FFKM sy ny fanjanahana, na ny fiangonana sy ny fanjanahana m
22. ravakamalala
(
21/11/2005 14:43)
fa toa tsisy tohiny intsony ilay kaominista? nefa zay mba liana? aiza i xxx teo e?8O
24. jentilisa
(
22/11/2005 07:49)
fa ilay avy tamin'ireo fg misy ny ffkm ireo ange ny filazana hoe mety ny mitaky fahaleovantena e!
tsarovy ny taona 1953! ny protestanta moa efa tsy lazaina intsony!!!
tsarovy ny taona 1953! ny protestanta moa efa tsy lazaina intsony!!!
25. mandrindra
(
22/11/2005 15:34)
ny fiangonana dia fitaovana nampiasain'ny mpiavy mba hanjanahana ara-tsaina.
Ohatra iray izay nitranga tany amin'ny faritr'i Vakinankaratra, noraran'ny fiangonana ny fanatrehana hira gasy.
Ohatra iray izay nitranga tany amin'ny faritr'i Vakinankaratra, noraran'ny fiangonana ny fanatrehana hira gasy.
26. jentilisa
(
23/11/2005 08:43)
tsy mbola nahare izany indray aho!
ny fantatro dia hoe matanjaka be ny famadihana any amin'ny faritr'Ivakinankaratra iny!
ny fantatro dia hoe matanjaka be ny famadihana any amin'ny faritr'Ivakinankaratra iny!
