Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 20/11/2005 18:47)
fanafodin'ny fitiavana v d fitiavana ihany ?
manampitiavana @olona 1 za nefa izy toa tsy miraika amiko loatra, izy manko any @ province , zany we olona tsy ray tanana zany ! rehefa any za d tsy d misy probleme loatra fa mety @zay hilavako azy ny... tohiny
novalian'i mimiso ny 29/11/2005 20:57
zefalah ( 20/11/2005 16:50)
rensenment de bourse
manaona. voalaza fa rehefa misy rensenment avy any hivelany dia ny ampovony iany no tena mahazo azy..zany hoe;na tohokony anjarany any @ sisiny aza dia omenar'zareo ao ampovony avokoa...mihisa 3900... tohiny
rrgmt ( 20/11/2005 14:17)
azonao atao ny mividy sy mivarotra amin'ny tranokala
midira mpikambana amin'ny : http//rrgmt.carrefour.com dia araho ny torohevitra ... tohiny
DotMG ( 20/11/2005 13:38)
maondializasiona - glaobalaizeissionn
Inona no tena dikan' ny mondialisation e? FANONTOLOANA sa FANATONTOLOANA? Valiny: [color=red]FANONTOLOANA[/color] satria ny firenena lehibe dia toy ny [b]fanoto[/b] sy [b]laona[/b] miady ary isika ... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:34
diamondra27 ( 20/11/2005 13:11)
ON....
araka ny zavamisy miseho any dago @zao fotoana noho ny tsy fahampian'ny éléctricité de nametraka fanontaniana i ON hoe: IZA ary no mba afaka manazava ahy? ka sao de mba afaka hanampy azy ianareo... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:30
larianda ( 20/11/2005 08:06)
fiara sy ny tsidika ara-teknika????
Mba aona ny fahitanareo ireny fiara bdb mandoto rivotra eto @ tanànaireny?mba lany t@ fitsarana teknika ve ireny? andrasana sempotra daholo ve isika sa ho fatin'ny homamiadana ny avokavoka ny mpiton... tohiny
novalian'i lapino ny 09/12/2005 11:22
labomba ( 20/11/2005 07:56)
Nanahoana ny fety 19 novembre 2005 tao Tana?
Tany fona ny sainay mba te ho any fa tsy afaka, nanaona izy tao?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2005 15:22
antso2005 ( 20/11/2005 03:37)
Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
Manotany tena aho hoe faritra aiza aty States no misy reveillon malaza ho an'ny Gasy. Mba te ho any izahay.... tohiny
novalian'i jennifer2 ny 16/12/2005 04:15
Solitikabe ( 19/11/2005 23:48)
FFKM sy ny fanjanahana, na ny fiangonana sy ny fanjanahana m
Zaza navelan'ny fanjanahana teto amintsika ny fivavahana. FFKM io, ka dia mivindrona tsara izy ireo. Ary manoatra noho ny ataon'ny tany Kaominista no ataony. Mba nandinika izany ve ianao?... tohiny
kilalaki ( 19/11/2005 20:27)
izaho aza mba gaga
-eh!! -hi:lol::lol::lol:aho..ahoana zay ramo:lol:se -fa maninona aho no ihomehezan'ialahy foana isaky ny mandalo eto? -:lol::lol: izaho koa aza mba gaga ko! -inona no mahagaga an'ialahy @n'izan... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:36
xxx ( 19/11/2005 15:57)
mba te ahalala
hono ho aho ry zareo,ny vhv ve rehefa manao firaisana ara-nofo voalohany dia tsy maintsy mandeha ra le zavatra??Mba mangataka fanazavana ho an'zay mahalala.Misaotra dia aza tsiny ny @ny fanontaniako.... tohiny
novalian'i danny2025 ny 20/05/2025 13:18
jentilisa ( 19/11/2005 15:16)
minisitera telo no tapahina ny jirony fa tsy nahaloa jirama!
ireto izany minisitera izany: teti-bola, fanabeazam-pirenena ary mponina! ny tena hafa izany dia ny an'ny teti-bola! efa nanivaka tamin'ny tsy famadihana ny plaky mineralozika ho mena amin'ny fiar... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:39
botity7 ( 19/11/2005 11:34)
inona no zavatra tian-ny sipa @ lehilahy
ny vehivavy mody masina izay foana nefa rehafa misy tadiaviny aminao dia tsy hita izay hanaovana azy! matetika koa ry zareo manao am-bava tsy mila nefa any am-po any tena taralila be, zay ????????????... tohiny
jon ( 19/11/2005 11:30)
cour par corespondance
mitady olona mampanao cour tout matier tapak'andro na cour par corespondance !... tohiny
novalian'i jon ny 26/11/2005 15:56
Fiffi ( 19/11/2005 08:51)
Mahatsiaro ny fahazazana
Manahoana daholo , andao ary isika hiverina kely t@ fahazazana , dia mba tohizo izay mahay ...... O! i! o! ndeha hianatra izahay Ny andronay tanora No andro mahamora Ny fianaranay Nedeha hianat... tohiny
novalian'i efamira ny 21/09/2015 10:12
fiaritiana ( 18/11/2005 23:26)
ramanonaka!
tsy haiko na efa tato io resaka io fa mba omeo recette nà ramanonaka ry reto a! zé mahay!!manimanina ny ramanonaky Dago mantsy!... tohiny
novalian'i fasoa1 ny 20/04/2006 15:20
xxx ( 18/11/2005 23:20)
Bokin ny mpanoratra ato amin ny serasera!
ary maninona moa raha mba manangana boky iray ho an ny sangan asa rehetra ato amin ny tononkalo serasera ato e! fidina zany zay milay indrindra dia atao boky!! soso kevitra ny ahy an! ahoana any ny he... tohiny
xxx ( 18/11/2005 16:41)
fahamasinana sy fahamarinana zao filamatra!!!
firenena kristianina tsika zao???!:D:D:D:D:D:D:D:D;aiza o aiza fipetraka io tarigetra io é... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 09:29
lapino ( 18/11/2005 15:54)
Sexe amin'ny teny gasy
Inona kay no dikan'ny [b]sexe[/b] amin'ny teny gasy e?... tohiny
babalahy ( 18/11/2005 14:59)
Ahitana "trace" ra rehefa mi-pipi
Tsy fantatro na efa nisy nanontany ity aretina ty teto fa mangataka toro-hevitra avy amin'ny namana azafady.Misaotra betsaka. ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2005 19:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9319