Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i antso2005, milahatra araka ny daty
antso2005
(
19/12/2005 16:18)
Borneo sy East Africa, ireo indray hono no fihavintsika e
Borneo, East Africa, ireo indray hono no fihavintsika raha ito lahatsoratra ito no vakina:
[b][i]Half of the genetic lineages of human inhabitants of Madagascar come from 4500 miles away in Borneo,...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/03/2006 13:21
antso2005
(
02/12/2005 20:16)
Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
Ny tanora ny ho avin'ny firenentsika nefa toa vitsy ihany ireo hitako fa mitempo fo ho an'i Madagasikara sy miasa saina amin'ny hampandrosoana azy....
tohiny
novalian'i soanja ny 30/06/2006 04:08
antso2005
(
02/12/2005 05:58)
Inona indray re no horesahana e!
Ahona ny fahitanareo ny Amerikanina amin'ny ankapobeny raha oharina amin'ny tera-tany hafa (ohatra hoe Frantsay....)...
tohiny
novalian'i Stone ny 25/12/2005 18:04
antso2005
(
20/11/2005 03:37)
Ary mba aiza ny reveillon an'ny Gasy aty States?
Manotany tena aho hoe faritra aiza aty States no misy reveillon malaza ho an'ny Gasy. Mba te ho any izahay....
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 16/12/2005 04:15
antso2005
(
24/10/2005 20:46)
Aody ny aty NY - Misy afaka mampiatrano ve?
Manaona daholo indray nareo e!
Fanotaniana tsotra kely.
Misy afaka mampiatrano ve za 2 na 3 andro mandrapahita trano milay aty NY? Tsy vazivazy io an....
tohiny
novalian'i rabejo ny 15/11/2005 17:08
antso2005
(
20/09/2005 03:49)
Gasy tapany havaratra atsinanana USA
Manaona daholo ny Gasy rehetra.
Mitady Gasy aty USA hifaneraserana. Manjary manirery aty tany lavitra aty.
Mba manorata e!!! antso2005@yahoo.com.
Misaotra anareo....
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/12/2005 19:52
