Loza ho an'izay

41. naughtyboy ( 02/04/2007 16:57)
lapino le mitanisa2 loza no tsy mety @ saiko kah fa tsy ny oe iza ,nefa io lazainy simplex io de itako fa mitombina koa:wink:
42. soanja ( 02/04/2007 17:20)
Amiko IZAY maniry loza ho an'ny hafa sy ny mivavaka ny hitrangan'izany no antsoina hoe Mpamosavy any amintsika na aty n'aiza n'aiza satria Malagasy aho. Zah manokana dia mino fa miverina amin'ireo izay maniry ratsy ny hafa ny loza rehefa goavana be le tohitra avy amin'ny ilany ka mhatsapa ny ilany fa manao diso mihitsy fa manao izay mety amin'ny hiodina'ny fiainany sy ny mba ahitan'ny hafa mazava.

SAFIDY ny finoana! Rahafa mahalala an'io isika dia nahita MAZAVA izay.
43. cutie ( 02/04/2007 17:25)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 02-04-2007 19:20:40
Lohateny : Re : Loza ho an'izay
Amiko IZAY maniry loza ho an'ny hafa sy ny mivavaka ny hitrangan'izany no antsoina hoe Mpamosavy any amintsika na aty n'aiza n'aiza satria Malagasy aho. Zah manokana dia mino fa miverina amin'ireo izay maniry ratsy ny hafa ny loza rehefa goavana be le tohitra avy amin'ny ilany ka mhatsapa ny ilany fa manao diso mihitsy fa manao izay mety amin'ny hiodina'ny fiainany sy ny mba ahitan'ny hafa mazava.

SAFIDY ny finoana! Rahafa mahalala an'io isika dia nahita MAZAVA izay

=D=D=D=D=D=D
44. lapino ( 03/04/2007 11:12)
Misy matahotra ny loza ve ? Mahatsiaro tena concerné amin'ireo ve ?
:arrow: Mbola fotoanany izao, MIBEBAHA, dia tsy ho tratran'izany loza izany :)

pissoa:
Nga tsy refa tsy ao ny Fanahy Masina dia na de ny Tenin'Andriamanitra aza hahafahana mitarika fampianaran-diso !
Tena marina.

simp > ho avy eo ny probabilista hangataka log + stat fa ... :)

naughtyboy > na hotanisaina ny loza na tsia, dia ho tonga izany. Kanefa aleo tenenina dieny mbola fotoana ahafahana miala an'ilay loza, satria AFAKA IALANA ireo loza ireo.

soanja >
na za, na ianao, na iza na iza,
na lehilahy na vehivavy, na mahia na matavy, na mpivavaka na mpamosavy :wink:
dia loza ho an'izay mitsivalana tsy hidiran'ny olona ny Fanjakan'Andriamanitra.
45. prime ( 03/04/2007 12:07)
ikaretsaka:
prime> misy tsy azoko kely..
hoy ny tenin'andriamanitra: "aza manozona".... dia hoy ny tenin'andriamanitra "lozanao..."
Mba afaka velavelarina ve?
... Ekena

Hoy ny tenin'Andriamanitra :
"misaora izay manozona anareo, ary mivavaha ho an'izay manisy ratsy anareo." Lioka 6:28... i kristy no nilaza azy...
sy ny hoe :
"Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona." Romana 12:14... i Paoly Apostoly no nilaza azy...

Ireo dia samy teny fananarana nentina nampitandremana ny mpino (ny iray ho an'ny apostoly, ny iray ho an'ny fiangonana tao rôma) mba tsy handehanana amin'ny ota fa efa niteny i Kristy nanao hoe :

"Ry malala, aza mamaly ratsy, fa omeo lalana ny fahatezerana; fa voasoratra hoe: Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly, hoy Jehovah (Deo. 32. 35)." Romana 12:19

sy ny hoe :

"Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo." Efesiana 4:26

Fitiavana no nilazàny izany ary fitiavana ny mpanara-dia an'i Kristy no ananarana azy ireo handehanany ao amin'ny fahamasinana sy ny fahamarinana ka tsy hanotàny raha misy manisy ratsy azy...

Ny hoe "lozanao" kosa dia Jehovah na Kristy mihitsy no miteny azy... satria efa tofoka tanteraka ny amin'ny faharatsian'ilay olona Izy ka efa mametraka ireo eo ambanin'ny viliam-pahatezeran'Andriamnitra... io indrindra no manaporofo fa fitiavana Andriamanitra nefa misy fetrany izany ary rehefa Izy no tezitra dia tena loza tokoa no hiseho...
Hoy indrindra ny tenin'Andriamanitra :
"Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany." Galatiana 6:7...

Misy ihany nefa fahalalahana nomen'Andriamanitra, tsy lalàna lehibe akory ny miteny hoe tsy azo atao ny manozona, na tsy azo atao ny miteny hoe "lozanao..." fa ampahafantarin'Andriamanitra kosa ny hoe tompon'andrikitra izay miteny izany satria izay afafiny ihany no hojinjainy...
46. simplex ( 03/04/2007 12:37)
prime:
Hoy ny tenin'Andriamanitra :
"misaora izay manozona anareo, ary mivavaha ho an'izay manisy ratsy anareo." Lioka 6:28... i kristy no nilaza azy...
merci lapino :°):-D:-D:b:b

prime:
sy ny hoe :
"Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona." Romana 12:14... i Paoly Apostoly no nilaza azy...
io ve tsy t@ Paoly le be mpanejika e. Kobon'i toi ihany le fikan'le resy le manao air du chien battu :°)

prime:
i Kristy nanao hoe :
"Ry malala, aza mamaly ratsy, fa omeo lalana ny fahatezerana; fa voasoratra hoe: Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly, hoy Jehovah (Deo. 32. 35)." Romana 12:19
en fin de compte, misy tsy milay ihany ny fikan'A/tra o :) valiany ety antany ve alou io sa hoe le tena any ankoatra e ? :P
47. cutie ( 03/04/2007 13:06)
Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly, hoy Jehovah (Deo. 32. 35)." Romana 12:19
en fin de compte, misy tsy milay ihany ny fikan'A/tra o valiany ety antany ve alou io sa hoe le tena any ankoatra e ?

taloha io :lol:
48. naughtyboy ( 03/04/2007 14:36)
simplex za de mino2 fa kely ihany no valiany eto antany fa ny ambiny any andanitra:)
Soa ihany fa ra tsy zany efa ripaka ela be lany tamingana raolombelona asa kalo :?:
49. naughtyboy ( 04/04/2007 11:59)
Lapino O.K mazava iny:wink:
50. prime ( 06/04/2007 14:34)
simplex:
merci lapino
... Tsy mino an\'izany sa tsy manaiky an\'izany i simp???:)(fanamarihana:izaho no nanoratra io teny nataonao quote io fa tsy i lapino)
simplex:
io ve tsy t@ Paoly le be mpanejika e. Kobon\'i toi ihany le fikan\'le resy le manao air du chien battu
... Faharesena ve izany r\'ise ny miteny hoe \"Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona.\" Romana 12:14?...:)
simplex:
en fin de compte, misy tsy milay ihany ny fikan\'A/tra o valiany ety antany ve alou io sa hoe le tena any ankoatra e ?
... Izaho mahita fa tsy ny famaliany azy eto na any ankoatra no zavadehibe fa ilay famaizana tsy maintsy hihatra na ho ela na ho haingana...:)
naughtyboy:
simplex za de mino2 fa kely ihany no valiany eto antany fa ny ambiny any andanitra
Soa ihany fa ra tsy zany efa ripaka ela be lany tamingana raolombelona asa kalo
... Izany ve?...:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.06