Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vivi ( 12/11/2005 18:32)
fomba amonoana ny fitiavana
nisy olona niaraka t@ ko tao anatiny fotoana fohy, zany we 1volana teo ho eo ny fitambarany fa efa 5 volana ny nahafantarako azy, ny @nay aloa d efa nazava ny hevitra fa tsy asiana resaka avenir fa mi... tohiny
jentilisa ( 12/11/2005 14:26)
lalao rugby 26 novembre 2005 any frantsa
Araka ny novakiako tao amin'ny gazety midi madagasikara androany dia ao amin'ny kianja jean bohin ao Porte d'Auteuil no atao ny lalao ifanandrinan'ny makis de madagascar sy ny maraokana! tandremo a... tohiny
novalian'i jentilisa ny 17/11/2005 14:13
barinjato ( 12/11/2005 14:01)
hipetraka any usa
hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any. Ity ny rohy. http://www.dvlottery.state.gov/ ny fisoratana anarana ... tohiny
novalian'i antso2005 ny 13/12/2005 04:00
barinjato ( 12/11/2005 13:59)
hipetraka any usa
hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any. Ity ny rohy. http://www.dvlottery.state.gov/ ny fisoratana anarana ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 12/11/2005 14:54
danibe ( 12/11/2005 13:26)
revy samy manana
misy ilay fiteny hoe: "revy samy manana", tsy azo lavina io, fa kosa amin'ilay hiran-Drakiky hoe: "mampalahelo raha ny mpanamaina no gadraina" mba ahoana ny hevitrareo, ampy ve ny revy samy manana sa ... tohiny
zanatanyfm ( 12/11/2005 12:13)
Journée Franco-Malgache
En témoignage à votre [b]gratitude pour les 29€ de votre soutien à notre association Zanatany Franco-Malgache[/b], nous vous invitons à une journée « [b]SHOPPING DE NOEL[/b] » le 11 décembre... tohiny
rojoniaina ( 11/11/2005 23:05)
misokatra ny site vaovao " iemessagerie.com"
Manao ahoana daholo Tompoko Amin'ny hafaliana lehibe no hilazako aminareo rehetra fa misokatra etoana ny site vaovao " iemessagerie.com" .Io ilay site fandefasana entana. Ekena fa misy ny zavatra... tohiny
iketaka ( 11/11/2005 17:16)
marina ve fa?
mba te ahafantatra aho, fa isaky ny miresaka @ fianakaviana any madagasikara aho,dia milaza foana rizareo fa ny omaly tsy miova foana ny fiainana any. Izany hoe mihalafo ny fianana nefa ny mpitondra m... tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2005 22:50
xxx ( 11/11/2005 16:00)
tia v?
za miarak @ ol!iz efa fantany fianakams ako ary za ihany kou!nandeha nilamina teny ny tantaranay!fa taty aoriana nisy olona zay nahafinaritra az ny tarehiny!! taty aorina nefa tsy niresaka tsony zareo... tohiny
novalian'i kilalaki ny 19/11/2005 15:56
pissoa ( 11/11/2005 15:09)
mitady tononkalo
manao ahoana o - sao misy mahay kay ilay tononkalo mitondra ny lohateny hoe "Embona" (nosoratan'i Samuel Ratany) dia novalian'i J.J. Rabearivelo hoe "Tsy embona". misaotra o... tohiny
novalian'i tearaha ny 22/09/2010 14:53
ari.malala ( 11/11/2005 13:51)
manan-tsaina hoe?....
Teny ambony fiaramanidina nirehitra no niseho ny tantara, Bill Gates sy lahiantitra iray ary mpandeha iray niaraka t@ mpanamory no tao, ary tsy nisy afa tsy parachutes 3 nefa teo. Vao nirehitra ny fia... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:12
jon ( 11/11/2005 13:15)
yoga sy ny hypnotisme
fa haona tsara ny momba azy io ! mba managataka fanazavana ho an'izay mahafantatra!... tohiny
novalian'i balite06 ny 28/11/2005 12:26
ravatorano ( 11/11/2005 12:16)
Mifarana rahampitso 12 novambra izao ny fisoratana anarana
mifarana rahampitso 12 novembre izao ny fisoratana anarana amin ny fandehanana amin ilay hetsika atraon ny namana sezrasera dia ny excursion eny amin ny lac hotel ambohibao izany sy ny cabaret dancing... tohiny
novalian'i HeryLo ny 11/11/2005 14:11
vegas ( 11/11/2005 12:16)
Ity trosa trosa ity!
Mba mangataka hevitra avy aminareo azafady o! Efa manomboka leo aho ka tsy hitako intsony izay atao. Ny olona maika ery rehefa ihindrambola nefa rehefa hamerina toa malaina be ihany. Inona kay no az... tohiny
novalian'i dadabe ny 13/01/2006 06:51
zefalah ( 11/11/2005 12:02)
conseil de sagesse
tout les chose a sa raison d'être; montagne; refuge de brouillards. vallée ;abri des moustiques. bras d'eau;repaire des caïmans. l'homme ,lui,est sactuaire de la raison. vous,jeune,homme. ne ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 04:40
diamondra27 ( 11/11/2005 10:37)
AKOHO
ahoana ny hampidiranareo reo 10 akoho ireo kanefa ny tanony anankisivy? tsy misy grippe aviaire ireo an! tena voaramason'ny veterinera.... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:13
vegas ( 11/11/2005 02:15)
Mety ahasoa: midézoné lecteur dvd pc.
Mba hialana amin'ilay resaka zone mandreraka amin'ny lecteur dvd sur ordi dia ity misy fika hanalana izany. Afaka ijerenao film rehetra amizay ny ordi anao, lasa multizone. http://www.slysoft.com/en/... tohiny
Herimiafina ( 11/11/2005 00:01)
Rehefa misafidy dia tsy maintsy manenina.
Raha voatery hisafidy ianao eo amin'ny fiainanao de izao no zavatra mateti-pitranga: Raha sendra olana ianao mifandray amin'iny safidinao iny de ny reflexe-nao voalohany dia hoe "tahak'izay ihany l... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2005 21:46
jefra ( 10/11/2005 22:06)
Avy aiza ny baiboly?
Pi-mason'i Jomo Kenyatta, nahalasa saina ahy: "Lorsque les Blancs sont venus en Afrique, nous avions les terres et ils avaient la Bible. Ils nous ont appris à prier les yeux fermés. Quand... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/01/2006 00:51
danibe ( 10/11/2005 21:06)
hopitalim-panjakana hono
hopitalim-panjakana hono, tao A/be no niseho ny tantara, tena marina nitondra ny zaobaviko tao aho fa nanao sarotra izy tamn'zay dia voatery nodidina. vao tonga aloha dia efa takina aby ny zavatra re... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2005 22:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6475