Mahana ny mpanao ratsy!!

21. fijo ( 09/11/2005 20:52)
ka mety mba tsy te hiresaka kely izy ko.nareo ko
22. Veloo ( 10/11/2005 16:22)
zany ve de handreraka?
23. mirabel ( 11/11/2005 17:34)
dia zah zany hiaritra ny sautes d'humeur eo foana ka rehefa metimety ny fiainany dia miresaka ary rehefa tezitra dia izaho koa no hiaritra trèfle eo foana
zah koa ange mba misy manahirana fa tsy izy irery e
24. fijo ( 11/11/2005 21:09)
dia mba mifamadibadika eo nareo ko.
25. akamatiana ( 16/11/2005 08:15)
akamatiana ...ka izy ange no ratsy fa tsy njy eee..de aza mamaly ratsy ny ratsy :...sa ?

marina zany , fa zah kou nge mahay ny hainy e, hihihih:-D:-D
26. fijo ( 16/11/2005 22:58)
ie de avereno aminy ny fameriny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1579