Liste des messages

Liste des messages, inserés par lapino, par ordre de date
lapino ( 11/04/2008 00:17)
fossa fossana
Inona kay no anaran'io biby io amin'ny teny gasy ? io ve no atao hoe jaboady ? sa vontsira sa biby hafa ? [center] [img]http://farm2.static.flickr.com/1244/528117554_a09b3c56c3_m.jpg[/img] [/center]... suite
répondu par soanja le 11/04/2008 16:26
lapino ( 19/01/2008 14:17)
Maty i Bobby Fischer
Vao 64 taona fotsiny lery kanefa. :-( Amerikana anti-amerikana, hors-la-loi any US lery io. Ary tena rebelle hatrany amin'ny filalaony ka hatramin'ny fomba fiainany. Mahavariana ny mamaky ny tantar... suite
répondu par lapino le 21/01/2008 16:33
lapino ( 16/01/2008 09:21)
Tondrom-peo
Sady tohin'ity fitarainana ity ihany : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4784e5d4e0e6c no sady fangatahana kely : Mampisy olana ve raha atao editable ny tondrom-peo ? Farafahara... suite
répondu par lapino le 16/01/2008 10:55
lapino ( 11/12/2007 23:41)
Aza misy avela hisaraka mihitsy
Tena raha mba tia ny taranaka ihany dia aza mba misara-bady izany mihitsy ry zareo a. Dia mba aza manabosibosy olona hisaraka koa. :wink: Voaporofo manko izao fa [u]manimba tontolo iainana[/u] ny f... suite
répondu par reve le 16/12/2007 14:01
lapino ( 05/08/2007 12:05)
Hoy i Cantador (Tour de France)
"Peut-être ils veulent des coureurs français sur le podium" :lol::lol:... suite
répondu par foxthree le 10/09/2007 09:35
lapino ( 02/08/2007 07:08)
Mankalaza ny blaoginy
Ity misy hevitra orizinall : http://embruns.net/blogosphere/ta_bite_sur_mon_blogue.html :-D:-D... suite
répondu par Fiffi le 04/08/2007 14:37
lapino ( 08/06/2007 10:33)
Amin'ny firy zao ?
Amin'ny ora tsy diso :wink: http://www.dailymotion.com/video/xxq3d_what-time-is-it... suite
répondu par cbd le 14/06/2007 12:12
lapino ( 05/06/2007 12:48)
Voyage au centre du cerveau
Ohatra ny mahaliana io documentaire io, mandeha amin'ny ARTE izy am'zao : http://www.arte.tv/fr/connaissance-decouverte/1578306.html Nisy nametraka t@ dailymotion koa ilay izy : 1 : http://www.da... suite
répondu par sitlo le 10/06/2007 02:45
lapino ( 25/05/2007 15:11)
baibolista na tsia : aretina mikiky
Lasa toa dia mampiady ny baiboly rehefa jerena ny resaka nandeha tato ho ato izay. Ohatra ny mifanebaka izany daholo hoe : - baibolista = mitady izay toko sy andininy misy ny laoka androany - tsy ... suite
répondu par ikaretsaka le 31/05/2007 05:27
lapino ( 14/05/2007 15:14)
pedophile : efa don ?
Tenin'i Sarkozy talohan'ny propagandy io, hoe efa any amin'ny gene-n'ny olona hono no maha pedophile azy. Izany hoe efa toe-batana. Marina ve izany ? Voizina matetika koa hoe ny homosexuels efa toe... suite
répondu par Fiffi le 20/05/2007 19:51
lapino ( 16/04/2007 12:14)
Ilay vehivavy nitaingina bibidia (2)
Iza marina izy io ? Ny zavatra tsy dia azoko dia hoe : marina foana ve ny hoe vehivavy = fiangonana ao amin'ny baiboly ? Raha vakiana manko ny Apokalypsy toko 17 sy 18, dia voasoratra ao hoe : [u]... suite
répondu par ikaretsaka le 20/04/2007 12:38
lapino ( 13/04/2007 13:56)
Mila misaina, mieritreritra sy mandanjalanja tsara ...
Efa miezaka izay azo atao, fa dia mbola resy foana. Efa misaina, mieritreritra mafy ary mandanjalanja ihany, fa tsy afaka e ... Efa mieritreritra sy manantena fa hoe nahavoa, kanjo hay voafitaka ihany... suite
répondu par prime le 14/05/2007 14:38
lapino ( 12/04/2007 08:01)
Hira sy mozika
Betsaka ihany angamba ny ohatra an'ah, tia hira (na dia tsy mahay mihira aza); isan'ny mahafinaritra mihitsy koa ny fiderana an'Andriamanitra. Kanefa : Toa ny hain-teny amin'ny tononkira, ny feon-... suite
répondu par ikaretsaka le 18/04/2007 22:25
lapino ( 06/04/2007 16:03)
Toa ho ENY ihany no handresy
http://www.tv5.org/TV5Site/info/article-Referendum_a_Madagascar__le_oui_mene_largement__moitie_des_bureaux_.htm?idrub=6&xml=070406121238.2c7dtcjr.xml Dia io indray ilay tsy azo hadino mihitsy amin'... suite
répondu par rabaradaka le 10/04/2007 07:32
lapino ( 03/04/2007 15:56)
Einstein :-)
http://www.thegrace.com/fr/lemal.htm (fr) http://carlafabiana.multiply.com/journal/item/72 (es & en) Mba mampitsiky kely :-)... suite
répondu par Vahinala le 09/04/2007 09:20
lapino ( 02/04/2007 11:51)
Loza ho an'izay
- manafangaro lainga amin'ny fahamarinana ka mamitaka ny olona - misakana ny olona tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra na mitarika azy ho any amin'ny fahaverezana - manarona ny Tenin'Andriamanitra... suite
répondu par prime le 06/04/2007 14:34
lapino ( 30/03/2007 11:58)
Mba tandremo ihany ny ankizy
Mety tsy ho tongatonga saina akory ny lehibe, mety hoe zavatra tsy grave akory fa lamaody sy tendances an'ny tanora, nefa lasa manompo devoly ny ankizy http://quebec-en-feu.com/les_dansgers_du_sata... suite
répondu par sakaizakely le 17/04/2007 13:06
lapino ( 28/03/2007 14:00)
Miray amin'i Jesosy
Eny, tena resaka [u]fitiavana[/u] io ! Ary hanatrika ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry isika atsy ho atsy :) Ozizy Jesosy hoe : "Izaho no voaloboka, hianareo no sampany." Ahoana tokoa moa izany... suite
répondu par prime le 06/04/2007 10:31
lapino ( 13/03/2007 16:24)
Maka sopapa ao amin'ny baiboly
Fa maninona ? Heveriko fa tsara, raha ankinina amin'ny andinin-tsoratra masina mifandray aminy ny fihevitra manoloana zavatra iray. Ny antony dia satria noho izay voasoratra ao ihany. [quote=II T... suite
répondu par prime le 23/03/2007 11:06
lapino ( 12/03/2007 13:14)
Jocelyn Ranjarison
Sao dia mba misy mahafantatra kay ny anaran'ilay tarika nanao ny original tamin'ireny hiran'i Jocelyn Ranjarison ireny ? Mihira playback manko razoky, fa hirana tarika chorale miteny anglisy no nan... suite
répondu par lapino le 26/03/2007 15:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0407