Zébu Overseas Board (ex BANK) Madagascar

1. booboo ( 05/11/2005 14:42)
Mahaliana ara-bakiteny dia samia mitondra zay anjara birikiny ho an'ny tanindrazana !

http://www.zob.mg/

http://www.zob.typepad.com
novalian'i booboo ny 07/11/2005 10:02
2. vancleef ( 05/11/2005 18:22)
Mety ho tsara ilay hevitra faha ilay sigle (ZOB) manpatsiaro aho t@ vache folle rehefa nihena ny finanan'ny olona henan'omby dia namorona logo VF ny frantsay hoe Viande Française faha tsy avy any Angletera. Nefa ilay sigle VF dia mitovy @'ny Vache Folle dia voatery nosolona haingana hoe VBF Viande Bovine Française ary ZOB na ZOBI @'ny teny argot (avy @ teny arabo) dia hafa mihintsy noho dikany ahoatran'ny hoe peau de zobi na peau de quequette (zavatra tsy misy dikany)
3. booboo ( 07/11/2005 10:02)
zà ndray nieritreritra oe mananihany ilay raha io fa personnage-na dessin animé zany ZOB zany amiko hihihihihi.

Fa raha matotra ny ataon-dreo kah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2809