Voyage au centre du cerveau

1. lapino ( 05/06/2007 12:48)
Ohatra ny mahaliana io documentaire io, mandeha amin'ny ARTE izy am'zao : http://www.arte.tv/fr/connaissance-decouverte/1578306.html

Nisy nametraka t@ dailymotion koa ilay izy :
1 : http://www.dailymotion.com/animanga/video/xqlo7_voyage-au-centre-du-cerveau-la-memo
2 : http://www.dailymotion.com/animanga/video/xpu4p_centre-du-cerveau-les-surdoues
3 : http://www.dailymotion.com/animanga/video/x1odse_voyage-au-centre-du-cerveau-1 , http://www.dailymotion.com/animanga/video/x1p02d_centre-du-cerveaupartie-2 , http://www.dailymotion.com/animanga/video/x1pb1m_voyage-centre-du-cerveau-part-3

... betsaka ihany manko hono ny gasy no surdoué na manana zanaka surdoué ... ;)
novalian'i sitlo ny 10/06/2007 02:45
2. diamondra27 ( 05/06/2007 14:32)
tiako be izy iny ka

efa nandeha iny fa mbola tsara raha hiverenana jerena
3. sitlo ( 05/06/2007 18:24)
Ny ahy ilay odoie no tena tiako :-D http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x259hh_ny-nanahary-odoie
4. Stretch ( 05/06/2007 19:43)
reportage tao am arte ko ve zany odoie zany ry annn ?
jereo ty
5. sitlo ( 05/06/2007 19:53)
hahaha, ohatra ny nisy fahavoazana koa aho zany, le jefra tany am artista sy hira no saika novaliako. Dia gaga aho hoe toa efa novaliako wa ity size ity fa nakaiza ary :-D
6. pissoa ( 05/06/2007 21:01)
mahalina ... inn aza ny mba genie matoritory ao anatiko ao :oops::-D:-D:-D
7. lapino ( 07/06/2007 08:38)
Ilay voyage III no tena mahaliana : ny vehivavy hono kely atidoha kokoa, sady mbola any amin'ny âge de pierre foana :wink:

pissoa > mila adona amin'ny pôtô aloha ny loha de manao emôrrazi :)
Fa raha tsy lehilahy nefa ange tsy mety an'zany e :-P
8. pissoa ( 07/06/2007 22:07)
lapino:
Ilay voyage III no tena mahaliana : ny vehivavy hono kely atidoha kokoa, sady mbola any amin'ny âge de pierre foana

Tsy zany ny soratra ao fa ny atidohanareo lehilahy ony de type S ( = systeme/systematisation ) ! Raha nisy kely de tena otran'ny robbot daholo nareo :-D:-D:-D

pissoa > mila adona amin'ny pôtô aloha ny loha de manao emôrrazi
Fa raha tsy lehilahy nefa ange tsy mety an'zany e

:-w:-w:-w
9. pissoa ( 07/06/2007 22:09)
nampime anah ty :oops:

Des chercheurs comme Simon Baron-Cohen pensent qu’un excès de testostérone, l’hormone masculine, pendant le développement embryonnaire conduit aux cas extrêmes de cerveau masculin, donc à l’autisme et, dans des cas particuliers, à des aptitudes exceptionnelles.

:-w:-D:-D:-D
10. lapino ( 08/06/2007 10:04)
pissoa:
:-w:-w:-w
ohatra an'i Orlando Serrel (voyage I) na Tommy McHugh (voyage III)

Raha nisy kely de tena otran'ny robbot daholo nareo :-D:-D:-D
Cortex zany miteny zany! Fa ahoana ozizy ny systeme limbique ? :wink:
11. pissoa ( 09/06/2007 01:20)
systeme limbique tsy miteny eto amin'ny forum :-D:-D:-D
12. sitlo ( 10/06/2007 02:45)
tena nahitana soa ilay izy fa misaotra an'i lapino
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9179