Tandremo! FPVM-FJKM

1. LazaRandri ( 16/11/2005 22:45)
Sakodiavatra aho mijery ny tantara. Mahagaga anefa fa toa sondriana avokoa ny maro amin'io resaka tsy mahasoa io.

Iza no manana ny marina amin'izy roa tonta? Tsy misy.
novalian'i xxx ny 23/11/2005 01:53
2. dadabe ( 17/11/2005 02:15)
satria nahoana no Tsy misy le ?? :-w
3. LazaRandri ( 17/11/2005 02:42)
Dadabe> satria Tsy misy.
4. LazaRandri ( 17/11/2005 02:59)
Mampihomehy anie ilay izy ry Dadabe fa mahagaga no tsy ahitanao azy e. hahaha!

Izao anefa no anaovako izany: Hianareo samy manao hoe: Izaho an'i Paoly, na: Izaho an'i Apolosy, na: Izaho an'i Kefasy, na: Izaho an'i Kristy. Voazarazara va Kristy? Paoly va no voahombo tamin'ny hazo fijaliana hamonjy anareo, sa ho amin'ny anaran'i Paoly no nanaovam-batisa anareo? 1 Kor 1:12-13
Diniho anie ny zavatra ataon'ireo e: "An'i Nenilava hono ny fifohazana Ankaramalaza, An'i Ranenitoa hono ny toby atsy an-tanin'anamamy, an'i Dadarabe ny aroa an-tanikatsaka..." hahaha!

[i]Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, afa-tsy Jesoa Kristy, indrindra fa Izy voahombo tamin'ny hazo fijaliana[i] 1Kor 2:2
An'i Kristy ny Fiangonana, Kristy no fahamarinana :)
5. Tanana ( 17/11/2005 03:27)
Ny dinkan'izany dia : EFA MBY ANTOMOTRA NY FIAVIAN'I JESOSY ka mibebaha ianareo, raiso Jesosy ho Tompo sy Mpamonjy nareo, ny zavatra rehetra efa manambara ny fiaviny ka MIBEBAHA, MIBEBAHA
6. LazaRandri ( 17/11/2005 04:03)
Tanana:

Ny dinkan'izany dia : ...

Ny dikan'ny inoa io? Mety marina ilay nambaranao fa ny tsy haiko hoe dikan'inona? Sao dika vilana? hahaha

7. Herimiafina ( 17/11/2005 04:14)
Tsy misy manana ny rariny satria miady. Refa miady dia samy diso.
8. Rajim ( 17/11/2005 04:29)
Toy ny ankizy manao fanenjika ihany io, ny iray eo aloha ny iray ao afara, koa mety hianjera ny iray raha tsy mahay,koa mampahatsiaro ny tenin'i Paoly manao hoe :"asiako mafy ny tenako mba ho mangana,sao izaho mitory indray no holavina"IIcorth9.nefa eto amin'ny tany fiazakazahana dia misy te hamely ny hafa, ny hoe marina sy diso, tsy misy marina afatsy Jesosy Kristy ihany, koa ny mety dia aleo samy mandini-tena sy miverina @ Tompo mba samy hahazo famelan-keloka sao lavo eny am-panotana eny.
Izaho vanimpotoana izao koa dia efa andro farany, koa aoka samy hiambina sy haharitra @ fivavahana.
Mahereza daholo ô
9. Landrymimi ( 17/11/2005 04:47)
Marina daholo ny voalazanareo fa ahitsiko kely ny fomba fijery: Diso ny filazana fa an'i nenilava ny toby Ankaramalaza!! An'i Jesosy ny toby fa i Nenilava na i... no fitaovana nentin'i Jesosy namohazana olona marobe tamin'ny alalan'ny fifohazana Ankaramalaza!! Mifidy olona Jesosy hanao ny asanany! tsy naniraka Anjely izy fa olom-belona:"Tsy ianareo no nifidy ahy fa Izaho no nifidy anareo..." koa nahoana moa no tsy iresahana ilay loharano nipoirana!!!
Efa akaiky Jesosy Tompo!!
10. akamatiana ( 17/11/2005 05:12)
marina zany d misaotra an'i Landry nanintsy izay diso. D mba manaova amizay ny tsara ry rey oul ô!!:-D:-D:-D
11. LazaRandri ( 17/11/2005 06:07)
- Tsy azo entina any amin’ny dokotera sy tsy azo atao operation i ranona…hoy i Jesosy (nefa pasitera no niteny an’izany).
- Ho anareo mpanala fanadinana: ento aty amin’i pasitera ny stylo ametraha-tanana sy ivavahana hahaha!
- Te hitazona ny fahefany deba dia niantso “mpaminany”.
- Tany amin’ny “mpaminany” ihany koa Ravony no namantatra ny fotoaona nahafatesany.
- Te ahazo ny fahefan’izao tontolo izao ramose dia naka hevitra tamin’ny “mpaminany”.
- Betsaka ireo olona nahazo zavatra avy any: vady, zanaka, fahasitranana, vola aman-karena, fahefana, voninahitra, ary ihany koa fahakiviana sy havizanana :-D:-D
- Mialona iretsy fa izahay be vola! hahaha
- Anareo ny vola fa anay ny fahefana! hahaha

torohevitro ho an’ny mpifaninana miss manja:
mandehana ametrahan’i Herimiafina tanana. hahahahahahaha
12. Herimiafina ( 17/11/2005 06:23)
LazaRandri:

torohevitro ho an’ny mpifaninana miss manja:
mandehana ametrahan’i Herimiafina tanana. hahahahahahaha



Diso frapy ve izy izany sa voatonona tsy nahy ny anaran'ny razambeko, hehehe:-D:-D
13. cutie ( 17/11/2005 06:31)
torohevitro ho an’ny mpifaninana miss manja:
mandehana ametrahan’i Herimiafina tanana. hahahahahahaha

fa misy in ny tanan'i herimiafina :-D
14. LazaRandri ( 17/11/2005 06:34)
Cutie> misy raha. hahaha
15. Herimiafina ( 17/11/2005 06:35)
Mahano miss ngah cutie, mitondrà, tantely sy labozia ary bonbon gasy de toaka gasy de hitan'i cutie ny fandehany, hehehehe:-D:-D
16. cutie ( 17/11/2005 06:36)
LazaRandri [ Valio ] 17-11-2005 10:34:43
Lohateny : Re : Tandremo! FPVM-FJKM
Cutie> misy raha. hahaha

in zany raha :-D
ka za tsy manana an'zany , nga tsy efa ekipe toi :-D
17. cutie ( 17/11/2005 06:37)
i herimiafina io , fa adino :-D
18. Herimiafina ( 17/11/2005 06:46)
Hehehehehe, hahita raha i toi de lany miss manja tsy fidiny, hehehe:-D:-D
19. cutie ( 17/11/2005 06:48)
za nga nilaza we hanao an'zany kou :-D
20. Herimiafina ( 17/11/2005 06:52)
Eny ary e, le herimiafina voatonona etsy ambony kou anie tsy zah fa i dadabeanay any am-pasana e, hehehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1238