Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
42. Herimiafina
(
05/12/2005 19:38)
Veloo:
hery a ny fromajy ko retsy a...
Ngah ndroky tsy manao regime mampahia njay klé? Ny fromazy mapatavy konkou, zany no tsy hinanako an'ireny cheese Bueger ireny klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. Veloo
(
05/12/2005 20:09)
hery za tsy manao regime... ny ahy efa tsara... fa ny amerikana no mihinana fromazy - adinon-njy ny niteny an'ilay izy wa eeeeeeee
44. Herimiafina
(
05/12/2005 20:29)
Zah tia fromazy be mahintsiny an, fa aleoko ihany fromazy suisse klé, iny ahay mba henoko tsara ny tsirony na dia roa andro aty aoriana aza, sady zah mila matavy fa kozatina kely de menomenona rafotsy hoe otsan'ny matory amin'ny plancha zany hono izy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
46. Herimiafina
(
05/12/2005 20:43)
Ie, zah ne efa miteny hoe mety ho favy konkou ny ngoda e, tsy ny mahia foana no idealy klé, hehehe:-D:-D
47. jennifer2
(
05/12/2005 22:49)
herimiafina a! za andefaso an'zany fromazy zany fa mba te ho ngeza. @ zay koa le ramoseako tsy mimenomenona.
50. jennifer2
(
07/12/2005 00:12)
Eh! miverena daholo ao anaty kianja fa aza manao resaka an-tsisitosy!:twisted:
ny ankamaroan'ny malagasy de samy tia ny tanindrazany saingy ny fanehoana azy no samihafa. Toy ny fanehoam-pitiavana an'le olo-tiana ihany io.
Antony: "l'amour est un oiseau rebelle, il n'a jamis jamais connu du loi,..." (hira io)

51. Herimiafina
(
07/12/2005 19:04)
jennifer2:
Eh! miverena daholo ao anaty kianja fa aza manao resaka an-tsisitosy!:twisted:
ny ankamaroan'ny malagasy de samy tia ny tanindrazany saingy ny fanehoana azy no samihafa. Toy ny fanehoam-pitiavana an'le olo-tiana ihany io.
Antony: "l'amour est un oiseau rebelle, il n'a jamis jamais connu du loi,..." (hira io)
Mitovy amiko ny tsy tia gasy mpiray tanindrazana sy ny tsy tia tanindrazana. Nefa dia maro ny olona gasy no hitako tsy tia gasy refa aty antany lavitra, manana toetra ratsy hono hoe, sns, avoaka daholo izao antony retsaretsa izao entina hanamarinana ny tsy fitiavana malagasy.:x
53. Herimiafina
(
07/12/2005 20:19)
Inona koa ity mahavariana ano ry Veloo, sa mitady rirany hamelezana ahy njay klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
54. jennifer2
(
08/12/2005 02:38)
Tokony tsy atao hoe malagasy intsony izy raha izay no toetrany. Atao race hafa mihitsy, sady tsy gasy no tsy vazaha!
55. LazaRandri
(
08/12/2005 02:41)
inona ilay tanindrazana resahina eto aloha? Ny fantatro dia tia taningazana ny Malagasy. hahaha!
56. Solitikabe
(
08/12/2005 02:45)
Jennifer2
Nga moa mbola misy Malagasy mipetra any Dago, fa tsy efa lasa Dagonina ny olona mipetraka any eh.
Nga moa mbola misy Malagasy mipetra any Dago, fa tsy efa lasa Dagonina ny olona mipetraka any eh.
57. LazaRandri
(
08/12/2005 02:49)
ny olana lehibe any anie dia ilay izy tsy mba mahasalama fa miSolitikabe e hahaha!
59. Herimiafina
(
09/12/2005 14:59)
Tia tanindrazana ny malagasy kah, tiny fa tsy miteniteny fotsiny izy fa menatra, hehehehe:-D:-D
60. Veloo
(
09/12/2005 15:58)
inn ndray ty dagonina ty?
iza ko no ho menatra ry hery... enao angamba zany kle...:-D:-D
iza ko no ho menatra ry hery... enao angamba zany kle...:-D:-D