Fanatanjahantena

1. LazaRandri ( 15/11/2005 06:19)
Fa maninona ny tena no a-tanjaka? Dia tsy mahalala menatra ve? lol
novalian'i xxx ny 16/11/2005 16:41
2. ari.malala ( 15/11/2005 07:47)
:-D:-D:-Dmatanjaka anie ny fototenin'io teny io f tsy hoe mitanjaka e, na ts d nahay malagasy aza aho fony mpianatra mba haiko ihany! d samy hafa b zany matanjaka sy mitanjaka izany :-D
3. pissoa ( 15/11/2005 13:24)
tokony natao tany amin'ny hatsikana sy ny lalao izy ity angamba ... :-D :-D
4. xxx ( 16/11/2005 00:22)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 15-11-2005 11:47:05
Lohateny : Re : Fanatanjahantena
matanjaka anie ny fototenin'io teny io f tsy hoe mitanjaka e, na ts d nahay malagasy aza aho fony mpianatra mba haiko ihany! d samy hafa b zany matanjaka sy mitanjaka izany

Mbola somary diso kely ny tsipelina:
Fanatanjahantena: tanjaka no fototeny ary matanjaka ny matoateny.
Ny @ le irey indray: anjaka no fototeny de mitanjaka ny matoateny. (mbola azo ahitsy raha diso)
5. xxx ( 16/11/2005 16:36)
mi zany no tovana ko sa ahoana???????
6. xxx ( 16/11/2005 16:41)
lazaRandri
fanatanjahantena ve no tena tianao tenenina sa ahoana fa raha fanatanjahatena dia diso koa io fanotaniana apetrakao io
ny tokony ho izy hoe :maninona ny atanjahana ny tena.
samy afa manko ny fanatanjahana ny tena sy ny fanatanjahatena
ny fanatanjahatena amiko aloha an dia fanatanjahatena ko angamba hain'ny rehetra ary ny fanatanjahana ny tena dia io tsy mahalala menatra hoy ianao asa aloha raah mba marina ihany io e eritreriotro fotsiny io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1283