Mahana ny mpanao ratsy!!

1. Ranjha ( 06/11/2005 23:23)
Nareo ve ry zareo mba mahatsapa fa raha misy olona iray lahy na vavy niresaka be taminareo, nefa tsinona tsinona teo izy dia niavona , inona ny fahazoanareo zany? Ny tsapako aloha hatramizao dia matoa izy manao io fihetsika io aminao dia nifosa na lazaiko hoe nanao ratsy mitsy angamba izy dia mahana ,satria mihevitra izy fa manao toetra ohatra ny ataony koa ianao. Ianareo ve efa sendra ny toan'io?? Mahagaga !!
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:58
2. maditra ( 06/11/2005 23:51)
Zah aloha raha olona tena efa nifanerasera tamiko be izy dia ampiresahako foana e, fa rehefa lany hevitra zah hoe, tena tsy mamaly marina, dia izay zah vao manomboka mieritreritra hoe, inona ny ratsy nataoko an'ny zaza na olona iny. Fa efa misy raison aho hiteny hoe, izy no ratsy fa tsy zah, izay zah vao mieritreritra hoe, mety mahina ity.
Izay e
3. Veloo ( 07/11/2005 00:33)
ie mivaly any aminy ihany izay nataony marina zany
4. pika ( 07/11/2005 04:09)
mety misy koa zavatra nataonao tsy tiany, nefa rehefa mahatsiaro tena ianao fa madio ny eritreritrao dia aza vakiana loha tsy ho tonga saina eny ihany ve izy
5. akamatiana ( 07/11/2005 05:28)
Ranjha hummmm zah senja d senja tkou akia. Fa zah tsy mivakla kle ,refa tsy miresaka amiko d tsy resahiko kou , ary raha any aoriana izy miseho miresaka , d anjarako njay no hiavona satsia zah tsy dounto k we refa t hiresaka izy de resaka zah ,d refa tsy te izy de mianjy zah veuuhh??? pfffff mbay tany :-D:-D:-D, misaliiih klou d ataoko azy e , fa ny hiverina otsany talou zaméé kle, refa tsapako fa tsisy zvt nataokou an , fa refa diso jay zah d miezaka ny hiresaka aminy k.:-D:-D Fa tsiky d ampy akia a:)
6. sasa ( 07/11/2005 08:11)
ny avona samy manana,sady tsy vidiana d mba miavona kou rehefa niavonany kou, :-D:-D:-D:-D
7. majakely ( 07/11/2005 08:42)
mety hoe misy olana izy amin'ny fiainany ...ndana manantona azy de hanontanio directe hoe .misy antony ve ny fahanginany ?....henoy izy sy ny zavatra lazainy anao ,aza mitsara azy fa mihaino amin'ny fo madio..izay no hatao hoe compassion..
8. mamzelkely ( 07/11/2005 09:07)
majakely< ekena we mety mis bleme izy fa ts noho enao anie no nahatonga ny bleme e.. de manin izy miavona tsotr'izao..
za refa ts miresaka amiko de ts resahako ko.. za ko mahay, tena talentako mits io miavona io ka... ts andoavam-bola io fa za ts miavona vôlohany zany fa refa miavona amiko vôlohany de za ko.. :°)
9. booboo ( 07/11/2005 10:11)
mety oe tsy miavona izy fa tsy te-hiresaka noho ny antony boooooobaka beeeee ôtra io lazain'i Majakely io. Dé hajaina araka zay ny fahanginany kouh ! refa metimety ve izy tsy hanatona anao ampitsikitsikiana ôtra taloha ihany !
10. noriah ( 07/11/2005 11:34)
mety koa ilay namanao tsy te handreraka anao hoe izy anie misy olana e
11. mamzelkely ( 07/11/2005 12:54)
de na izany aza ve de ts mba hanao bjr na ts haiko fa tonga de hiavona tsotr'izao kosa..:roll:
12. Veloo ( 07/11/2005 15:46)
mamzelkely a tena atao bojor mihtsy amin'izay fantany ny nataony retsy a
13. zefalah ( 07/11/2005 20:54)
aza mandray zavatra tsy mbola fantatra.
jereo tsara aloa ny fietsika sy ny fombany,ary raha azo atao dia antanio mihintsy izy.
refa ainao zany zay enao vao maka evitra amin'oul.
:lol: aleo misoroka toizay mitsabo...mety enao mihintsy aza no mety nifosa azy..@zao..enao maka evitra eto zao. iza no mahalala?
14. akamatiana ( 07/11/2005 21:53)
zefalah> ra zah mitsy klou d tsy andany anjo anontany e, avelako izy any fa zah kou mahay ôtsan'ny hainy :-D:-D:-D , fa nga kousa ranjha ra miteny zany eto d we mifousa?? :-D:-D
15. majakely ( 08/11/2005 06:48)
akamatiana ...ka izy ange no ratsy fa tsy njy eee..de aza mamaly ratsy ny ratsy :...sa ?
16. mamzelkely ( 08/11/2005 06:54)
majakely< sarotra be zany refa manao de atao ko amizay tonga saina.. satri ra avelanao amizao de mbola hanao fôna izy de c pour montrer we za ko ts mitamby....:wink:
17. majakely ( 08/11/2005 07:07)
mamzelkely
18. mamzelkely ( 08/11/2005 07:40)
majakely< serieu anie zany e..:-D:-D
19. fijo ( 08/11/2005 22:56)
mety vizaka kosa izy ko,nareo ko
20. mamzelkely ( 09/11/2005 07:11)
fijo< aleo ary atao anzay e...:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4876