Ahitana "trace" ra rehefa mi-pipi

21. xxx ( 28/11/2005 05:15)
DR alé zama à,de mba hendry @mizay @ty isaky ny elakela-trano ity
22. Veloo ( 29/11/2005 19:23)
hery a na mavokely fotsiny ary dia efa ratsy izany satria efa misy ra zany ilay pipi-njy .. mandana aigana mijery dokotera :-D:-D
23. fijo ( 30/11/2005 21:40)
antsoy haingana radoko e
24. watafon ( 01/12/2005 14:29)
fijo : sô d mbo hitanareo babalahy ?
xxx : hazavao fa tsy mazava ny tianao tenenina !
25. Veloo ( 01/12/2005 17:29)
:-D:-D:-D
26. fijo ( 01/12/2005 22:10)
wata an,very lery e,na mety efa sitrana de lasa nirevy aloha
27. Veloo ( 01/12/2005 22:17)
fijo :roll::roll::roll:
28. fijo ( 01/12/2005 22:58)
ie de io ko ndry fa mitady
29. watafon ( 02/12/2005 11:33)
fijo : mety mbola mitady DR izy zay angamba !
veloo : sô d afeninao izy ?:-D:-D:-D
30. Veloo ( 02/12/2005 16:10)
wata, fijo :roll::roll::roll: sa tsy mitady no tsy manafina kle :^)
31. fijo ( 02/12/2005 22:05)
veloo,tena tsy mitady e
32. watafon ( 03/12/2005 05:37)
fijo,veloo tena isika telo ihany ange no miasa saina eto e ! aleo izy oany amzay e!
33. toubib ( 03/12/2005 05:42)
Ny ra mivoaka @ pipy (hématurie) dia antony maro no mety mahatonga azy ka mila fantatra daolo na ny taonan'ilay olona, lahy sa vavy, na ny toerana efa naleha na nihaviana na zavatra maro hafa iany koa.Mila faritana iany koa oe: ny pipy voalohany ve sa ny farany sa izy iray manontolo.Eto moa izany dia ilay farany ihany hoy izy no misy ka ny fahavoazana amin'io izany dia ao amin'ny tatavia matetika ka ilay "contraction" farany rehefa isika mipipy iny no tena mampipoitra azy, mety ho "bilharziose urinaire" na kyste ao anaty tatavia na koa mety ho homamiadan'ny tatavia.

Mety misy hafa tsy voalaza fa ireo aloha no mateti-pitranga.Raha ohatra kosa amin'ny tsiritik'amany voalohany no ahitana ra dia matetika ny lalan'amany aty aorian'ny tatavia (urethre) no misy fahavoazana, na io vokatry ny dona na traumatisme isan-karazany(mi masta be loatra, migration de calculs maranidranitra;etsetra ), ny angatra tsy voatsabo tsara koa dia mampisyn fery tsy sitrana ao amin'io fantsona io ka mety hahatonga izany., na koa kyste na homamiadan'ny prostaty indrindra ndrindra. Eo no ilana ny ahalalana ny taonan'ilay olona.Raha izy iray manontolo no manopy mena toy ny ra dia any amin'ny voa mihitsy no misy ny fahavoazana ary izay no tena olana satria tena mety hisy fahavoazana ny fiasany, tsy afa-miala hatrany koa moa ny resaka homamiadana raha vao resaka ra no lazaina.

Ny tokony hatao dia tsy misy afa-tsy ny mandeha mijery mpitsabo dia anjarany ny mi-"orienter" ny diagnostique nao araka izay vokatry ny fizahany anao ao sy ny interrogatoire-ny, fa tsy mety ny milaza fotsiny amin'izao azy. Tsy maintsy mila bilan vitsivitsy na maromaro koa mantsy hahafahana mitompo teny amin'izay frahavoazanao.

Ok rizareo d bye!

34. watafon ( 03/12/2005 08:06)
merci toubib ! tena ampy tsara mitsy zany fanazavanao zany ange e! fa taiza fôna enao no tsy hita e ?
35. Veloo ( 09/12/2005 17:21)
wata a ie wa lesy aleo reny any e:-D:-D:-D
nisy radok. vao2 njay io tonga soa eeeeeeee
36. fijo ( 09/12/2005 19:11)
bizoro dokotera.
37. watafon ( 10/12/2005 04:45)
hafa mitsy zany feraban-dry fijo zany ! nahazo namana vao2 isika e! ndao arroser na e!
38. Herimiafina ( 10/12/2005 04:52)
Partant amin'izany aroosage zany zah klé, sambo sa dzama sa inn no hanondrahana azy klé, hehehehe
39. watafon ( 10/12/2005 05:01)
hery! ze misy any alefaso sady efa akaiky ange le fety e!:wink:
40. watafon ( 10/12/2005 05:03)
hery! ze misy any alefaso sady efa akaiky ange le fety e!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1679