Inona indray re no horesahana e!
1. antso2005
(
02/12/2005 05:58)
Ahona ny fahitanareo ny Amerikanina amin'ny ankapobeny raha oharina amin'ny tera-tany hafa (ohatra hoe Frantsay....)
novalian'i Stone ny 25/12/2005 18:04
5. kally
(
02/12/2005 12:27)
Ka amerikanina maninona ary no tiana hampitahaina eto ny toetrany : ny amerikanina mpanao pôlitika ve sa ny amerikanina "star" , sa ny amerikanina ao Las Vegas sy New York, sa ny " vahoaka amerikanina"?Toa samy hafa daholo mantsy ireo.
6. antso2005
(
02/12/2005 17:53)
Dia izay tiantsika horesahana rehetra io e! Na vahoka Amerikanina, na mpanao politika, na star, na mpiasa, na mpianatra......
Ry zareo Amerikanina hitako hoe tia miady hevitra be e, indraindray hevitra adaladala fa hitako hoe izay no mampandroso azy satria izy tsy matahotra ny hamoka hevitra. Tena fitambarana kintana marina ry zareo e! Ny kintana iray mety tsy dia mavita azy fa ny kintana 51 mahery be.
Isika Malagasy hitako hoe tsy sahy mamoka hevitra satria matahotra ny tsikeran'ny olona toy ny hoe, hevitra vendrana be izany, na koa hoe diso izany eritreritrao izany...ka hitako fa tokony ialantsika io fomba fanao io mba hitambaran'ny hery sy hapandroso antsika.
Ahona ny hevitrareo?

7. kally
(
02/12/2005 18:02)
Ny mamoaka hevitra misy ihany fa ny fanaovana kitoatoa no toa tena hitako mahavoa antsika,mandeha daholo ny sahabo sy ny eo ho eo fa tsy misy zavatra tena matotra.
8. fiaritiana
(
02/12/2005 18:57)
ny ahy ndray hitako refa mianatra amin ny université amerikana a!dé ny mpampianatra no manantona ny mpianatra raha misy tsy azony na ahona mbola misikotra izy satria koa mety be karama angamba, zay ndray lo sur e!
9. antso2005
(
02/12/2005 20:12)
kally:
Ny mamoaka hevitra misy ihany fa ny fanaovana kitoatoa no toa tena hitako mahavoa antsika,mandeha daholo ny sahabo sy ny eo ho eo fa tsy misy zavatra tena matotra.
Za ndray mieritreritra hoe ilay hevitra tsara mihitsy no tsy tafavokantsika satria isika tsy mahay miady hevitra sy mirahina.
Isika tsirairay mety manana hevitra tsara fa tsy te hizara. Mieritreritra isika hoe "sao za dia voasongona eo" raha mizara ny hevitro. Na any am-pianarana io na any ampiasana.
10. Herimiafina
(
02/12/2005 21:43)
Ary tena favy zany suzé zany klé, :*:*:*:* daholo, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. jennifer2
(
03/12/2005 00:17)
Ka inona ary no hevitry Herimiafina @ zany e! mino aho fa mahita tenenina enao. Lazo fa mindry zahay.
Fa ny hevitro aloha de ny toe-tsitsika malagasy no mila amboarina raha te handroso. Raha oharina @ amerikana mantsy ny toe-tsaitsika de tena tsy handroso mihitsy e, tena mbola lavitra be.
Ny amerikana, mahavita zavatra kely ny olona iray de ampherezina hatrany , mampitombo ho azy ny hafanam-po hanao tsara kokoa. fa ny an'ny gasy de toy le hoe "zay fotsiny ve?". "Zay de dedaka ery nefa zavatra tsisy dikany". Tsy mba manome satisfaction fa fanambaniana ny teny avoaka.

12. Herimiafina
(
03/12/2005 00:27)
Ny amerikana ve? Malalatsaina tsara kah, finaritra ery zah refa miresaka amin-dry zareo, surtout refa misy kaly eo, fa injainjay kosa kalongany, lasa diskussion lava loatra de maha-noana be klé.
Injainjay, zavatra tsisy dikany sy tsy tokony disckuter-na tsony de lasa resaka mampiari-tory, ohatra hoe: ahoana ny manolo zaza? hehehehe:-D:-D:-D:-D
Fa amin'ny ankapobeny, tsara kah.
Injainjay, zavatra tsisy dikany sy tsy tokony disckuter-na tsony de lasa resaka mampiari-tory, ohatra hoe: ahoana ny manolo zaza? hehehehe:-D:-D:-D:-D
Fa amin'ny ankapobeny, tsara kah.
13. jennifer2
(
03/12/2005 00:46)
Marina aloha zany e! misy an'zany mivadika resaka blag efa ho adiny firy de mijanona kely mihitsy ny asa. fa mahavita zavatra foana ry zareo an.
De zao koa, ny amerikana tsy mila fehezina zany fa tonga de manara-dalana daholo, sady ny sazy sy ny onitra ny azy rehefa manao hadisoana tena vola be no aloha.
De ny Amerikana koa, ny polisy tena manamerde be mihitsy na tsy nanao na inona na inona aza, tsy mba be famaliana zany ry zareo rehefa tratran'io amerdement io. fa rehefa tsy nanao ratsy enao de tsy maninona.

14. Herimiafina
(
03/12/2005 00:54)
Marina ireo fa miankina amin'ilay Etat ihany koa, any amin'iny faritr'i Missipi, Alabama, any New Orleans iny toa tsy dia matahotra polisy loatra ny olona, fa ny polisy indray matetika no matahotra ireo mpanakarena sasany ary dia manjakazaka amin,ny polisy tokoa ireo sy ny garde de corps-ny.
15. jennifer2
(
03/12/2005 00:57)
Ny eten'ny Nebraska indray aloha de hitako hoe mpakato lalana e. Mety misy marina ny emponina @ etat sasany tsy manara-dalana fa @ ankapobeny de hendry ry zareo.
16. Herimiafina
(
03/12/2005 01:00)
Matetika mantsy ny any amin'ny sud any mbola somary racista kely fa ny Nord no hitako fa efa somary mba eo ho eo ihany.
Ny aty aminay dia anisan'ny toetran'ny olona ny paranoiac.
Raha étranger ianao dia somary voa-surveillé lava izany, surtout mainty hoditra izany, ny polisy mody mandeha moramora dia mandinika tsara de mody lasa kanefa miverina tampoka, mandrapialanao eo amin,ny toerana iray.
Ny mahafinaritra aty dia tsy mahazo misava papiers ny polisy ary tsy mahazo mikasi-tanana mihintsy raha tsy misy mandat d'arret angaha.

17. jennifer2
(
03/12/2005 01:04)
De impiry voasava enao tany? taty tsy mbola voasava mihitsy aloha e! Normale koa anie zany raha savaina ny vahiny e! samy matahotra terroriste daholo mantsy zao ny firenena .
18. Herimiafina
(
03/12/2005 01:08)
Non, tsy savaina hoa ka, tsy mahazo misava papier mihintsy ny polisy aty. Rehefa ni-passer ny service frontiere ianao de en regle tsar izany de tsy mahazo savaina itsony. Afaka torinao izay mitetika ny hisava anao rehetra. hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. jennifer2
(
03/12/2005 01:13)
Hay ve? Zany hoe teo amp-pidirana enao no voasava e! Zahay mantsy teo am-pidirana an'i USA no nosavaina, le mandalo ! le fitarafana ny zava-drehetra, tsy haiko ny anarany.
20. Herimiafina
(
03/12/2005 01:29)
De eo indrindra raha araborabo endrika de asian-dry zareo hoe "S" ny papier. Suspect no dikan'iny de fouille totale, savaina hatrany anaty slipy rehetra any sao de terorista hono, zah lou mbola tsy tratra fa ny akama matetika no voa e. hehehehe:-D:-D:-D:-D