Loza ho an'izay
1. lapino
(
02/04/2007 11:51)
- manafangaro lainga amin'ny fahamarinana ka mamitaka ny olona
- misakana ny olona tsy hiditra ny fanjakan'Andriamanitra na mitarika azy ho any amin'ny fahaverezana
- manarona ny Tenin'Andriamanitra tsy ho hitan'ny olona, na manoso-potaka ny Tenin'Andriamanitra mba tsy hinoan'ny olona Azy
- mitondra fampianarana tsy izy eo amin'ny olona
Ka :
- izay mampianatra, azonao antoka, tsapanao sy itompoanao mihitsy ve fa tena manana ny Fanahy Masina ianao, tena manana ny fahasoavan'Andriamanitra marina ?
- raha vao tsy izany, aleo miankina mandrakariva amin'ny Tenin'Andriamanitra.

novalian'i prime ny 06/04/2007 14:34
2. Rasiligaoma
(
02/04/2007 11:57)
Loza ho an'izay tsy mahita ny hafatr'Andriamanitra eo ambany masony koa!
na minia tsy mahita izany!
na minia tsy mahita izany!
4. cutie
(
02/04/2007 12:00)
izay mampianatra, azonao antoka, tsapanao sy itompoanao mihitsy ve fa tena manana ny Fanahy Masina ianao, tena manana ny fahasoavan'Andriamanitra marina
iza tsara no manan an'le FM, le mampianatra sa le ampianarina:lol:
raha vao tsy izany, aleo miankina mandrakariva amin'ny Tenin'Andriamanitra
:roll::roll::roll::roll:
5. cutie
(
02/04/2007 12:01)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 02-04-2007 14:00:09
Lohateny : Re : Loza ho an'izay
loza ho any zé tsy mahalala ny fahamarinan'A/tra
loza ho an'nze miseho ho mahalala ny fahamarinan'Atra:lol:
6. Rasiligaoma
(
02/04/2007 12:15)
cutie:
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 02-04-2007 14:00:09
Lohateny : Re : Loza ho an'izay
loza ho any zé tsy mahalala ny fahamarinan'A/tra
loza ho an'nze miseho ho mahalala ny fahamarinan'Atra:lol:
Izay no tena loza ambonin'ny loza rehetra:roll::{
8. boubounezy
(
02/04/2007 12:19)
loza ho any zé mpitsara ; tsy zany ny fampianaran'A/tra ny olony ra tena mpivavaka marina ra malalany fahamarinana marina tsy mitsara sy mitady provocation. tsy miséo malala fa nianarana hatraminy kely ary tsy mizesta fa milaza ny marina. ao @ baiboly io nolazaiko io. ary adinin'A/tra @nao ny ràako ra sanatry very any @ afo bé ny tenako.
11. cutie
(
02/04/2007 12:30)
loza ho an'zay mitarika oul hanangana sekta fa tsy mampiray ny oul ao @JK irery ihany :-D
12. jhouhlambout
(
02/04/2007 12:35)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Anges_et_d%E9mons/0086.gif[/IMG]
14. rakaroka
(
02/04/2007 12:44)
mba "loza" koa ity resaka ity sa resaka "loza"?....:lol::roll::roll:8O
16. lapino
(
02/04/2007 13:10)
cutie:Izay mampianatra aloha, satria izy mitarika ny olona ho any amin'izay lalana ampianariny.
iza tsara no manan an'le FM, le mampianatra sa le ampianarina:lol:
cutie:... kanefa tsy mahalala akory, fa mamitaka ny olona amin'ny fahamarinana diso.
loza ho an'nze miseho ho mahalala ny fahamarinan'Atra:lol:
17. cutie
(
02/04/2007 13:13)
Izay mampianatra aloha, satria izy mitarika ny olona ho any amin'izay lalana ampianariny.
ka iza no mahalala we manan ny FM io oul mampianatar io :roll::roll::roll:
le oul ampianarina ve nefa le oul aza tsy mahalala we manan ny FM izy :-D
Hoy i cutie:
loza ho an'nze miseho ho mahalala ny fahamarinan'Atra
... kanefa tsy mahalala akory, fa mamitaka ny olona amin'ny fahamarinana diso.
zany ve
mety ho mitombina:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. cutie
(
02/04/2007 13:14)
Hoy i cutie:
loza ho an'nze miseho ho mahalala ny fahamarinan'Atra
... kanefa tsy mahalala akory, fa mamitaka ny olona amin'ny fahamarinana diso.
kay i lapino manohy fotsiny :-w:-w:-w:-w
19. lapino
(
02/04/2007 13:25)
cutie:Tsy tokony ho jamba no mitarika jamba. Fa raha jamba no mamitaka ny jamba namany ka hitarika azy any amin'ny lalan'ny fahaverezana, dia loza ho azy.
ka iza no mahalala we manan ny FM io oul mampianatar io :roll::roll::roll:
le oul ampianarina ve nefa le oul aza tsy mahalala we manan ny FM izy :-D