Inona indray re no horesahana e!

61. cutie ( 10/12/2005 04:09)
teknika daholo zany e, anga tsy efa misy free exchange usa, canada, mexico moa??
62. Herimiafina ( 10/12/2005 04:15)
Io libre échange commercial io kah, Accords Aléna sy Zlea izany.

Fa ny tena mampiavaka ny amerikana de ny teknolojia, intelligent be izy (i Einstein sy De Broglie moa izany no tena nampivoatra azy ireo e)

I Einstein mantsy no niasa tao amin'ny recherche en armement sy ny explosif dangereux tamin'ny 1940 tany.

De Broglie sy Einstein no nahitan'ny amerikana ny Bombe atomika (nanohitra ny fanamboarana izy roalahy ireo taty aoriana).

Izany hoe ny volan'ny amerikana dia any amin'ny technologie no mivalapatra kokoa fa tsy any amin'ny habetsahany, hany ka tsy de mandany vola noho ny sinoa izy raha samy hanamboatra bombe atomika.
63. antso2005 ( 13/12/2005 03:58)
Ny fototra dia ny atidoha sy firaisankina ary ny vola enti-miasa.
Ny atidoha no mametraka ny tanjona sy ny pai-kady, ohatra : raha te hifehy izao tontolo i USA dia mila teknolojy ambony, na koa hoe mila miaramila matanjaka isika sns...ka raha tsisy ny vola sy ny olona (moyens) dia toa nofinofy ihany ny hatratrarana ny tanjona.

Inona ny mampatanjaka ny Amerikanina, manana ny olona izy (aza adino fa voatazon-dry zareo ny akamaroan’ny atidoha eran’izao tontolo izao ary eto States ny akamaroan’ny oniversite tsara indrindra eran-tany) sady manana ny vola enti-miasa (companies transnationales, teknolojy ambony, miaramila matanjaka…).

Raha ny Europeanina izay voalaza etsy ambony indray dia be vola fa saingy tsisy pai-kady matotra. Ny firaisankinan-dry zareo angamba aloha no tokony hamafisina tsara vao miheritreritra ny ho kintana. Misy antony matoa ny anglisy tsy miditra lalina amin\'io vondrona io amin\'ny resaka ara-bola.

Tsy adino koa fa fivotran’ny tantara dia manazava tsara ny antony mahatonga ny Amerikanina ho matanjaka amin’izao fotona izao....efa niainga tamin’ny fahagola io, ry zareo vao nifindra monina avy any Europa dia efa mafy ny firaisakinany.
64. Herimiafina ( 13/12/2005 04:03)
Rehefa voatonona fotsiny ilay hoe "olona" de efa mety izay, ao ambadik'ireo rehetra ireo mantsy de olona avokoa, hehehhehehe8)
65. Herimiafina ( 13/12/2005 04:30)
I anona adinonjy ry antso, i AEROSMITH, reveko iny an, (l)(l)hehehehehe:-D:-D
66. antso2005 ( 19/12/2005 16:15)
Herimiafina:

I anona adinonjy ry antso, i AEROSMITH, reveko iny an, (l)(l)hehehehehe:-D:-D



:D, tandremo aza varina aty Amerika aty ka adino Madagasikara an :)
67. jennifer2 ( 20/12/2005 04:33)
Tsy misy mamy ohatran'ny mody e!
Mamy ny mody, fanafody, ...
68. Herimiafina ( 20/12/2005 06:02)
Ka tany Dago aza no tena nireveko an'i Aerosmith knou, le fitiavana mavesatra klou efa ao ihany e, hehehehe:-D:-D
69. jennifer2 ( 21/12/2005 04:02)
De rahoviana ihany enao no hody zany?
70. Herimiafina ( 21/12/2005 04:20)
Efa aty Dago zah miresaka aminao io kah, efa nody ny heritreritro fa ny vatako sisa no any andafindrika any, ny fety ho avy angamba no nahatonga izany klé. hehehehehe:-D:-D
71. jennifer2 ( 25/12/2005 02:54)
Ndry! any zany mifankahita e!
72. Stone ( 25/12/2005 18:04)
Herimiafina, tsy dia marina loatra ny teninao momban'i Einstein sy Louis de Broglie, ireo dia tsy techniciens namorona ny bombe atomique akory na chercheurs fa physiciens theoriciens (monban'ny "Relativite" sy ny "mecanique quantique")
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6763