Tandremo! FPVM-FJKM

41. Herimiafina ( 21/11/2005 17:34)
dadabe:

herimiafina > inn lety zany herimiafina @ tanan'lah zany?? d misy toaka (pi)tantely humm (avy any belou io an ):D

Te ho lany miss manja kou ngah i dadabe, hehehe:-D:-D

42. deghany ( 22/11/2005 14:15)
Landrymimi:

Marina daholo ny voalazanareo fa ahitsiko kely ny fomba fijery: Diso ny filazana fa an'i nenilava ny toby Ankaramalaza!! An'i Jesosy ny toby fa i Nenilava na i... no fitaovana nentin'i Jesosy namohazana olona marobe tamin'ny alalan'ny fifohazana Ankaramalaza!! Mifidy olona Jesosy hanao ny asanany! tsy naniraka Anjely izy fa olom-belona:"Tsy ianareo no nifidy ahy fa Izaho no nifidy anareo..." koa nahoana moa no tsy iresahana ilay loharano nipoirana!!!
Efa akaiky Jesosy Tompo!!


de aiza no ahafatarana fa tena napiasain'i Jesosy i nenilava??:@

43. LazaRandri ( 22/11/2005 22:42)
- satria hono izy nanonona ny anaran'i Jesoa! hahaha.
44. LazaRandri ( 22/11/2005 23:49)
...dia i ratsiraka koa, sy ravalo, lahiniriko, voninahitsy...dia ny mpanao ody gasy sy "kristianina" koa betsaka ny manonona ny anarany sy mahavita fahagagana. hahaha!
45. xxx ( 23/11/2005 01:53)
ny piasany JIRAMA ko navita fagagana nadreatra jirony lakroa :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2263