Tia tanindrazana ve isika Malagasy?

1. antso2005 ( 02/12/2005 20:16)
Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
Ny tanora ny ho avin'ny firenentsika nefa toa vitsy ihany ireo hitako fa mitempo fo ho an'i Madagasikara sy miasa saina amin'ny hampandrosoana azy.
novalian'i soanja ny 30/06/2006 04:08
2. fiaritiana ( 02/12/2005 20:44)
lé mitempo kosa angamba mety betsaka kokoa noho lé miasa saina hampandroso azy!
3. Herimiafina ( 02/12/2005 21:44)
Tia kah, tia tanindrazana mahintsiny afatsy ireo izay tsy tia ihany, mety misy zavatra manaporitra azy any antanindrazany any de lasa tsy tia izy, asa moa? hehehehe:-D:-D:-D:-D
4. fiaritiana ( 02/12/2005 22:39)
marina ny an i toi ry herimiafina a!
5. Herimiafina ( 02/12/2005 23:01)
Marina kou ny anao ry fiaritian an, hehehehe:-D:-D
6. fiaritiana ( 02/12/2005 23:10)
=D=D herimiafina!
7. Herimiafina ( 02/12/2005 23:11)
=D=D fiaritina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
8. jennifer2 ( 03/12/2005 00:22)
Bravo daholo na fiaritina na herimiafina, fa za hoy aho tsy mahay mampiasa an'le sarisary e? Za mba ampianaro e!
9. Herimiafina ( 03/12/2005 00:24)
Kliker-o fotsiny akia ilay sarisary tinjy apetraka de misy soratra mifandray amin'iny misoratra hoazy eo an. Tsy hitandry ny sary raha tsy alefa aloha le zavatra nosoratandriko. hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. jennifer2 ( 03/12/2005 01:05)
OK fa andramako. :P
11. Herimiafina ( 03/12/2005 01:06)
Inn no andramanao? le sarisary sa le masikita hatonoko ato, hehehehe:-D:-D:-D:-D
12. jennifer2 ( 03/12/2005 01:11)
Zay mety handramana rehetra ka.
13. Herimiafina ( 03/12/2005 01:28)
Oay leity e, ary bonne be izany an, zah konkou matsiro be raha hananjana i toi, hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. jennifer2 ( 03/12/2005 01:45)
sao de masiaka na marikivy sa masira? raha mamy de mety ho tiako.
15. Herimiafina ( 03/12/2005 01:50)
Oay, zah azany mamy be mahintsiny, tsy mila ampiana siramamy tsony, somary hosorana tantely kely fotsiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. antso2005 ( 03/12/2005 02:05)
jennifer2, Herimiafina, jenifer2, Herimiafina, ohatrany ahite cutie, Herimiafina, cutie, Herimiafina izany aho.
17. Herimiafina ( 03/12/2005 02:08)
Ka tsy misy miditra mahintsiny anie ry antso de mba hafanainay alou le size e, :wink:
18. jennifer2 ( 03/12/2005 02:14)
marina zany ry herimiafina. Rehefa tsy hiditra ny hafa akleo sosohana.
19. antso2005 ( 03/12/2005 02:19)
Manahy ny ho avin'i Dago aho satria totitry ny kolotsaina vahiny isika ka mety ho lefy ao ny kolontsaintsika. Inona no fototra hiazomantsika mba hitazomana ny maha-gasy antsika?
Misy ny malagasy izay mirehareha hoe manana nationalite hafa (ohatra hoe manana nationalite Frantsay, na hafa...), hitako hoe very fototra mihitsy satria ilay zavatr'olona hafa ary indray no hizesitiavana.
20. pika ( 03/12/2005 05:03)
Misy ny malagasy izay mirehareha hoe manana nationalite hafa
:-D:-Denefa izy tia tanindrazana ve:roll:

za lo gasy e tia ny taniko aho satria ity no holovain'ny taranako sy mbola hilevenako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.5245