Mahatsiaro ny fahazazana

201. Fiffi ( 30/11/2005 09:16)
ary ny JE DECLARE LA GUERRE ve dia tsy mba misy mahatadidy ? samy manao cercle de asiana ny anaran'ny pays izay tiana dia avy eo hoe "je declare la guerre contre.........:-D:-D:-D
202. mimiso ( 30/11/2005 10:53)
Tam zahay mbola kely kounkou de le miady am kala Berta de lasa amzay:
Bertabory volo manao T-shurtabory tanana, mipetraka @ villatakariva :-D:-D:-D:-D
203. lapino ( 30/11/2005 10:59)
mimiso < ary le hoe:
"Faly ny fo ry zalah, mahita anareo maro là tak'zao" :-D:-D:-D
Iry misy vorona, Taaaaa
Tifiro am'zay, Booooo
Nankaiza izy teo? Riiiii

I leli..., i leli..., i lelita no anaraaanyy
Tabouré..., tabouré..., tabouré no ipetrahany
Dia fori..., dia fori..., forisety no ihinanany
204. mimiso ( 30/11/2005 11:09)
message

Anjay kousany eeeee
Vètavèta be, menatsa be zà ôô
205. mimiso ( 30/11/2005 11:14)
we bozoro madama, bozoro mse
tsofy ny jiro velaro ny fe
fa tsy misy idiran'le biby be

Anjay ousany eeee
Vètavèta be, menatsa be wà Zà ry yonika aaaaaaaaaaa
206. Fiffi ( 30/11/2005 13:59)
TOKONY MISY CENSURE KOSA ETO EEEEEEEEE!!!!!!!!!!!!!
AZA ASIANA AN'IZAO KOSA FA MBA MISY ANKIZY ANGE MAMAKY SY MBA TE-AHANFATATRA IZAO LALAO FAHINY ZAO E!! TOA MISY TSY RARINY KOSA E!!!!!!!:evil::evil:
207. Fiffi ( 30/11/2005 15:55)
Nahatsiaro an'ity indray aho , tadidinareo ve ? mipetraka @ tany dia atsotra ny tongotra manao (face à face) olona roa , ny tanana mifampi-tanana dia mifampisitona mihira hoe:
en jouant , l'aiguille , l'aiguille , en jouant l'aiguille montant
208. Fiffi ( 30/11/2005 15:57)
ary ity indray ?
indreto izahay
izahay 7ème ah!
tsy manan-dafy fa mahay ......
tsy misompatra , fa manaja , n'iza , n'izaaaaaaaaaaa
209. Fiffi ( 30/11/2005 15:59)
diavola felomanana takariva
tsy mba sosotra fa mirana lava
mbay lalana o! mbay lalana o! mbay lalana befelatanana , oh ! oh ! mbay lalana o! .....
210. Fiffi ( 30/11/2005 16:02)
ary ity dia tsy ho hadinoko mandrakizay angamba:
ecolier qui part pour l'école
garde-toi de trainer le pas
en chemin ne t'amuse pas
mais songe à l'heure qui s'envole
pour ton modèle et ton symbole
si tu ne crois tu choisiras ......... tena misy trou de mémoire klé!!!!!!!
211. diamondra27 ( 01/12/2005 01:13)
misy renirano iray
misosasosa de mandao
de tanànakelinay
ao ambanivohitra ao
_____________________________________

tadidinareo ve le hoe : inona no tianao peratra volamena sa baolina volamena? etsetra
__________________________________________

j'aime la galette
savez-vous comment
c'est toi ma cadette
la la la la
oh tra la la la
la la lala
oh tra la la la
la la la la

_____________________________

izaho no valiha
enao lokanga s
(sady mitsongoloka mifanao bras dessous sur le dos)
212. diamondra27 ( 01/12/2005 02:58)
misy trondro vaovao hono e
e e e e
blakibasy no anarany
i i i i
aiza izy no mipetraka
aaaa
any anaty rano

misy kintana manadrambo hono e
e e e e
komety de halley no anarany
i i i i
aiza izy no mipetraka
a a a a
any @ habakabaka
213. Fiffi ( 01/12/2005 16:13)
diamondra27 , ie ! tena tadidiko io izaho valiha , ianao lokanga io an! sy ny peratra volamena na baolina volamena , way ! miverina ato an-tsaiko daholo izany fahazazana izany an! misaotra e!:-*:-*
214. yonikafopl ( 02/12/2005 18:53)
ary le we koa
ali baba ali baba
polisy sa volera

amin'io misy an le miondrika de ny sasany manodidina. de midobodoboka ny lamosin'ilay miondrika sy manondro ankizy iray am le miodina de eo hita we polisy sa volera.
215. Fiffi ( 03/12/2005 14:11)
yonikafolp: io ali-baba io moa ilay hoe: ali-baba, ali-baba comment s'appelle celui-là ? ary efa nolazaina daholo ve ny anarana sa moa nosoloina ny anarana ? way , tena tsy tadidiko loatra e!:?:
216. Fiffi ( 11/12/2005 06:13)
Dia isaorana antsika rehetra izany aloha fa dia nahafinaritra tokoa izao fahatsiarovana ny fahazazantsika teto izao , soahiany aloha fa niahendry daholo isika e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D fa fahazazana aloha kosa tsy dia azo natao hoe ditra fa mba nilalao ka! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
217. efamira ( 21/09/2015 10:12)
[quote=lapino]

Indro mitaky
Famindra malaky
Ny masoandro iva
Injany ny antsiva
Kaloin'ny fody
Mikopaka hody
Manako any ho any
Mitory avy hatrany
Ny alina tony
Tsy ho ela intsony
Dia sioka malako
No heno manako
Miritsoka am-po
Mahamanina koa

Maika aoka izany
Ireo mpiasa tany
Hamonjy ny akany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2631