Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
21. Ralay
(
03/12/2005 06:07)
Amiko dia tia tanindrazana daholo isika malagasy fa ny fitiavana azy no samihafa ny fanehoanan'ny tsirairay. :-)
22. vale
(
03/12/2005 11:30)
antso2005:
Manahy ny ho avin'i Dago aho satria totitry ny kolotsaina vahiny isika ka mety ho lefy ao ny kolontsaintsika. Inona no fototra hiazomantsika mba hitazomana ny maha-gasy antsika?
Misy ny malagasy izay mirehareha hoe manana nationalite hafa (ohatra hoe manana nationalite Frantsay, na hafa...), hitako hoe very fototra mihitsy satria ilay zavatr'olona hafa ary indray no hizesitiavana.
hihihi, mampalahelo izany! manao valalan'alika ny fiaviany izy ka aiza moa ny olona hafa no handraraha sy hanisy valerany ny mahamalagasy azy raha izany? ny olona rehetra samy mirehareha ny @ fiaviany avy na dia manana "nationalité" hafa aza izy ireny!(ohatra akaiky ny "tavaratra")
Teny kely: Mba manaova toy izany koa eee!"ny soa fianatsa" hoy ny betsileo izay!merci dôly
23. fiaritiana
(
03/12/2005 14:42)
herimiafina, jennifer:raha misy ambikambina maskita any dé mba atsipazo aty e!
24. jennifer2
(
03/12/2005 17:12)
fiaritiana: tsy adinonay njy ka! sady tsy ambiny zany no omena ka, ratsy be zany, alefanay 2 sera sera tsy maninona a? alefanay avion ndray ary e!
25. Ragadona
(
03/12/2005 18:38)
Nga tsisy akaikaiky hatono ry fiar no miandry zay mbola halefa avion, sady masiso eny an dalana e
26. Herimiafina
(
03/12/2005 21:35)
fiaritiana: njaso fa tonga de ataoko kitoza be mahintsiny raha zay no tinjy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. cutie
(
04/12/2005 00:39)
Hevitra mandeha : Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
Isan'ny hevitra : 26
Fanontaniana tsy tokony hipetraka ry Antso a
28. jennifer2
(
04/12/2005 00:40)
fiaritiana: de asiana epice kely le kitoza de @ zay manimanitsa tsara.
30. jennifer2
(
04/12/2005 01:39)
herimiafina rangaha mampilendalenda fotsiny an> za zao andeha hividy an'ireo de tsy omeko i Herimiafina.
31. Herimiafina
(
04/12/2005 01:54)
De zah kou andeha hividy an'ireo de tsy maninona njy na tsy hanome aza, ny ahy mbola hosorako tantely kely le kitoza de asiko mayonezy kely izy avy eo. hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. jennifer2
(
04/12/2005 02:06)
:twisted:
de ny ahy asiko surprise mampilendalenda an'i herimiafina. tongava eo anie aty e!
de ny ahy asiko surprise mampilendalenda an'i herimiafina. tongava eo anie aty e!
33. Herimiafina
(
04/12/2005 02:08)
Ianao ve tia vary be menaka, zah mpanafika famadihana, manao tonga tsy nasaina hihinana vary be menaka klé, de bedin'i mamanay foana, hehehe:-D:-D
35. Herimiafina
(
04/12/2005 02:25)
Ka izy matavy be iny mahintsiny no mampafilotra azy akia an, ny atidohako konkou mila acide gras bedabe hiasany, sirtout acide stéarique hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
04/12/2005 02:51)
Non asina tambavy artisô kely tonga de bonne be ny , hehehehe:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina
(
05/12/2005 18:30)
Salady fihinanao ihany no resahanay eto knou, ny amerikana mantsy tia salady be mahintsiny, ankoatry ny hena an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
