FFKM sy ny fanjanahana, na ny fiangonana sy ny fanjanahana m

1. Solitikabe ( 19/11/2005 23:48)
Zaza navelan'ny fanjanahana teto amintsika ny fivavahana. FFKM io, ka dia mivindrona tsara izy ireo. Ary manoatra noho ny ataon'ny tany Kaominista no ataony. Mba nandinika izany ve ianao?
répondu par Solitikabe le 27/11/2005 05:18
2. cutie ( 20/11/2005 00:15)
an3 ry Solitikabe :-D
3. Herimiafina ( 20/11/2005 00:32)
De hoe, ny FFKM ve mpanjanantany zany?
4. cutie ( 20/11/2005 00:45)
ampitahao we ny kaominista any Chine sy ny FFKM :-D
5. akamatiana ( 20/11/2005 05:23)
innn kay zany mivindrona ????:-w :-w , veunjana kou zah ty kle!!!
6. dadabe ( 20/11/2005 14:30)
Miverina ery ambony
Mpandefa : cutie [ Valio ] 20-11-2005 04:45:17
Lohateny : Re : FFKM sy ny fanjanahana, na ny fiangonana sy ny fanjanahana m
ampitahao we ny kaominista any Chine sy ny FFKM

maninona hoe ny chine a:-w:-w
:@
7. xxx ( 20/11/2005 22:59)
voretra, hehehehe :-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 21/11/2005 03:19)
Otsan'ny fantatro ity xxx iray ity klé, le maka style herimiafina mampiasa le :-D de atao in-efatra. hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. akamatiana ( 21/11/2005 04:36)
inn kay no voretra ?? tsy maharaka tsoutsany kle :-w :-w
10. Herimiafina ( 21/11/2005 04:52)
Inn marina? Ny olona ve sa ny tanàna no voretra? hehehehe:-D:-D
11. akamatiana ( 21/11/2005 04:59)
:roll: :roll:
12. cutie ( 21/11/2005 05:09)
andray aza ataonareo an'zany kosa Chine e:-D
13. akamatiana ( 21/11/2005 05:14)
:-D :-D kayy mou zay vô azoko kle , kay mou chine l voretra hihihhih
14. cutie ( 21/11/2005 05:28)
akamatiana, matin'i dadabe eo njy a :-D
15. akamatiana ( 21/11/2005 05:32)
eh zany izy we dadabe ve akia d mbola ahafaty anah iany :-D =)):-D
16. cutie ( 21/11/2005 05:40)
bedin'i dadabe aza e :-D
17. akamatiana ( 21/11/2005 05:45)
d njy miaro anah refa bedy zah an ! :-D :-D
18. cutie ( 21/11/2005 05:53)
an3, avelao bedy any :-D
19. akamatiana ( 21/11/2005 06:03)
anjay tsy tia zanjy njy zany :sniff:
20. cutie ( 21/11/2005 06:07)
akamatiako :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5892