Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gasitiako ( 18/11/2005 14:22)
baombao lela
nisy kôfa iray tambawax niakatra ville fa hianatra eny @ anjerimanontolo, mba nidina tany an-tanindrazana lery nony vacances, taratara be t@ lery dhl ny sipan'ny tanàna fa mba étrange hono lery e, ... tohiny
novalian'i gasitiako ny 30/11/2005 12:34
phil ( 18/11/2005 13:48)
péché original
mba fantatrao ve ny antony ilazana fa ny fahadisoan'i Adama sy eva "péché original"? satria ny sisa rehetra taty aoriana nanaraka sy namerina daholo fa tsy nisy zavabaovao akory...dia mbola izy roa... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:56
xxx ( 18/11/2005 10:32)
Hery sy Herimiafina!
mba saika hanontany hoe azafady,tsy dia azoko loatra e! inona no mahasamihafa an i Hery sy Herimiafina ato amin ny serasera!olona iray ihany ve reo sa roa? tsy hiteny amiko akory nareo hoe ny 1 mia... tohiny
Fanja1 ( 18/11/2005 07:48)
fanontaniana manitikitiki ahy
Nisy boky novakiko ity "Le dernier testament" de Philip le Roy... histoire vraie hono. Ka mba manontany anareo za raha tena marina fa ny tena anaran'i Jésus de: Yehoshua Ben Yossef? Efa mba namaky ... tohiny
novalian'i olona ny 09/01/2006 14:20
fijo ( 18/11/2005 05:39)
tondrom peo ricky
sali daholo e, izay manana letsy nareo an,mba mitady tondrom peo ny hiran'i ricky aho e,"izy " sa hoe izy indrindra no lohateniny. raha misy hafa moa vao miha soa be. misaotra eeeeeeee... tohiny
zandikely ( 18/11/2005 05:32)
Fanavaozana ny Fampianarana, atao Fito taona ny EPP
Nilaza ny president RAVALOMANANA fa hanovao ny fampianarana ka atao fito taona ny EPP tahaka ny andry zareo atsy Afrique du Sud. Mbola tsy dia nisy fanazavana mazava aloha fa ataoko fa hisy fanazavana... tohiny
abdy ( 17/11/2005 20:14)
mpivady vao samy soara
samy efa maty vady izy roa. nampiraisin'ny ankizy mba samy hana-namana na dia efa nihoatra ny valopolo taona aza. nafana ny "nuit de noce", raha henoina ny resak'izireo nony maraina: -rangahy: "m... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 20:59
mamzelkely ( 17/11/2005 15:22)
mpivady efa antitra
nisy mpivady efa antitra hono zany nande niangona ka tam ty zany mopera hafa no nampiangona tao de oziz lilay mopera: - ra misy marary eny am vatanareo de ataovy eo amin'iny faritra iny ny tanananare... tohiny
gasitiako ( 17/11/2005 14:27)
fourmi
nisy frantsay sy angalisy niara niditra restaurant, niray latabatra, samy nandeha ny commande ka ny an'ilay angalisy no tonga velohany, nisy vitsika ary le izy de hozy le frantsay hoe "fourmi", tezitr... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:03
gasitiako ( 17/11/2005 14:26)
fourmi
nisy frantsay sy angalisy niara niditra restaurant, niray latabatra, samy nandeha ny commande ka ny an'ilay angalisy no tonga velohany, nisy vitsika ary le izy de hozy le frantsay hoe "fourmi", tezitr... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:03
gasitiako ( 17/11/2005 14:23)
mpisipa milay
nisy mpisipa tany ambanivohitra, namonjy bal, nony tonga ny t@ 12 alina de nilaza te hatory le jôba, de naterin'ilay kôfa tao @ trano fatoriana iray zay efa be mpatory be satria efitrano iray malala... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/11/2005 22:09
gasitiako ( 17/11/2005 14:19)
mpisipa milay
nisy mpisipa tany ambanivohitra, namonjy bal, nony tonga ny t@ 12 alina de nilaza te hatory le jôba, de naterin'ilay kôfa tao @ trano fatoriana iray zay efa be mpatory be satria efitrano iray malala... tohiny
novalian'i Veloo ny 20/11/2005 02:30
gasitiako ( 17/11/2005 14:18)
fitsaboana hafakely
narary filahina ity lhl iray izany hoe tsy mety en érection mihintsy hono ny azy ka voatery nanantona mpitsabo, in 4 niova mpitsabo izy satria tsy nahita mpitsabo lhl mihintsy, ny aretina nefa miegra... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/11/2005 00:02
gasitiako ( 17/11/2005 14:17)
fitsaboana hafakely
narary filahina ity lhl iray izany hoe tsy mety en érection mihintsy hono ny azy ka voatery nanantona mpitsabo, in 4 niova mpitsabo izy satria tsy nahita mpitsabo lhl mihintsy, ny aretina nefa miegra... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:10
jentilisa ( 17/11/2005 14:11)
nodarohan'ny tiorka ny soisa!
asa raha efa renareo na tsia fa rehefa resy tsy tafita mondialy ny tiorka dia nihazakazaka namonjy vestiera daholo ny mpilalao na tiorka na soisa. Ny soisa hanavo-tena ary ny tiorka kosa hidaroka. Ny ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 24/11/2005 13:11
jentilisa ( 17/11/2005 14:02)
ora aiza no ampiasaina?
lasalasa ihany ny saiko ry zareo mijery ny oran'ny serasera. Rehefa mijery ilay izy manko aho dia mbola miampy ora iray ny ora malagasy. Izay no anontaniako hoe ora aiza no ampiasain'ny serasera? S... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 21:36
jos13 ( 17/11/2005 10:21)
mba omeo toro hevitra!
inona avy ny fitaovana ataonareo vhv mba ahatonga anareo mahazo bandy revenareo!, na efa miaraka aminareo na ny mbola tsy miaraka aminareo!, ohatra: manao mikata ve sa miavonavona b sa ....., na koa w... tohiny
rurik ( 17/11/2005 09:27)
tsy misokatra ny afatra
ery an fa maninona angaha no tsy mety misokatra ny afatra hitako izao fa misy afatra tonga dia sokafako fa tsy misy ninoninona ?:D... tohiny
novalian'i xxx ny 27/12/2005 12:15
fameusecousine ( 17/11/2005 07:01)
la diffamation
ahona ny hanatsarana ny fomba fisainan ny ankamaroan ny bandy gasy mbola tia fosa2 sy manaratsy sipa ts yzakany nefa mba aty an dafy ihany ny tenany ..tena mbola mila fivoarana be ehhh..ny tys tsapany... tohiny
ari.malala ( 17/11/2005 06:48)
baby foot???
Misy association ana nains ony zany nanangana ekipana foot, d isaky ny alahady mifampicontre ny ekipan'zareo (fa misy ekipa 2). D isaky ny avy manao match zareo d aafka mankany @ cafe zareo zany mba m... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5627