Liste des messages

Liste des messages, inserés par rabejo, par ordre de date
rabejo ( 28/11/2005 14:45)
Fangatahan-kevitra momba ny fetin'ny faran'ny taona
Aiza no tena mba Ambohipihaonan'ny gasy eto Montpellier rehefa fetin'ny faran'ny taona e ? Izahay manko izao tsy mba manana toeran-kaleha fa dia miandry ny antson'ny namana raha misy azo iarahana.... suite
répondu par zandrikely le 17/12/2005 19:00
rabejo ( 15/11/2005 17:17)
Fantsaram-belatsihy ve ?
Raha dinihina @ ity serasera ity dia toa mifankatia tokoa ny gasy na dia an-tany lavitra aza. Matetika anefa dia tsy toy izany no hita eto Frantsa fa raha vao fantapantatry ny ankamaroan'ny gasy efa m... suite
répondu par rachid le 30/11/2005 09:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0698