Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jentilisa ( 17/11/2005 06:23)
fpvm: maty ny jiro
rehefa niteraka resa-be teto amin'ny tanàna ny jiro eo amin'ny lakroa nirehitra dia niditra an-tsehatra ny jirama ary dia maty izany avy eo. no comment!... tohiny
novalian'i jentilisa ny 22/11/2005 08:26
LazaRandri ( 16/11/2005 22:45)
Tandremo! FPVM-FJKM
Sakodiavatra aho mijery ny tantara. Mahagaga anefa fa toa sondriana avokoa ny maro amin'io resaka tsy mahasoa io. Iza no manana [b]ny marina[/b] amin'izy roa tonta? [b]Tsy misy[/b].... tohiny
novalian'i xxx ny 23/11/2005 01:53
ndzar ( 16/11/2005 19:40)
MITADY ASA
mba mitady asa zay mahita efa 4mois za no teto paris manana express za raha mba mahita asa ho ahy ianareo fa tsy azo declarena za :?:?:?:wink:... tohiny
anjavidy ( 16/11/2005 19:31)
Eric Manana (4 décembre)
Salut ô Sao mbô misy mahafantatra hoe aiza no hakàna ny réservation-ilay spectacle Eric Manana amin'ny 4 décembre ao amin'ny New Morning ? Toa tsy mivarotra manko ny Fnac. Merci-... tohiny
novalian'i BARNIA ny 25/11/2005 00:56
jon ( 16/11/2005 16:48)
fanimpanina
inona no mahazo ahy ! rehefa mandeha lalana teritery za dia milamina tsara ny fandehanako ; fa rehefa mandeha amin'a lalana malalaka ;indrindra fa amin'ny arabe dia manahy mafy sao lavo otran'izany... tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2005 04:36
ari.malala ( 16/11/2005 13:00)
ventilo
miarahaba e sao d misy afaka manoro hevitra fa le matos iasako zany maty wazy e, mijan wazy ny ventilo d tsoahana mbakan'ny alim mints vao mety d ajanona ela b, refa tena mahamay b ny andro d ts af... tohiny
novalian'i sadakely ny 03/01/2006 08:16
xxx ( 16/11/2005 08:06)
antitra sy olona sembana...
hono wa ry reto ra nareo no tratran'izao situation zao we mila manampy olona de iza no hitanareo fa important kokoa manampy ny olona efa antitra sa olona sembana ara-batana???:roll:... tohiny
novalian'i vale ny 28/11/2005 08:30
dah ( 15/11/2005 18:58)
vitiligo
sao mba misy mahalala ny fanafody mahasitrana vitiligo azfd... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 04:34
akamatiana ( 15/11/2005 18:34)
NAHOANA????
Maro ireo jiolahy Izay mandrava sy sahisahy Nefa toa avela hatrany Handrahona sy hiliba eto an-tany Maro ireo mpino an'i Kristy Manangona ireo ondry izay mania Nefa toa voasakana izy Ka mipet... tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2005 22:50
rabejo ( 15/11/2005 17:17)
Fantsaram-belatsihy ve ?
Raha dinihina @ ity serasera ity dia toa mifankatia tokoa ny gasy na dia an-tany lavitra aza. Matetika anefa dia tsy toy izany no hita eto Frantsa fa raha vao fantapantatry ny ankamaroan'ny gasy efa m... tohiny
novalian'i rachid ny 30/11/2005 09:36
xxx ( 15/11/2005 15:46)
tiany hono aho !
mba entiko aminareo ity alaheloko ity ka asa re ny fahitanareo azy sy izay tokony ataoko, fa dia tsy zakako loatra ka zaraiko anio manana olona iray aho tena tiako, nisy fotoana izay... tohiny
novalian'i zama91 ny 17/12/2005 21:18
xxx ( 15/11/2005 15:33)
tsy misy rano
mitaraina ny tantsaha any Dago fa tsy avy ny orana ka tsy afaka mamboly vary ry zareo. izao no nolazain'ny ingenieur iray avy ao amin'ny APIPA (nalaina tao amin'ny [url=http://www.lexpressmada.co... tohiny
bichette ( 15/11/2005 13:53)
KABALE ...
secte jiosy hono izy io ary ny ahafantarana raha mpikambana na tsia ny olona irayia misy irony bracelet manify toy ny tady menamena ny tanana ankavia. Ny ankamaroan'ny mpihira fanta-daza dia ahitana... tohiny
balite06 ( 15/11/2005 13:21)
hafatry ny fiainatsihita
[i]Italic text[/i]:evil:tany amin'ny fiainatsihita aho no nahazo hafatra ho antsika te hahalala zavatra miafina io. Any no hitoeran'ireo fanahy rehetra rehefa maty ary any koa no misy ireo fanahy mbo... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/11/2005 15:37
xxx ( 15/11/2005 11:07)
fiantsoana antelefon
sao mba misy mahalala hoe inona avy no azo ampiasaina raha te hiantso téléfon avy eto @ internety nareo? misaotra @ valinteny!... tohiny
novalian'i dah ny 08/02/2006 16:18
naritsimba ( 15/11/2005 10:39)
Famoahana mpianatra
Manasa anareo izay afaka rehetra fa hamoaka mpianatra andiany vaovao indray izahay @ 27 Novambra 2005 manomboka @ 2 ora tolakandro eny @ Ankany FJKM Zoara-Fanantenana Ambohipo. [b]"[b]Tiako ny teni... tohiny
Eva ( 15/11/2005 06:24)
Microphone
Mba toroy hevitra fa tsy mety mande ny microphone ko ! Omeko kadoa zay manome hevitra !:D... tohiny
novalian'i ds ny 15/11/2005 17:32
LazaRandri ( 15/11/2005 06:19)
Fanatanjahantena
Fa maninona ny tena no a-tanjaka? Dia tsy mahalala menatra ve? lol... tohiny
novalian'i xxx ny 16/11/2005 16:41
LazaRandri ( 15/11/2005 06:18)
Rahoviana?
Rahoviana ilay fetin'Ambohim-pihaonana? hahaha... tohiny
novalian'i xuan ny 14/01/2006 16:04
LazaRandri ( 15/11/2005 05:57)
Ratsy ny tolérance fa aleo Amour
- ny “tolérance” amin’ny lafiny teknika dia mitovy amin’ny “erreur”. Raha betsaka ny “tolérance” amin’ny “conception” (fanamboarana solomaso ohatra) dia mitera-doza ilay zava... tohiny
novalian'i xxx ny 20/11/2005 21:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6617