Sexe amin'ny teny gasy
21. lapino
(
25/11/2005 17:17)
Tsy misy valiny tsinona izany ilay fanontaniana satria tsy misy teny gasy tena mahadika ny hoe "sexe".
23. lapino
(
25/11/2005 19:23)
Eritrereto ange izany hoe mameno fiche any am-pianarana,
Nom:
Prénom:
Sexe :
Anarana:
Fanampiny:
Fitaovam-pananahana: :)
Anarana:
Fanampiny:
Karazana: kely maso ;)
Nom:
Prénom:
Sexe :
Anarana:
Fanampiny:
Fitaovam-pananahana: :)
Anarana:
Fanampiny:
Karazana: kely maso ;)
26. Herimiafina
(
25/11/2005 20:17)
Refa misy manontany sexe de asehoy directa refa tsy hitany mivandravandra hoe lahy ty sa vavy de refa tsy preciser-ny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
26/11/2005 19:26)
Io ary ny ahy io fa asehoko, de ahoana amizay, lahy zah sa vavy ry lapino? hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina
(
27/11/2005 03:45)
De lahy zany apetaka eo amin,ilay sexe raha izany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
32. lapino
(
27/11/2005 11:56)
Dia manjary lasa hoe:
Anarana:
Fanampiny:
Lahy:
De raha mandalo eo ny tsonjo (na ny amalona:wink:) de ahoana?
Anarana:
Fanampiny:
Lahy:
De raha mandalo eo ny tsonjo (na ny amalona:wink:) de ahoana?