Jocelyn Ranjarison

1. lapino ( 12/03/2007 13:14)
Sao dia mba misy mahafantatra kay ny anaran'ilay tarika nanao ny original tamin'ireny hiran'i Jocelyn Ranjarison ireny ?

Mihira playback manko razoky, fa hirana tarika chorale miteny anglisy no nangalany mozika. Mba tiako ho fantatra ny anaran'ilay tarika raha mba misy mahafantatra

Dia misaotra betsaka e!
répondu par lapino le 26/03/2007 15:22
2. haromanda ( 15/03/2007 13:07)
Tena i Jocelyn RANJARISON no mihira @ Album 2reny fa izany hoe efa vitany sur studio miaraka @ Groupe de louange ialy izy dia zay vao manao tournage, otrany hoe manao clips ireny any.
3. lapino ( 15/03/2007 14:47)
Misy amin'ny hirany no playback, ka hira nataon'ilay tarika manao an'itony ohatra :

http://minorcrisis.net/files/Reach_out_to_Jesus.mp3
http://www.supload.com/listen?s=S2GO6V-K8t3

Andramo ange, vonoy ny left na right amin'ny baffle-nao, de afaka mahazo canal 1 tsy misy afa-tsy mozika fotsiny.

Dia iny mozika iny no ihiran'i Jocelyn Ranjarison an'ireny hira ireny.

Ny anaran'ilay tarika chorale io no tiako hanontaniana raha sendra mba misy mahalala
4. haromanda ( 19/03/2007 09:03)
Rehefa manao tournage na clip d ts maintsy play back no ampiasaina,sady tsy nisy hira nadika t@ teny vahiny ireny fa i Jocelyn no Auteur/compositeur jereo @ jacquette lay album 2.Ny filaza ny chorale mihira dia tsy chorale no fa Groupe de louange ny MRE, tongava ao @ Roxy isak'Alahady raha hijery manomboka @ 7 maraina.
5. ramalagasy ( 23/03/2007 23:34)
Marina izany hoe rehefa manao clip dia manaraka fotsiny fa ny tian'i lapino tenenina angamba raha azoko tsara hoe doublendrazoky ilay hira de iza ilay tena nihira azy tamin'ny voalohany? Sa tsy izany?
6. lapino ( 26/03/2007 15:22)
Tsy clip no tiako hotenenina fa le hira mandeha amin'ny radio ireny ka.

Za tsy mahafantatra ny n° album, ka tsy haiko raha anaty album2 na album hafa ilay hira anontaniako. Fa hira nadika avy tamin'ny teny vahiny ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2389