Ahitana "trace" ra rehefa mi-pipi

1. babalahy ( 18/11/2005 14:59)
Tsy fantatro na efa nisy nanontany ity aretina ty teto fa mangataka toro-hevitra avy amin'ny namana azafady.Misaotra betsaka.
novalian'i fijo ny 21/12/2005 19:39
2. lanto ( 18/11/2005 16:33)
Tsy bilariziôzy ve zany ?
3. lapino ( 18/11/2005 16:38)
Ento any amin'ny dokotera haingana izany sô de mampatahotra kle!
4. xxx ( 18/11/2005 16:41)
makanesa any amin'ny dokotera fa aza miandry ela fa saropady io an sady maro ny olona ny hilaza ny eviny eto ka manjary tsy hitanao ny tena marina fa makanesa dokotera no tsara.:-*aza miandry ela an
5. xxx ( 18/11/2005 16:49)
dokotera ihany aleha ra zavatra toa izany no mitranga!!! aretina saropady b izany fa tsy toa ny hoe marary ando kely na manavy kely!!!.Fantatro hoe aretina mora sitranina io fa dokotera ihany antonona!
na izao dia izao aza , aza angatahan'andro
6. babalahy ( 18/11/2005 18:34)
Misotra betsaka anareo fa tena sahirana .
7. babalahy ( 18/11/2005 18:36)
Ary ny tena loza de le amin'ny farany pipi no tena ahitana an'azy.Misaotra tamin'ny toro-hevitra.
8. Bariry ( 18/11/2005 22:02)
Odray ry babalah, tonga de Dokotera ihany Dieny mbola manomboka sao hanahirana klé....
9. fijo ( 18/11/2005 22:15)
maro no mamoaka hevitra eto,fa i watafon dokotera ka,ny heviny ny ahy no henoiko aloha raha zavatra tsy hoe tsimaintsy hankanesana dokotera
10. xxx ( 18/11/2005 22:46)
ny ahy aloha ny kàkà no misy fa tsy ny pipi e! fa afaka ho azy avy eo
11. watafon ( 19/11/2005 17:26)
fijo misaotra e! raha misy trace na rà @ faran'ny pipi nao d aleo manao analyse mihitsy satria izay le atao hoe hematurie terminale izany hoe mety ho ny voa (rein zany) no misy tsy metimety d ny fitilina ny pipi sy rà ary examens biologiques ihany no ahitana an'izay e! aza miandry ela fa mijere DR e!
12. Herimiafina ( 21/11/2005 03:02)
babalahy:

Tsy fantatro na efa nisy nanontany ity aretina ty teto fa mangataka toro-hevitra avy amin'ny namana azafady.Misaotra betsaka.


Sur ve enao fa rà tokotrany kalongany izany klé?
13. Veloo ( 22/11/2005 21:52)
o ry hery ka efa oe ra knou...

xxx ra amin'ny kaka zany mila mande any ra-doko aingana ianao tsy ho teneniko eto ilay izy fa mila mande any ianao na dia efa afaka aza
14. Herimiafina ( 22/11/2005 22:04)
Veloo:

o ry hery ka efa oe ra knou...


Ngo de tsy rà fa pipi menamena somary mikimavomavoka knou.

15. jentilisa ( 23/11/2005 08:15)
pipi marihitra be ve? sao di mampiteniteny foana kosa e!
16. Angie ( 23/11/2005 08:21)
Babalahy> dia manantona dokotera haingana tokoa ary dia mirary soa indrindra.
Mba ento miverina eto izay sosokevitra azonao tany sao mba mahasoa ny hafa koa any aoriana any.
Watafon> biz:-*
17. watafon ( 23/11/2005 10:28)
Angie : biz kou njy :-*:-*:-*! fa taiza fôna ?
babalahy : fa ilay izy moa misy pentina rà (teinté de sang) sa tena menamena b mihitsy ?
18. fijo ( 24/11/2005 23:44)
ngah koa ngie ?????????
19. watafon ( 25/11/2005 10:25)
fijo :-D:-D:-D
20. fijo ( 25/11/2005 20:57)
wata ,ka angie anie miandry mafy le sosokevitra avy any e.sao mba hummm koa ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6386