Tia tanindrazana ve isika Malagasy?
101. antso2005
(
04/04/2006 21:05)
soanja:
Toa toetra voajanahary sy azo volena hono io fitiavan-tanindrazana io. Namonjy famelarabelaran-kevitra nataon'izay rangahy izay momba an'i Pere Loius Rafiringa aho tao amin'ny Academie Malagasy tao Tsimbazaza tamin'ny herinandro lasa teo. Nazava tamiko ny atao hoe fitiavan-tanindrazana tsy vitan'ny resabe ambony latabatra fa tena asabe manaraka ny arabe.
Soanja a, mba velabelaro ho antsika eto amin'ny serasera re a.
Dia misaotra mialoha e.
102. soanja
(
10/04/2006 14:21)
(l)(l)Ireto izany ny note maimaika azoko tao fa ialana tsiny tsy afaka hivalampatra:
- Fitiavan-tanindrazana dia aseho amin'ny fiainana andavanandro:
a, Fanabezana, fanasoavam-bahoaka ary fanentanana.
b, Fanairana ny ambompo maha Malagasy sy ny tanindrazana.
c, Toetsaina sy teo-panahy mahaOlona sy ny ho an'ny firenena (io ilay voa-janahary) ka manosika ny olona iray ho tia tanindrazana:
- Fampiroboroboana ny kolontsaina mahaMalagsy
- Fitazomana ny rom-pihavanana sy ny fahaizana miara miaina
- Ary ny Firaisan-kina.
d, Fanorenam-paka ny fitiavan-tanindrazana: mitaiza, manabe ary ma8)mpianatra ny zaza sy ny tanaora ho olom-banon'ny firenena.
e, Fampianarana ny hahatonga ho olom-banona.
Ireo toe-tsaina sy toe-po takian'ny fitiavan-tanindrazana:
- Fanasoavana ny mpiray tanindrazana sy ny firaisan-kina ary ny fikatsahana ny soa iombonana.
BE NY ATAO ARY MALALAKA I MADAGASIKARA HANAOVANA NY FITIAVAN-TANINDRAZANA. Misaotra namaky ary mazotoa daholo amin'izay atao. Soanja.

103. mamps
(
10/06/2006 20:13)
"tany - razana" d ny tanora amzao v no ho avin'ny firenena, ridicule, mba mieritrereta howa refa manoratra.
104. antso2005
(
15/06/2006 05:39)

Misaotra betsaka amin'ny famelabelarana Soanja a.
Fenotsika tanora Malagasy ve ireo voalazan'i Soanja ireo?????
105. antso2005
(
15/06/2006 05:46)
mamps:
"tany - razana" d ny tanora amzao v no ho avin'ny firenena, ridicule, mba mieritrereta howa refa manoratra.
Mba afaka velabelarinao ve ny hevitrao azafady?
Anisan'ny tsy mampandroso antsika malagasy ny tsy fahaizana miady hevitra. rehefa miady hevitra koa dia tokony ho "constructif" ny commentaire hatao fa tsy "destructif". Io dia tsy haintsika malagasy mihitsy satria isika miseo ho be saina. Ekeko fa mahay isika fa saingy indrisa fa mahay tsy hita mankaiza (tsy masika aho miteny an'izany fa mihezaka ny anentana ireo tia tanindrazana mba hanao zavatra mivaingana ho an'ny firenena).
106. soanja
(
30/06/2006 04:08)
antso2005:

Marina dia marina ny volazan-dry. Mbola mila ezaka be dia be vao afaka tena hahay hiady hevitra ny Malagasy.
Mila ianarany koa mantsy io raha ny fahitako azy. Fa any mahagaga ahy anefa anie dia ny Ntaolo tsy nila nandeha nianatra akory dia afaka manao tapatapa-kahitra tsara mihitsy rehefa maizin-bava vilany iny sady feno ohabolana no nisy ny lesona nalaina tamin'ny traikefa.