Hira sy mozika
1. lapino
(
12/04/2007 08:01)
Betsaka ihany angamba ny ohatra an'ah, tia hira (na dia tsy mahay mihira aza); isan'ny mahafinaritra mihitsy koa ny fiderana an'Andriamanitra.
Kanefa :
Toa ny hain-teny amin'ny tononkira, ny feon-kira mahafinaritra sy ny mozika tsara petrapetraka misy feon-gitara sy feom-piano, ny chorale tsara rindra sy ny mpihira tsara feo sns ... no tena itiavako azy. Tsy hoe izany akory no ratsy
Fa :
Moa ve tena midera an'Andriamanitra amin'ny foko tokoa aho amin'ireny ? :roll:
Ny anao angamba eny, sambatra ianao raha izay

novalian'i ikaretsaka ny 18/04/2007 22:25
2. rakaroka
(
12/04/2007 08:18)
Samy manana ny fomba fiderany 'gné, sady Atra koa no mahatsapa izay ankasitrahana eo imasony ka na tsy mahay mihira aza 'zay tsy mahay sibika mahay fatam-bary e, ohatra mankalazà an'Atra @ dihy indray ohatra!:lol::lol::lol:
3. diamondra27
(
12/04/2007 09:56)
lapino: dia tsy haiko aloha ny ataon'ny hafa fa ny azoko lazaina anao dia ny fiderana an'Atra dia anisan'ny zava-dehibe amiko, mamelombelona ny fanahiko , indrindra rehefa misy tonony mampieritreritra sy mampahery izay rehefa sendra ny fitsapana ianao.
Rehefa midera an'Atra aho dia mahatsiaro fa tsy eto an-tany intsony satria tena mifantoka @iny ny saiko. KOa arakaraka ny fiangonana misy ahy io (satria indraindray dia mba asain'olona ny tena), ka raha mihaino ilay pasitera fotsiny ny fomba atao ao dia mihira midera ny Tompo dIa izay koa no ataoko; fa kosa raha sendra ireny fiangonana mihetsika ireny aho, raha tsy mahatsiaro hoe: tena vokatry ny foko no hanaovako ilay fihetsika dia tsy mihetsika aho na dia manao izany aza ny manodidina ahy.
Ny tiako lazaina dia hoe: raha tsy avy amiko, raha tsy mahatsiaro à l'aise aho dia tsy manao ny fanaon'ny olona na dia asaina manao izany aza.(Misy manko ilay fihetsika manainga tanana iny ohatra mampiseho fa midera ny Tompo ianao...)
Tokony tsy misy fihatsarambelatsihy fa mahatsiaro libre ny fiderana ny Tompo.
Samy manana ny interpretation-ny daholo ny olona @ ilay resaka fiderana, misy mandihy , misy mihira , misy mitendry zava-maneno etc...
Asa i lapino raha efa namonjy ireny réunion de louange ireny fa tena mahafinaritra e!
Mandritra an'io fotoana io ianao tsy mieritreritra na inona na inoa fa dia midera an'Andriamanitra @ fo tanteraka.

4. Fiffi
(
12/04/2007 11:10)
lapino: tsy hitanao ve le dinika nataoko teto hoe "Mikalo Fidèrana an'Andriamanitra" ? http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m460774918af3c
Raha zah manokana aloha rehefa mikalo fidèrana an'Andriamanitra de tena anisan'ny feno ny fo ary tena ataoko ohatran'ny mivavaka mihintsy ny fikaloana ny fidèrana an'Andriamanitra ary ahazahoako fahafinaretana.....valim-bavaka zay hataoko an'Andriamanitra !

5. ikaretsaka
(
12/04/2007 11:31)
lapino:
Kanefa :
Toa ny hain-teny amin'ny tononkira, ny feon-kira mahafinaritra sy ny mozika tsara petrapetraka misy feon-gitara sy feom-piano, ny chorale tsara rindra sy ny mpihira tsara feo sns ... no tena itiavako azy. Tsy hoe izany akory no ratsy
Fa :
Moa ve tena midera an'Andriamanitra amin'ny foko tokoa aho amin'ireny ?
Ny anao angamba eny, sambatra ianao raha izay
jereo ilay tononkira na ilay hira..
henoy miadana dia medidate amin'iny..
dia ianao ihany rehefa avy eo no manontania tena!
ataovy resakao sy Andriamanitra irery dia manontania tena
6. Mandefitra
(
12/04/2007 12:02)
Marina ny tenin 'i Ika hoe maka fotoana mba handalinana ny tonon-kira sy zay tiany ambara .. na dia ireo hira efa mahazatra sy fanao aza.
Raha avy mandray ny fanasan'ny Tompo enao zao no mihira ny ffpm 424 hoe:
Tsaroako de tsaroako, Jeso o, Jeso be fitia
Fa ny fahadisoako,nodiovinao satria
Noho Jeso mpamonjy tia, inty zaho fa afaka
Antanako tokoa izao ny famelana heloka
Hahatsiaro tena ho afaka tokoa enao, miadampo "ty no rako zay alatsaka ho anareo ho famelan-keloka"

7. Mandefitra
(
12/04/2007 12:06)
Na sendra lalantsarotra no tsy hihira hoe :
Ry Jesosy mba tantano, ho tafita soa ary
ka ambeno sy sakano zay rehetra loza aty..

8. ikaretsaka
(
12/04/2007 12:07)
na ilay "miantso anao" ao amin'ny ankalazao sy ny fihirana katolika.
"tebitebinay rehetra izany tanisainay izany e
koa aza esorina aminay ny fanahinao ry tompo o
mba hiavaozanay tanteraka
araka ny sitrakao... hisantaranay sahady o, zany fiadananao"

9. simplex
(
12/04/2007 12:35)
lap:mety tsia mety eny :°)
Moa ve tena midera an'Andriamanitra amin'ny foko tokoa aho amin'ireny ?:roll:
Fa:
misaora an'A/tra refa mbola afaka mihira tsara any ampiangonana. Misy fivavahana tena faran'izay tsy misy hira mintsy fa na tononina na ny cantor fotsiny no mihira d ny vahoaka mamaly :evil::evil::evil: tena faran'ze mamptstehivavaka mintsy :°):P
tena kozy e, mankaleo be :)8)8)
11. simplex
(
12/04/2007 20:57)
oadray, bedebe zany ry Fiffi a, ny fidirana ihany no misy hira d any ampovoany any arakarany. Ohatra hoe @ andavanan'andro ohatra.
Misy koa karazana lamesa, otran'ny en latine doly ny hira atao :roll:

12. pissoa
(
12/04/2007 21:42)
simp :-D:-D:-D
Tsy maninona anie na tina aza ilay hira e ! Tsy maninona koa na ny feo milay be an'ny chorale sy ny mozika aza no nitiavana azy ... fa cf Ika fotsiny.
'Reo tsy mahalala Anao
Na minia tsy mino Anao
No iantsoanao ahy
Hanirahanao ahy.
Koa inty aho Tompo o,
Hamaly ny antsonao eeee
Hanambara ny finoana e
Amin'ny olona rehetra maminao
(hiran'ny rakitra matetika rehefa ny FET no manao ny litorjia tany aminay tany Dago :-D )

13. ikaretsaka
(
12/04/2007 22:40)
pissoa>:wink: tao marina ianao ka!!
'reo anaty haizim-pito e
na mamoy fo indrisy
no Iantsoanao ahy
hanirahanao ahy.
Koa inty aho Tompo o,
Hamaly ny antsonao eeee
Hanambara fahazavana e
Amin'ny olona rehetra maminao
simplex>fa io rehefa lamesa tsy mihira io ange raha misy de misy adiny 1 e fa raha adiny 3 io tena mety gravy kosa le.. fa misy nefa manao an'izany, tsisy lohany sy vodiny ny litorjia fa mamaky teny de toriteny eeeeeeeeeeeo lavabe!
ny latinina rehefa tena atao an le grande pompes..miaraka @ orkestra be ireny aza no tena mampiakatra feeling. Tsy mbola nahita ilay Gregorian miaraka miainga iny ianao fa aoka fotsiny...na ilay bach be ireny na le mass be manao mozart ireny (eny e raha tia mozika classic moa izany)

14. cutie
(
12/04/2007 23:44)
henoy miadana dia medidate amin'iny..
dia ianao ihany rehefa avy eo no manontania tena!
io ny fataoko:lol:
15. pissoa
(
13/04/2007 16:36)
Ika, eka :wink::-D:-D:-D
Aty aza za zao, fa otran'ny manako ao an-tsofiko foana ilay feon'ny IK kely be dia be manao an'ilay
Koa inty aaaaaho Tompo o !
Hamaaaaaly ny antsonaaaao, eeeee
:-D

16. tynah
(
13/04/2007 21:06)
Above all ( woman of faith ) hira tena tiako
Tam zah tany dago , hiram pivavahana no tena fihenoko na aty aza. Raha ratsy feo ianao d hangataho amin'Andriamanitra mba homeny feo tsaratsara kokoa mba hanompoana azy fa homeny ianao.:-*

17. ikaretsaka
(
16/04/2007 20:17)
avy ny orana aty aminay de mba sady nitendritendry teo za no mitety ny k7 ankalazao ireny dia mandefandefa azy ato.
dia misy hoe
"akohokely latsaka ankady aho tompo
hiantso kely feo hanidina tapak'elatra
tolory tanana aho ka vonjeo
sao maty vesaran'ny fahotako
tompo o tompo o mamindra fo amiko"
Sady kabary no fivavahana! no hira... ao aby!:wink:

18. ikaretsaka
(
18/04/2007 12:45)
lapino> fa tena nahatsapa ho niresaka tamin'andriamanitra aho t@ io tononkira io an..sady nahazo 'fun" no nahatsiaro ny tany an-tanana
nomeny an'ilay andininy faharoa manao hoe
"tantely saraky ny ala aho ry Kristy
Eny an-tany ngazana nilaozam-boninkazo
Tolory tanana aho ka vonjeo
sao matin'ny ngidim-pahotako
Kristy o mamindra fo amiko."

19. pissoa
(
18/04/2007 12:59)
ahoana moa ny fahatelo ? tsy tadidiko intsony !
tsiriry vorona diso farihy aho, ry Tompo
ety an-tany hefitra sy andro migaina
tolory tanana aho ka vonjeo
sao matin'ny haim-pahotako
Tompo o, mamindra fo amiko.