Ahitana "trace" ra rehefa mi-pipi
41. Herimiafina
(
10/12/2005 05:06)
Ka ny ahy asiko daholo na inona na inona, manimanina alikaola mantsy ny lanilaniko ato klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
42. watafon
(
10/12/2005 05:20)
ndao ary fa raikitra e! sur alou fa ny lanilany mitsy no manimanina ! hay tokoa mou ao no misy ny glandes Tôkales e!
43. Herimiafina
(
10/12/2005 05:25)
Hehehehe, de asiana masikita kely, le trafony ireny hampifixa tsara azy ao amin,ny kibo klé, hehehe:-D:-D:-D:-D
44. fijo
(
14/12/2005 21:49)
ny ahy na tsy misy masikita aza rehefa alikola tairiko amin'izay maty aby ny mikroba any anaty any.hihih hi
48. watafon
(
15/12/2005 18:10)
d maninn nefa raha mifanao fotoana virtuel eto e! sa njy kou hoavy ?
49. Veloo
(
15/12/2005 18:20)
za wa tsy mina-kena dia tsy afaka mande any @ rendez-vous-nareo eee:-D:-D no sady amin'izay zao mbola misy bebeka kou :^)
51. Veloo
(
15/12/2005 19:21)
la biera retsy a za tsy zany ny fiantsona azy? tara ndray za zany kle :-D:-D:-D
56. Veloo
(
19/12/2005 15:15)
:-D:-D:-D:-D
o ry kala fijo a za tsy misotro ko zany no tsy ahafantarako azy lesy a:-D:-D:-D
o ry kala fijo a za tsy misotro ko zany no tsy ahafantarako azy lesy a:-D:-D:-D
58. Veloo
(
19/12/2005 19:58)
o ry kala wala a fantatro ny la biera fa ny ny argon'ilay la biere wa no tsy fantatro eeeeeee:-D:-D:-D
59. watafon
(
21/12/2005 19:35)
eny ndray ary kou ! d tadido ary fa hiverimberina f^^ona io e!:wink:
60. fijo
(
21/12/2005 19:39)
io veloo fa mamo sahady,jereo fa "wala" indray no soratany.tena mamely io kle
