Tandremo! FPVM-FJKM

21. cutie ( 17/11/2005 06:54)
ka ny fanahiny ange le entinao e :-D
22. jentilisa ( 17/11/2005 06:54)
Ary izaho vao saiky hanoratra ny hoe samy manana ny rariny ho azy. Kanjo ny hoe samy tsy marina indray no hitako ato. :P
23. cutie ( 17/11/2005 06:56)
aiza zany ry jentilisa, fa niova kou ne le sujet ato e :-D
24. Herimiafina ( 17/11/2005 06:57)
jentilisa: tsy mitovy ihany ve izany raha miady le samy manana ny rariny, toy ny otoo sy ny tootsie nifamono tany Rwanda.
25. jentilisa ( 17/11/2005 10:37)
ka ny ilazako hoe samy marina dia satria samy manana ny lojikany e! samy manana ny matematikany! :lol:

mirava samy marina hoy ny fiteny tamin'ny andron'ny rebik'ondry.
26. Herimiafina ( 17/11/2005 18:18)
Ka matoa anie miady de manana ny lojikany e, de samy miaro ny lojikany eo.
Toy ilay vera misy rano hatreo amin'ny atsasany ohatra.
Ny andaniny milaza hoe moitié plein io.
Ny ankilany milaza hoe moitié vide io.
De hatreo aloha mbola samy hendry.
Fa avy eo amin'izay miady, de lasa tsy hendry intsony izany.
27. LazaRandri ( 18/11/2005 00:54)
Samy milaza azy ho marina nefa hita fa samy diso. hahaha!

cutie:
aiza zany ry jentilisa, fa niova kou ne le sujet ato e :-D
iza no nanararaotra nanova azy teo?
28. cutie ( 18/11/2005 04:52)
LazaRandri

efa naverinao @ laoniny ihany izy zany , fa aleo himpirina :-D
29. xxx ( 18/11/2005 09:00)
LazaRandri:

Sakodiavatra aho mijery ny tantara. Mahagaga anefa fa toa sondriana avokoa ny maro amin'io resaka tsy mahasoa io.

Iza no manana ny marina amin'izy roa tonta? Tsy misy.

Amiko de zao lazaRandri,eritrereto tsara ty ,tsy oe manaratsy ny Fjkm fa tiko sarihana de zao ataovy oatrany oe nianatra tany Epp ka hita fa ts miova fijerina ny fiaiana pianarana de lasa mitady fianarana hafa ,zay mahasoa tokoa mba te hahita fahombiazana kokoa,oatrany zany fanahy mila havaoziny foana,ny any FJKM zany A/tra hono tsy miteny tsony satria efa taloha zany,dikany zany nny A/tra moana hivavahan antsika ra OH tsy miteny A/tra ,de diniho tsara fa araka teniny Jesosy oe ,"ra tenin ratsy t@nareo Aho nahoana de namely Ahy nareo?"Fa ra nanaratsy ny FJkm ny FPVM nahoana de nakatona ny Fiangonana!Moa v tsy fikambanana ao FFKM ny FJKM ?Nefa ny FFKM de làlàna foana no ampiarina!fanga ko moa ts zany t@androny Fariseo fa lalàna foan no ampiarina !mbola hitohy tantara LazaRandria......
30. xxx ( 18/11/2005 09:27)
xxx> ny mahagaga aminareo ange dia izao e, rehefa ny pasiteranareo no mahita nofy sy manambara ny ho avy dia lazaina fa mpaminany lehibe, fa refa ny gasy tsotra no manana fahitana sy mahay manambara ny nofy dia lazaina fa mpisikidy gaigy lahy mpanao asan'ny maizina,tssss
Hoy i xxx iray hafa, mbola hiseho ps:°)
31. jentilisa ( 18/11/2005 10:06)
hisy olona hiseho ao ambadiky ny ridao ry zareo! :°)
32. nofy ( 18/11/2005 10:38)
matoa misy ny olana dia tsy nisy fanetren-tena tao ka izay no antony mahatonga izao toe-javatra rehetra izao na andaniny na ankilany !!!!!!
33. xxx ( 18/11/2005 10:45)
LazaRandri:

- Tsy azo entina any amin’ny dokotera sy tsy azo atao operation i ranona…hoy i Jesosy (nefa pasitera no niteny an’izany).
- Ho anareo mpanala fanadinana: ento aty amin’i pasitera ny stylo ametraha-tanana sy ivavahana hahaha!
- Te hitazona ny fahefany deba dia niantso “mpaminany”.
- Tany amin’ny “mpaminany” ihany koa Ravony no namantatra ny fotoaona nahafatesany.
- Te ahazo ny fahefan’izao tontolo izao ramose dia naka hevitra tamin’ny “mpaminany”.
- Betsaka ireo olona nahazo zavatra avy any: vady, zanaka, fahasitranana, vola aman-karena, fahefana, voninahitra, ary ihany koa fahakiviana sy havizanana :-D:-D
- Mialona iretsy fa izahay be vola! hahaha
- Anareo ny vola fa anay ny fahefana! hahaha

torohevitro ho an’ny mpifaninana miss manja:
mandehana ametrahan’i Herimiafina tanana. hahahahahahaha

am-bava homana am-po mieritreritra! Samy diso, ary izay miezaka manamarin-tena vao maika mampiseho ny fahadisoany!
34. ravakamalala ( 18/11/2005 14:23)
torohevitro ho an’ny mpifaninana miss manja:
mandehana ametrahan’i Herimiafina tanana. hahahahahahaha

:-D:-Dtsy hitako mihitsy zay ifandraisany fa dia tapa tsinay aloha za tato e!!!:-D:-D

Momba ilay resaka dia ambava homana ampo mieritreritra marina an! fa hitako hoe misy fahamarinany ny zavatra lazain i LazaRandri
35. xxx ( 18/11/2005 16:02)
xxx:

xxx> ny mahagaga aminareo ange dia izao e, rehefa ny pasiteranareo no mahita nofy sy manambara ny ho avy dia lazaina fa mpaminany lehibe, fa refa ny gasy tsotra no manana fahitana sy mahay manambara ny nofy dia lazaina fa mpisikidy gaigy lahy mpanao asan'ny maizina,tssss
Hoy i xxx iray hafa, mbola hiseho ps:°)

xxx> ts oe hiadina hevitra ny finoana fa samy manana eritreriny io fa ra oatranao daholo ny olona ,de efa tsis niangona tao ny olona,maninn zao Jaona t@nofy niseho A/tra aminy ,de maninnn?Sady zao ry xxx a!Misy teny zay manao oe ,Voninahitra tsy Omeko ny hafa ,dikany zany ts mirehareha refa miteny @nofy de aseho gazety atao malaza b,fa toa zany t@ mangigina de gaga ny olona,nga moa t@ ny androny Tompo nanasitrana olona de rehareha b izy oe Za mpanasitrana ,fa nafenina zany ary nandrara zay sitrana mba tsy hiteny @iza ² fa vao maika niely ,de avy eo nenjehina @zay ,de eritrereto tsara zvt lazaiko xxx a!Moa v tsy zany no nahazo ny io fiangonana io,niely t@gazety nga fiangonana oe tena mpaminany !!!omeo ahy ny gazety misy anizany vakiko ry xxxx a!!koa ra ts maihol ko !:roll:8O
36. xxx ( 18/11/2005 16:07)

37. xxx ( 18/11/2005 16:12)

38. LazaRandri ( 19/11/2005 00:19)
ravakamalala:

torohevitro ho an’ny mpifaninana miss manja:
mandehana ametrahan’i Herimiafina tanana. hahahahahahaha

:-D:-Dtsy hitako mihitsy zay ifandraisany fa dia tapa tsinay aloha za tato e!!!:-D:-D

Momba ilay resaka dia ambava homana ampo mieritreritra marina an! fa hitako hoe misy fahamarinany ny zavatra lazain i LazaRandri

izaho koa mantsy mba tapa-tsinay mamaky ny vaovao an-gazety e! hahaha!

39. dadabe ( 19/11/2005 13:06)
tena be resaka be doly nareo d zah tsy manakambara tsony
herimiafina > inn lety zany herimiafina @ tanan'lah zany?? d misy toaka (pi)tantely humm (avy any belou io an ):D
40. ravakamalala ( 21/11/2005 14:47)
ka ilay izy anie ry dadabe efa hoe afenina e! izy ihany no mitana ny tsiambara telo, misitery izany zanako!!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3462