetezana ity lhl iray, d nahita ny habetsahan'ny ol nilahatra teo izy de nanontany an'ingahy mpanety we eo @ adin'ny firy eo za no afaka miverina d voaray? d nojeren'ingahy mpane... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:20
estine ( 07/11/2005 08:36)
XV MAKIS AU STADE DE FRANCE
ARABAINA RY ZALAHY ALOHA T@ FANDRESENA(l)(l)(l)(l) Tafa ry zala" gidro dimy ambifolo" matoky anareo rehehtra manodidina ny lafrantsa ary nareo rehetra ao ... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2005 23:40
Ranjha ( 06/11/2005 23:23)
Mahana ny mpanao ratsy!!
Nareo ve ry zareo mba mahatsapa fa raha misy olona iray lahy na vavy niresaka be taminareo, nefa tsinona tsinona teo izy dia niavona , inona ny fahazoanareo zany? Ny tsapako aloha hatramizao dia mato... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:58
mpandalo ( 06/11/2005 22:22)
Morondava
Mitady an'i Anselme mipetraka ao Morondava, zanaka commissaire, nanao vakansa tany Morombe taminy volana aout-septembre teo. Mbola mianatra angamba izy io. Misaotra an'izay mampilaza an'azy fa misy mi... tohiny
novalian'i zoara ny 15/02/2006 18:56
xxx ( 06/11/2005 21:31)
ahoana ny fomba tsotra
Misy olona miaraka amiko an , tsy mitsahatra ny mitaraina olana (probleme) amiko izy . Tiako izy nefa leo be za mihaino ny tarainany miaro LAINGA , mahatsapa aho fa tsy dia tiany fa ny itiavany ahy di... tohiny
novalian'i cutie ny 12/11/2005 23:48
mpihira ( 06/11/2005 20:58)
SOIREE MALGACHE LE 26 NOVEMBRE
L'association KANTO organise une soirée le samedi 26 novembre 2005, à partir de 19h 30 à la salle des fêtes du Bourg sous La Roche AVEC TIRIKE L'ambassedeur du ryhtme TSAPIKY. première part... tohiny
novalian'i HeryLo ny 25/11/2005 14:28
mpihira ( 06/11/2005 20:50)
TIRIKE A LA ROCHE SUR YON (85) le 26 nov
L'association KANTO organise le samedi 26 Novembre 2005, une soirée malgache (Dîner concert et bal) à partir de 19h 30 SALLE DES FETES DU BOURG SOUS LA ROCHE TIRIKE le roi du tsaipky animera... tohiny
xxx ( 06/11/2005 19:06)
scorpion de madagascar:ahoana ny fahitanao azy
Fa maninona no tsy mba manao CAN sy MONDIAL ny scorpion?ny anarany hoe scorpion ve sa hafa mihintsy omeo ny hevitrao ... tohiny
novalian'i kafmalbar ny 13/12/2005 08:31
Missie ( 06/11/2005 18:46)
Aona ty raha ato frantsa ty euh
Aona ty resak fahandorana tomobilina, trano, oronasa eraky Frantsa ty euh!??????? tena miparitaka mitsy lé izy juste resaka week end efa amarivony tomobilina dorna'ry zalahy! MAha lasa saina tokoa! d... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2005 22:30
xxx ( 06/11/2005 15:08)
miangavy hevitra
Manao ahoana daholo Efa elaela ihany izay no nialana tany Dago. Tamin'ny tany aho dia niaraka tamin'ny olona iray. Talohan'ny nialako tany dia nisy fanapahan-kevitra noraisin'io olon-tiko io teo ... tohiny
novalian'i cutie ny 11/11/2005 04:57
rtia ( 05/11/2005 20:02)
Enao nampirafesina?... MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO
Olona nampirafesina nefa de tena nitia ary koa tsy nahalala n'inon'inona raha tsy taty aoriana. Ahoana no nataonao? mba tiko ho fantatra. Ny ahy? Efa hitanao fa MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADIN... tohiny
novalian'i hesham ny 13/11/2005 01:34
rtia ( 05/11/2005 19:59)
Enao nampirafesina??...
Olona nampirafesina nefa de tena nitia ary koa tsy nahalala n'inon'inona raha tsy taty aoriana. Ahoana no nataonao? mba tiko ho fantatra. Ny ahy? MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO.... tohiny
novalian'i aly ny 08/11/2005 18:37
diamondra27 ( 05/11/2005 18:01)
mariage virtuel...
ho tohin'ny dinika tao @ hatsikana sy lalao: "fanambarana" de mangataka ny hevitrareo @ity mariage virtuel sy divorce ity. Ny site dia: www.lemariagevirtuel.com... tohiny
booboo ( 05/11/2005 14:42)
Zébu Overseas Board (ex BANK) Madagascar
Mahaliana ara-bakiteny dia samia mitondra zay anjara birikiny ho an'ny tanindrazana ! http://www.zob.mg/ http://www.zob.typepad.com... tohiny
novalian'i booboo ny 07/11/2005 10:02
hery ( 05/11/2005 12:09)
Fandefasana tovana miaraka amin'ny hafatra
Vita soa amantsara indray ny tovana ao amin'ny hafatra. Manomboka izao dia azo atao ny mametraka tovana (pièce jointe) iray rehefa mandefa hafatra. [b]Ahoana no fomba fandefasana tovana?[/b] Rehe... tohiny
novalian'i hery ny 07/11/2005 21:35
fiaritiana ( 05/11/2005 12:02)
mima
I Mima dia anisan ny mpihira malaza ihany amin izao ka ahoana ny mba fahitanareo azy???... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2005 20:39
jentilisa ( 05/11/2005 09:00)
hjra hopitaly mampijaly!
Ny Hopitaly Ravoahangy no lazaiko eto. Nisy nitondra olona torana nankao amin'ny urgencesn'io hopitaly io tamin'ity herinandro ity. Rehefa tonga tao ny nitondra ny marary dia novalian-dry zareo tao ts... tohiny
novalian'i jentilisa ny 09/11/2005 07:32
notron ( 05/11/2005 08:55)
Vokatra ny karaoty
Tsara zezika ary tsara karakara ny karaoty ka vokatra tokoa. Nanapak'hevitra ary izy roa vavy fa hioty ny vokatra any an-tsaha miaraka @ angady sy ny harona. Vao nangady anefa ity iray dia nahita k... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/11/2005 02:32
jentilisa ( 05/11/2005 08:10)
hirotsaka ary Ratsirahonana!
Vaovao navoakan'ny gazety no nilaza fa hirotsaka ho prezidan'ny repoblika Ratsirahonana. Ahoana ary ny hevitrareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2005 23:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.4599