Toa ho ENY ihany no handresy

1. lapino ( 06/04/2007 16:03)
http://www.tv5.org/TV5Site/info/article-Referendum_a_Madagascar__le_oui_mene_largement__moitie_des_bureaux_.htm?idrub=6&xml=070406121238.2c7dtcjr.xml

Dia io indray ilay tsy azo hadino mihitsy amin'ny gazety frantsay, hatrany amin'ny tele sy radio :
tv5:
Elle comprend aussi la suppression des six provinces autonomes au profit de 22 régions, ce qui facilitera, selon les autorités, la mise en oeuvre d'un ambitieux plan de développement pour Madagascar, l'un des pays les plus pauvres au monde.
:wink:8)
2. lamie ( 06/04/2007 20:40)
ka iza no mandainga? toa 80°/° ny abstention ve dia haresy ny "ENY"?sa @ zay vitsy an'isa nifidy?aona marina izy ty e????
3. Vahinala ( 06/04/2007 21:35)
d tsy hay tsony marina izay fandehany e
4. wooda ( 07/04/2007 14:49)
:cry: :cry: :cry:

sady tsy nazava ilay zvtr ho fidianana no nalaky B ilay nanaovana azy.

Zafikeliko no hitsara ahy rahampitso!

:cry: :cry: :cry:
5. rabaradaka ( 10/04/2007 07:32)
Zao aloha nama, tena mangala-bato diso tafahoatra lotra kosa ny ekipan-dRavalo e, izay faritany nalehako rehetra dia mitarika ny TSIA ary ambany be ny taux de participatiojn, nefa dia hafa no hitako amin'ny gazety. Sa hoe tsy maintsy mangala-bato ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503