Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
61. Herimiafina
(
09/12/2005 16:01)
Ny malagasy sasany izany izany kah, menatsa mampiseho ny maha-izy azy sao de tsarain'ny olona, de manao cinéma te ho bon soldat, hehehehe:-D:-D
62. Veloo
(
09/12/2005 16:10)
tsssssssss loza ko zany ... za lesy tsy mba menatra zany a au contraire I am proud to be a malagasy kle
betsaka ery ny ol tsy mahalala oe aiza zany dago zany aty
betsaka ery ny ol tsy mahalala oe aiza zany dago zany aty
63. Herimiafina
(
09/12/2005 16:28)
Aty njay betsaka ny mahalala klé, na polisy na saofera taxi, na inona vao mahita de manontany de refa valina hoe Madagasikara de tonga de miresaka be daho sady mahafantatra an'i Ratsiraka sy Ravalomanana daholo klé.
64. Stone
(
09/12/2005 16:42)
Ie tia tanindrazana ny Gasy @ ankapobeny,
Anefa misy teritery isan-karazany ka tsy maintsy manaraka ny tendance ny sasany mba tsy ho vita matavy, ohatra :
-ampianarina any @ ecole francaise ny zaza
-mitsakaraka ny ho double nationalite
-maka diploma any ivelany mba ho credible
-makany Canada sns
-dia manao trano any dago rehefa avy eo
Raha tena gasy izy fa tsy metisy dia hinoko fa tia tanindrazana, izany akory tsy midika hoe tsy tia tdrazana ny metis

65. Herimiafina
(
09/12/2005 17:06)
En somme zany tia taninjazana daholo. Izao ary e, iza no tsy tia any razambeny ato?
66. Herimiafina
(
09/12/2005 19:54)
Samy hafa mahaintsiny mantsy izany, misy tena mandà razana tsotra izao mahintsiny klé, tsy tia ny fototra niaviany ary tsy tia olona miteniteny ny fihaviany, de lasa mahamenatra na ny hiresaka ny tanindrazana aza klé. tssssss :lol:
67. fijo
(
09/12/2005 20:21)
misy akamako izay taty,mamo lery dia izao no nolazainy."aty andafy aho letsy vao mahatsapa fa tiako madagascar"zavatra tena marina io,ary araka io voalazan'i ralay io.samy manana ny fanehoany azy.
ary ny fananana taratasy vazaha anie tsy midika hoe tsy tia tanindrazana ny tena e.
ary ny zavatra efa tena mampisy toky dia ny fahitana fa efa manomboka tia ny zavatra vita gasy ny gasy.
ary ny fananana taratasy vazaha anie tsy midika hoe tsy tia tanindrazana ny tena e.
ary ny zavatra efa tena mampisy toky dia ny fahitana fa efa manomboka tia ny zavatra vita gasy ny gasy.
68. antso2005
(
10/12/2005 03:20)
Bold text
Ka inona ary no hataontsika mba hampadroso an'i Madagasikara e?
Ka inona ary no hataontsika mba hampadroso an'i Madagasikara e?
69. Herimiafina
(
10/12/2005 03:25)
Betsaka ny azo hatao kah, fa raha iray fotsiny no manao na olombitsy de toy ny goutte iray atsipy any andranomasina klé. mila ny retsaretsa izany, 17 millions ny isantsika.
71. Herimiafina
(
10/12/2005 03:35)
Ie, tena zava-dehibe io mba hampifandraisana ny fomba fijery, ny principe de valeur mikasika ny fandrosoana aratsosialy.
Ny olana mantsy dia mifandaka ny fomba fijery any noho ny kiltiora tsy mitovy ka ny fanabeazana no entina mampifandray izany.
Ny olana mantsy dia mifandaka ny fomba fijery any noho ny kiltiora tsy mitovy ka ny fanabeazana no entina mampifandray izany.
73. Herimiafina
(
10/12/2005 03:41)
Zah efa nampianatra tany kah, saingy zao zah noterena hiala tany izao de very aty klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
75. Herimiafina
(
10/12/2005 03:51)
Tsy mahazo mody any hono zah fa manjary maditra ratsy klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
77. antso2005
(
10/12/2005 03:58)
Herimiafina:
Betsaka ny azo hatao kah, fa raha iray fotsiny no manao na olombitsy de toy ny goutte iray atsipy any andranomasina klé. mila ny retsaretsa izany, 17 millions ny isantsika.
Ka hiandry ny olon-drehetra ve izany? Ko tsy antitra ampitoerana eo? Toy ny vehivahy miandry ny "perfect man :)". Za mieritreritra fa afaka manao zavatra ny olona tsirairay raha tena tia tanindrazana. Rehefa mitambatra ireo zavatra kely be dia be ireo dia lasa zavatra lehibe iray izay mivaingana tokoa.
78. Herimiafina
(
10/12/2005 04:00)
Toy izao ataonao izao de efa izy akia ry antso an. Miresaka miserasera, mizarazara hevitra sy fomba fijery, misy fihatraikany goavana be izao an, Ravalo any Dago mamaky serasera foana isan'andro mitady hevitra klé.
79. antso2005
(
10/12/2005 04:00)
cutie:
ny fanabeazana any an-tsekoly no hitako 1 mety atao :)
Miombo-kevitra amin-dry aho. Fa manentana ny tia tanindrazana rehetra koa aho hanao izay tandrifiny (araka ny voalaza hoe samy manana ny fanehony ny fitiavatanindrazana) mba hampandroso azy haingana.