Tia tanindrazana ve isika Malagasy?

81. Herimiafina ( 10/12/2005 04:02)
De misaotra nareo izany e, fa izao, aza adino fa ny malagasy de 70% any ambanivohitra daholo.
82. cutie ( 10/12/2005 04:07)
ka any no aleha 1 koa
83. antso2005 ( 10/12/2005 04:10)
Herimiafina:

De misaotra nareo izany e, fa izao, aza adino fa ny malagasy de 70% any ambanivohitra daholo.



Efa any an-drenivohitra nga ny 10%?
Isika ny ho avin'ny firenena e, dia aleho mihetsika isika tanora fa dia anisan'ny farany fona Dago rean'izao tontolo zao kle.
84. Herimiafina ( 10/12/2005 04:11)
Ie, izay ilay tiako iaviana, raha te-hampandroso de tsy ny tombotsoan'ny 30% tena mifidy sy manohina amin'ny fifidianana, hatahorana hanongana, no tokony tsinjovina fa ny 100% mihintsy, izany hoe miampy ny 70% matetika natao ankilabao satria tsy mba namonjy biraompifidianana.
85. antso2005 ( 10/12/2005 04:24)
Herimiafina:

Ie, izay ilay tiako iaviana, raha te-hampandroso de tsy ny tombotsoan'ny 30% tena mifidy sy manohina amin'ny fifidianana, hatahorana hanongana, no tokony tsinjovina fa ny 100% mihintsy, izany hoe miampy ny 70% matetika natao ankilabao satria tsy mba namonjy biraompifidianana.


Miombo-kevitra aho fa raha tena tiana handroso i Dago dia any amin'ny fototra, izany hoe ireo tantsaha 80% no hetsehina mafy, ny fambolena etsetra....
Raha vao miditra resaka politika be dia very ao ka lasa tsy mandroso mihitsy (very ao anaty theorie be ao fotsiny indraindray). Raha ny hevitro manokana dia ny mpandraharaha fa tsy ny fanjakana no manana "moyen" betsaka kokoa amin'izany fampandrosona izany. Eo ihany ny andraikitry ny fanjakana amin'ny fanamboaran-dalana sy etsetra fa rehefa mavitrika sy mandray andraikitra ny tsirairay dia lasa fona io e.


86. Herimiafina ( 10/12/2005 04:29)
Ny fanjakana anie izao ny tena marina tsy tokony hianteherana intsony satria efa ni se desengager tanteraka amin,ny secteur productif et commercial izy e.

NY asany dia mametraka ny regle de jeu (politique de développement) sy mi-controle sisa.

Ny privé no tokony hiditra antsehatra, kanefa malemy ny ankamaroan,ny privé any amintsika dia mbola tsy mahasahana loatra le fampandrosoana.

Tsy hoe tsy mahay ilay privé, fa kely teknolojia, vitsy moyen sady tsy misy cohésion sociale fa miady sy mifampialona sy mifamingana dia lasa tsy mandeha ny toe-draharaha (sasany).

Ka noho izany, ny privé izany no tokony tena hiasa, ilaina noho izany ny manamafy ny capacité an-dry zareo manampahaizana ireo.

En somme, ny fahaizana dia misy ary marobe izany, fa ny filaminana sy ny fifankatiavana no tokony hampiana, d'ou l'éducation civique.
87. xxx ( 11/12/2005 15:46)
rehefa mahangona harena aty an-dafy dia tokony hiverina hanao investissement any dago ny gasy tia tanindrazana. mba jereo ny ataon'ny Libanais(Eny fa na dia vazaha taratasy daholo aza izy ireo, tsy misy maharatsy izany, il faut positiver les faits). sady ny sinoa sy karana izao efa manomboka mitsaoka daholo ka tsy aleo ve hidiran-tsika teratany manambola avy aty Andilambato @izay ity resaka fandrarahana ity. Ra8 aza rangahy ity tsy mahay teny frantsay nefa dia tena mampiaiky ihany!
Raha tsy mety moa izany dia afaka miverina aty andafy foana ianao rehefa avy eo (izay no tena ialana ny nationalité fa tsy inona akory)

88. Herimiafina ( 11/12/2005 15:49)
Marina io, izay ilay hoe "transfert de valeur ajoutée" ny vola azo avy amin'ny asa aty ivelany no alefa any Dago (moins les taxes, redevances, sns bien sur) de mampitombo ny volume d'argent miasa any (devise).

Fa tsy ny any no alefa mankaty de mampihena ny isan'ny devise miasa any, hehehehe:-D:-D:-D:-D
89. antso2005 ( 13/12/2005 02:22)
xxx:

rehefa mahangona harena aty an-dafy dia tokony hiverina hanao investissement any dago ny gasy tia tanindrazana. mba jereo ny ataon'ny Libanais(Eny fa na dia vazaha taratasy daholo aza izy ireo, tsy misy maharatsy izany, il faut positiver les faits). sady ny sinoa sy karana izao efa manomboka mitsaoka daholo ka tsy aleo ve hidiran-tsika teratany manambola avy aty Andilambato @izay ity resaka fandrarahana ity. Ra8 aza rangahy ity tsy mahay teny frantsay nefa dia tena mampiaiky ihany!
Raha tsy mety moa izany dia afaka miverina aty andafy foana ianao rehefa avy eo (izay no tena ialana ny nationalité fa tsy inona akory)

"Tsy mahay teny frantsay?" :).....tsy dia ilaina loatra io teny io eo amin'ny sehatry ny "afera" ko.





90. antso2005 ( 13/12/2005 02:26)
Herimiafina:

Marina io, izay ilay hoe "transfert de valeur ajoutée" ny vola azo avy amin'ny asa aty ivelany no alefa any Dago (moins les taxes, redevances, sns bien sur) de mampitombo ny volume d'argent miasa any (devise).

Fa tsy ny any no alefa mankaty de mampihena ny isan'ny devise miasa any, hehehehe:-D:-D:-D:-D



:), ohatrany mahita cours-na economie zany aho :).
Ka io dia anisan'ny olana be ao an-tanindrazantsika ao. Ny tanora izay afaka mivondrona manao afera mampandroso firenena, hamoronana asa, sns...dia manafatra entana ny ankamarony ka ilay vola vahiny efa marary kely ananantsika iny indray mbola ritra.
91. Herimiafina ( 14/12/2005 02:50)
MIla cours-na ekonomia ngah ndroky? Tsy mila enarana zany fa tongava aty aminah de mena cours-na fianana iray manontolo mahintsiny klé, hehehehe:-D:-D:-D:_D
92. dadabe ( 15/12/2005 01:57)
kay le tena tia tanindrazamna marina hereimiafina kle
93. Veloo ( 15/12/2005 17:09)
:roll::roll:
94. jennifer2 ( 16/12/2005 04:16)
F'angaha dadabe tsy tia tanindrazana? mampieritreritra an!:roll::roll:
95. Stone ( 16/12/2005 20:52)
Ary ahoana ireo zaza gasy teraka tao dago mianatra eny @ ecoles francaises, tsy mahay teny gasy, nefa dia eo ampotony eo? Mahavariana fa haindry zalahy daholo ny zavatra rehatra, na informatique io na anglais, afa tsy ny teny malagasy?
96. sonwin ( 16/12/2005 21:28)
ka efa rajakom-bazaha ireny ka...
Niofo ity gasy fa hoe lasa ambony
Ka tsy mba miaro amin'ny namany intsony
Niofo ka tonga vazaha lehibe
Fa efa mandroso na sivilizé
.......
Aza adino ho antsika e: "Andrianiko ny teniko fa ny an'ny hafa koa feheziko"
97. Veloo ( 17/12/2005 02:32)
hummm marina zany ry sonwin=D=D=D=D
98. antso2005 ( 19/12/2005 16:13)
Stone, Snowin > marina mihitsy izany. io ilay mampanahy ahy hoe toa ho tototry ny kolontsina vahiny isika raha tsy mitandrina.
99. Veloo ( 19/12/2005 19:46)
antso a raha tena gasy mihitsy je pense pas aky a...
100. soanja ( 20/03/2006 13:24)
Toa toetra voajanahary sy azo volena hono io fitiavan-tanindrazana io. Namonjy famelarabelaran-kevitra nataon'izay rangahy izay momba an'i Pere Loius Rafiringa aho tao amin'ny Academie Malagasy tao Tsimbazaza tamin'ny herinandro lasa teo. Nazava tamiko ny atao hoe fitiavan-tanindrazana tsy vitan'ny resabe ambony latabatra fa tena asabe manaraka ny arabe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3675