Einstein :-)

1. lapino ( 03/04/2007 15:56)
http://www.thegrace.com/fr/lemal.htm (fr)
http://carlafabiana.multiply.com/journal/item/72 (es & en)

Mba mampitsiky kely :-)
novalian'i Vahinala ny 09/04/2007 09:20
2. pissoa ( 03/04/2007 16:21)
:-D:-D:-D

ela be vao tonga tany amin'ile oe
The name of the young man ?

Albert Einstein.

:-D:-D:-D
3. simplex ( 03/04/2007 17:05)
milay kosa an :)

fa adinon'le mpampianatra no nanotany hoe, nanin no nataonan'A/tra misy olona tsy manana "fitiavan'A/tra" ao @ fony :P
4. cutie ( 03/04/2007 17:36)
tsy misy @teny gasy ve ranga:-D
5. pissoa ( 03/04/2007 17:51)
kou lap no nandefa azy kou :-P:-D:-D:-D
6. simplex ( 03/04/2007 17:56)
ity le @ teny gasy e: Jereo eto (mg)
7. cutie ( 03/04/2007 17:59)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 03-04-2007 19:51:22
Lohateny : Re : Einstein :-)
kou lap no nandefa azy kou

tsy azoko:roll:
8. cutie ( 03/04/2007 18:00)
lap:roll::roll::roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 03/04/2007 18:00)
simplex:-w:-w:-w:-w:-w
10. Stretch ( 03/04/2007 18:42)
tsy azoko ko le teny frantsay klé,
fa zany bandy zany ve le saviritaka volo be iny ?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/sauteur4.gif[/IMG]
11. Fiffi ( 03/04/2007 19:26)
tsy ratsy kosa an ! le hoe "le froid existe-t-il" ? hummm.....
12. kelly13 ( 03/04/2007 19:43)
Stretch:

tsy azoko ko le teny frantsay klé,
fa zany bandy zany ve le saviritaka volo be iny ?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/sauteur4.gif[/IMG]



mpiady @ coiffeur sy ny tondezy lery :°)
13. sitlo ( 03/04/2007 20:38)
Stretch:

tsy azoko ko le teny frantsay klé,
fa zany bandy zany ve le saviritaka volo be iny ?
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/sauteur4.gif[/IMG]


Aza atao an'izany fa gravy be ny imaginatioan'iny


14. kelly13 ( 04/04/2007 11:26)
tatarao oe
15. sitlo ( 05/04/2007 13:14)
8O, lava be dia kamo aho :-D
16. Stretch ( 07/04/2007 15:40)
hainareo ve we nedala efa 3 taona be zao vô nahay niteny 8O
17. sitlo ( 07/04/2007 15:51)
:lol: ye
18. Stretch ( 07/04/2007 16:58)
innn ary no notenenina , ra tena maharaka an le kôzy ?
19. sitlo ( 07/04/2007 17:11)
tsy haiko, fa tsy lery rery no ohatra izany fa i 't Hooft koa
20. Stretch ( 07/04/2007 18:09)
a a a fa matetika hono reny akizy tsy miteny taraiky be reny ny atidohany miketriketrika be mintsy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1427